Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ronaldo09 ( 25/12/2007 10:22)
O ra-salmo1 a !Aiaza ialahy e?Mivoaha raha mafy!
Tsy hoe mihantsy ady fa mba resaka atao fotsiny e!Samy mpitia baolina kitra za sy leiry ,ny ahy Real Madrid no ekipa tiako indrindra ary ny an'lery ny FC Barcelone .Afak'omaly nihaona ireto ekipa ro... tohiny
novalian'i niryna ny 28/12/2007 19:09
tontavao ( 25/12/2007 05:42)
MIARAHABA NY MPISERA POLITIKA TRATRY NY NOELY
MIARAHABA ANTSIKA MPISERA REHETRA TRATRY NY NOELY,MIRARY SOA HO AN'NY REHETRA HAHITA FAHOMBIAZANA ARY MIRARY HO TRATRY NY TAONA VAOVAO IHANY KOA. ENGA ANIE HITOHY ARY HIHATSARA HATRANY NY FISERASERAN... tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/12/2007 05:37
sitlo ( 24/12/2007 18:28)
online
http://tvshack.net/ six... tohiny
novalian'i sitlo ny 28/12/2007 03:56
ronaldo09 ( 24/12/2007 11:47)
Le Real Madrid s'impose au Camp Nou
Victoire du Real Madrid qui fut supérieur au FC Barcelone et qui repart du Camp Nou avec sept points d'avance. Le seul but de Julio Baptista a permis de ramener la victoire des terres barcelonaises. ... tohiny
Antsatnk ( 24/12/2007 07:41)
fity
Ratsy v kay sa tsara le mampirafy?... tohiny
novalian'i sitlo ny 29/12/2007 17:42
massa ( 24/12/2007 06:51)
hira
mba mangataka the regret is never before bodo misaotra.... tohiny
soanja ( 24/12/2007 00:51)
Isanandro ny Noely
Mifoha maraina aho dia faly mahita ny hazavan'ny masoandro mitsiky amiko. Ny ranomandry eny amin'ny tongotro no mamerina an-tsaiko ny tsiahy fa mangatsiaka ny tontolo. Ny fo ao anaty kosa mientanent... tohiny
novalian'i niryna ny 26/12/2007 05:53
xxx ( 23/12/2007 19:30)
babyliss
manao ahoana daholo o! mba tsara v reto ilay babyliss misy fihogo ireny?(lisseur ) , zany we ilay somary rose sy volomparasy iny ny lokony , ... tohiny
fanno ( 23/12/2007 15:45)
firariantsoa
...,namana vaovao tonga;mba hiserasera sy hitafataf amn rehetra izay afaka mandray ahy tsy ankanavaka,ary dia MANAHOANA DAHOLO KALONGANY -Zay ny ela fa dia mirary soa ho any rehetra amnzao ankatoky n... tohiny
endrika01 ( 23/12/2007 15:25)
FIRARIANTSOA HOANTSIKA JIABY ô !!!!! krismasy HAFAKELY!!!!!!
nohon\'ny maha-vahiny ny tena moua,dia hita fa tena mbola vahiny miitsy.Na izany aza,dia tsy mety ny eritreritra raha mangina,ka indro krismasy hafa kely ,no asehoko anareo namana rehetra.rehefa nandi... tohiny
novalian'i endrika01 ny 05/01/2008 15:13
ywe ( 23/12/2007 14:56)
mila fanampiana
Faly miarahaba anareo tompon'andraikitra ao @ serasera forum, ny anarako dia Felana ary izaho dia mba mangataka indrindra raha mety mazava ho azy ny mahazo ny INSTRUMENTALE ny hiran'i Tarika Christoph... tohiny
tsiambaratelo ( 23/12/2007 13:37)
MANAOVA FETY SAMBATRA DAHOLO
Mirary ny namana tsirairay avy hanao fety mahafinaritra be!!!!!! Hoan'ny mpiandraikitra rehetra ato @ serasera,dia hoan'ireo namana maro be nandray anjara teo amin'ny dinika rehetra zay... tohiny
malagasymisera ( 23/12/2007 12:44)
fay de feon'anjely
salama e, mba mitady ilay tonon'ny fay raha misy mahalala ee, misaotra mialoha... tohiny
bilakarenjy ( 23/12/2007 10:19)
ATOLOTRA HO ANAREO REHETRA
http://bilakarenjy.multiply.com/music/item/285/HIRA_MALAGASY_KRISMASY_2007 Dia samia ho tahian'Andriamanitra daholo e!.... tohiny
niryna ( 23/12/2007 07:26)
Ahoana no fankalazan'ny olona any aminareo ny krismasy?
Mety misy firenena izay hipetrahanareo angamba tsy mankalaza an'io fetin'ny kristy io e! Raha mankalaza ny any aminareo dia ahoana no ataony? Ny aty aminay dia herin'andro alohan'ny Alahady Krismasy... tohiny
novalian'i niryna ny 26/12/2007 04:14
niryna ( 23/12/2007 07:11)
Mitsangana dieny mbola malaina fa rehefa mazoto tsy afaka ..
Raha mieritreritra io ohabolana io aho dia toa mampahery antsika anao zavatra ao anatiny fahalainana satria rehefa mazoto indray isika dia toa tsy afaka? Inona no hevin'io ohabolana io? Mitovy amin'... tohiny
novalian'i niryna ny 26/12/2007 04:28
niryna ( 23/12/2007 06:58)
Izay nanomboka asa tsara no hahatanteraka izany
Raha nitsidika ny tanindrazana aho dia nitamberina daholo ireny toerana feno rano maloto sy toerana ratsy tsy nisy na inona na inona ireny.Noho ny fivoarana anefa dia lasa feno trano mijoalajoala sy n... tohiny
novalian'i niryna ny 26/12/2007 05:36
danouche ( 23/12/2007 06:44)
fomba fandrahoana vorona sy henakisoa nahandro gasy
manahoana daholo de mba saika hanotany so mba misy afaka hanoro ahy nareo ahoana fomba fandrahoana vorona sy henakisoa le nahandro gasy fa isaky ny manao zah otran misy rony fona aza miome aloha nareo... tohiny
tiffanie2410 ( 23/12/2007 00:44)
arabaina
mirary soa anareo rehetra de manaova fety mahafianritra daolo de samy ho tratry ny taona2008 daolo e :@:@:@:@:@:@:@:@:snif::snif::snif:... tohiny
novalian'i tsoupou ny 02/01/2008 13:40
tiffanie2410 ( 23/12/2007 00:31)
miaraka@olona manambady
saika mba anontany ny hevitrareo; misy bandy zay efa niaraka t@ko nandritra ny2ans;izy anefa manbandy,miaraka fona zay hatr@zao,mieritreritra ny hanao zazakely mintsy,ahoan ny hevitrareo,za tsy mety ... tohiny
novalian'i tahina119 ny 23/01/2008 06:31
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.6012