Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xl ( 31/12/2007 07:28)
Mes Meilleurs voeux pour 2008
Santé, bonheur et réussite Slts, xl... tohiny
novalian'i klemntina ny 01/01/2008 14:11
cbd ( 31/12/2007 07:14)
bon annif Hery , Prime sy lé sipa kely zay
bon annif Hery séfo [img]http://yelims2.free.fr/Fete/Anniversaire06.gif[/img] bon annif lesy Prime aaaaa [img]http://yelims2.free.fr/Fete/Anniversaire06.gif[/img] bon annif le sipa kely zay fa e... tohiny
niryna ( 31/12/2007 06:51)
Ny fitiavana ihany no maha-solo fitiavana.Andramo 2008
Raha tsy isika no mizara izany fitiavana izany dia tsy afaka ny ahazo fitiavana avy amin'ny hafa.Ny fitiavana ihany no manasitrana fitiavana.Tsy vidiam-bola,tsy ilaina harena,tsy mifidy tavan'olona.Za... tohiny
novalian'i menvasoua ny 01/02/2008 09:01
niryna ( 31/12/2007 06:28)
2008? Matokia fa tsy irery hianao.
Miarahaba antsika tratry ity faran'ny taona 2007 ity aho.Enga anie ny taona 2008,hitondra fiadanana,fifaliana,fahasoavana ary fametrahana ny fiainana ho eo ambanin'i Tompo mahery. Tian'Atra isika aha... tohiny
novalian'i niryna ny 05/01/2008 20:28
niryna ( 31/12/2007 06:07)
Zaza no salama dia noho ireo ray aman-dreniny,ahoana izany?
Miankina ireo fitaizana sy fizaran'ny ray aman-dreniny izany no mahatonga ny fahasalaman'ny zaza ara-tsaina sy ara-panahy. Ny ara-batana moa dia miankina amin'izay zavatra mety mitranga ny rehetra iha... tohiny
novalian'i niryna ny 18/01/2008 06:53
niryna ( 31/12/2007 05:59)
Hitodika ny 2008,izay tsy vita tohizo,izay ratsy ario!
Miarahaba antsika rehetra tratry ny faran'ny taona 2007. Raha nisy zavatra tsy vitanao dia tohizo,raha nisy toetra ratsy dia andramo arina. Manandrama anie mifaly e,mitsiky e,mieritreritra zavatra ts... tohiny
novalian'i xxx ny 04/01/2008 18:53
ikaretsaka ( 31/12/2007 03:09)
Forum (eritreritra sy jery todika)
Mba lasalasa ho'a ny saiko, dia namakimaky diksionera teo aho (miala tsiny fa @ teny Angalisy:oops: fa aza matahotra fa adikako tsotsotra) dia nahita ny dikan'ny teny hoe "forum" hoe Forum: a[i... tohiny
tsyadino ( 30/12/2007 19:53)
ambalatavoangy
mahafa po tokoa io hira io... tohiny
rherym ( 30/12/2007 18:31)
graphiste
Manahoana daholo. Mitady graphiste mahay tsara photoshop sy mahay 3D hiara-hiasa.... tohiny
novalian'i penina ny 15/01/2008 22:58
tsikih ( 30/12/2007 17:46)
ticket réveillon dondolah sy tahiry
o ry reto an, SAO DE mila ticket réveillon Dondolah sy Tahiry ianareo?tsy afaka tampoka aho de mivarotra ny tickets efa novidiako, ataoko 70 euros ny 2 tickets, efa miaraka amimn'ny menu, antsoy ny ... tohiny
novalian'i menalamba ny 30/12/2007 23:20
endrika01 ( 30/12/2007 15:40)
MOA VE NY RESAKA ANTOKO TOKONY HAMPIZARAZARA ANTSIKA
Tena mba mampalahelo ny toen-tsaina misy ankehitriny.Mba nanindrona kely ahy ihany izy \\\'ty ka velom-panontaniana ny tena. \\\" tsy \\\'zany mantsy fa teo @ fianakaviana moa de nisy ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 03/02/2008 11:23
endrika01 ( 30/12/2007 14:58)
TSY MISY INTSONY NY AZO ITOKISANA !!!!!!
tena marina ve izany? misy namako mipetraka any an-dafy,tsy hanam-bady intsony hono izy ,sady tsy te hanana sipasipa'zany satria tsy misy intsony ny lhl azo itokisana. Tena mba marina ve '... tohiny
xxx ( 30/12/2007 13:14)
Amoureuse!!!
Zah ry zareo tena amoureuse be ah! Toa mientanentana be zany ny tenako, tsy maha tombina mintsy ary tsy maha sakafo. Io olona io anefa tsy hoe olona niarahako voalohany an! Inona no tokony hataoko fa ... tohiny
novalian'i xxx ny 19/01/2008 15:57
lebatoto ( 30/12/2007 10:36)
construction
saika mba anontany vidy ny materiaux samihafa momba ny fanamboarana trano,ao dago? ... tohiny
novalian'i Bafota ny 30/12/2007 13:59
niryna ( 30/12/2007 07:16)
Avoty ny ainao !
Efa naheno ny tantaran'i Lota ve hianao ( Gen 19)?Rehefa novonjen'Atra ny fianakavian'i Lota dia norarany tsy hierikerika kanjo: http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=GENESISY&toko=19&andininy=24-26&... tohiny
novalian'i niryna ny 06/01/2008 04:23
rakapy ( 30/12/2007 03:33)
Baiboly: tenin'A/tra nefa tadidio fa nosoratan'olombelona!
Ho anareo izay mitompo teny fantratra fa ny baiboly no lalana sy fahamarinana ary fiainana. Ny baiboly dia voalaza fa tenin'A/tra nefa aoka ho fantatsika mazava fa nosoratan'olombelona izy io. Koa ... tohiny
novalian'i prime ny 14/01/2008 11:31
sitlo ( 29/12/2007 23:13)
sary avy eny ambony roplanina
Tsy haiko ianareo raha efa nahita ireny sary avy eny ambony roplanina ireny. Rehefa imprimena ilay izy dia plat. Fa rehefa jerena amin'ireny ohatra ny solomaso matevina hafahafa ireny dia hita misy re... tohiny
novalian'i xxx ny 31/12/2007 07:21
jogany ( 29/12/2007 13:09)
Rising Voices FOKO BLOG CLUB !!
[b]Inona hono ny malaza any? FOKO ihany ê ![/b] Efa fantatrareo angamba ny momban'ny Blog Clubs ([url]http://club.foko-madagascar.org/[/url]), sa ahona ry maintikely? Hoan'izay mbola tsy mahafant... tohiny
novalian'i jogany ny 02/06/2008 01:31
Jeankely ( 29/12/2007 07:51)
Raha tsy izy ny TIM, Tsy mila ireo efa lasana ny Malagasy
Mpampirafy mananatra mpangalabadin'olona raha ny tarak'Arema no be resaka hanitsy ny TIM. Olona vaovao hatrany no zahavin'ny vahoaka fa tsy mila anareo hiteny izahay satria nanao tsy nahavita. Izay do... tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/12/2007 08:09
rakapy ( 29/12/2007 03:31)
Mpitondra fivavahana Kristianina mamataveta zaza madinika
Dia mba ahoana no mba fiehitreritrao Kristianina an'ireo mpitondra fivavahana kristianina maro be efa tratra nanao PEDOPHILIE sy nangalatra ary nanodikodina volan'ny fiangonana. Tsy hoe eo Mada ihany ... tohiny
novalian'i fijo ny 04/01/2008 23:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.8298