Fichier Karaoke (.kar)

1. Ritsoka ( 19/12/2007 12:23)
Miarahaba ny rehetra!

sao de mba misy tsara sitrapo afaka mizara fichier Karaoke malagasy na lien mety hahazahoana izany,
mba hihirahirana amin'ny Fety.
dia mirary fety sambatra ho antsika rehetra.
novalian'i sirika ny 04/08/2018 02:49
2. yuka ( 20/12/2007 00:44)
:{ tsy misy ka!
3. Ritsoka ( 20/12/2007 06:38)
tsy misy


Fantatro tsara fa tena misy ny Karaoke .Kar gasy, fa na tsy omena Gratos aza, de afaka mividy aho fa mba tena ilaiko.
4. sariaka ( 20/12/2007 07:59)
Ritsoka ilay ahitana karaoke malagasy dia niezaka aho fa tsy nahita aho fa tokony mitady programa atao installation angamba ianao amin'io fa raha karaoke en général dia tsidiho ity :
http://www.vanbasco.com/it/midisearch.html

Mazotoa e.
5. sariaka ( 20/12/2007 13:24)
Ritsoka, hitako tao amin'ny internet, ireto misy karaoke malagasy maromaro, raha te-hijery. Mazotoa e. Joyeux Noel

http://membres.lycos.fr/miray96/karaoke/
6. 1342 ( 25/12/2007 16:42)
mividiana e!
7. Ritsoka ( 26/12/2007 10:37)
1342:

mividiana e!



:!: Aiza no misy mivarotra fa vonona hividy aho na hoatrinona na hoatrinona!
8. sirika ( 04/08/2018 02:49)

Ritsoka:

1342:

mividiana e!



:!: Aiza no misy mivarotra fa vonona hividy aho na hoatrinona na hoatrinona!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.7017