sary avy eny ambony roplanina

1. sitlo ( 29/12/2007 23:13)
Tsy haiko ianareo raha efa nahita ireny sary avy eny ambony roplanina ireny. Rehefa imprimena ilay izy dia plat. Fa rehefa jerena amin'ireny ohatra ny solomaso matevina hafahafa ireny dia hita misy relief izany.
Sao dia misy mahay ny teknikan'ireny ianareo.
novalian'i xxx ny 31/12/2007 07:21
2. ikaretsaka ( 29/12/2007 23:39)

misy variances bedebe io:
ao aloha ny altituden'ilay roplanina satria iny milalao be! dia ny distance an'ialahy (ilay roplam moa izany e) sy ilay trano na zavatra jeren'ialahy! dia misy data ampidirina @ ilay solomaso matevina lazain la "extruding prism"!
Tonga de 3 d be mihitsy!
gaigy vozongo ka
le film aza no tena aok'etsy!
3. sitlo ( 29/12/2007 23:49)
Ilay filma indray azoko ihany ka. Mampiasa loko roa. Matetika mena ny iray, dia fotsy analana mena ny iray. (Manga kely). Dia misy sary roa indray alefa. Ny iray hitan'ny maso ilay dia ny iray ilany. Dia misy elanelany (parallax) tsara ilay sary roa, dia lasa ohatra ny reel, 3D.
4. xxx ( 30/12/2007 07:36)
:-P
5. xxx ( 30/12/2007 11:50)
Stereoscopie

Izany hoe
- misy maso anankiroa isika
- samy maka sary fisaka daholo ireo maso ireo
- saingy misy elanelana kely ny "point de vue"
- dia samy tonga any amin'ny atidoha ireo sary anankiroa saika nitovy ireo
- avy eo ny atidoha manao kajy karazany ohatra ny "triangulation"
- dia mahatonga ny perception-na profondeur

Dia izay phenomene izay no averina reproduisé-na : Rehefa maka sary avy eny ambony ropilanina zany dia atao izay hahazoana sary in-2 avy amina toerana roa samihafa ny faritra tsirairay alaina sary. Dia samy alefa anatin'ny voamaso iray avy ireo sary roa nalaina somary mi-decale kely ireo, dia ataon'ny atidoha ny ambiny.

ps : mitovy amin'izay koa ny solomaso fijerena film
6. karinah ( 30/12/2007 14:35)
:lol::-D:-D:-D:-D:-D:-D:oops:
7. sitlo ( 30/12/2007 16:34)
mersi dia misaotra
:wink:
8. karinah ( 30/12/2007 20:12)
sitlo:

mersi dia misaotra
:wink:
...:lol::-D:-D:-D:oops:


9. karinah ( 30/12/2007 20:14)
sitlo: azfady fa mampiome ahy io teny io, ahatsiarovako kilalao_tam mbolakelylolllllllll:oops:
10. xxx ( 30/12/2007 20:29)
ikaretsaka >

misy variances bedebe io:

Variance ?? :roll: http://fr.wikipedia.org/wiki/Variance_(statistiques)

ao aloha ny altituden'ilay roplanina satria iny milalao be! dia ny distance an'ialahy (ilay roplam moa izany e) sy ilay trano na zavatra jeren'ialahy! dia misy data ampidirina @ ilay solomaso matevina lazain la "extruding prism"!

Inona no maha samihafa an'ilay "altituden'ilay roplanina" sy ilay "ny distance an'ialahy (ilay roplam moa izany e) sy ilay trano na zavatra jeren'ialahy!" ? :roll:

hazavao hoe ilay "extruding prism" fa tsy azoko mihitsy e ?
11. ikaretsaka ( 31/12/2007 00:02)
facteurs rehetra hahafahana mijery ny 3d en reel daholo ireo..
lava be ny fanazavana ireo ka sao lazein'ny olona fa mitory teny eo aho
12. xxx ( 31/12/2007 07:21)
OK, facteurs kay zany fa tsy variances ilay izy :wink:

ikaretsaka:
facteurs rehetra hahafahana mijery ny 3d en reel daholo ireo..
en reel ?! :roll:
virtuel manko no fahalalako an'ireny 3D "de synthèse" na "recomposé" ireny ...

ikaretsaka:
lava be ny fanazavana ireo ka sao lazein'ny olona fa mitory teny eo aho
Eo rangahy fa tsy fivavahana sy finoana ny ato a. :°)
Na dia rohy fotsiny aza ve dia tsy hisy ? :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0556