Zaza no salama dia noho ireo ray aman-dreniny,ahoana izany?

1. niryna ( 31/12/2007 06:07)
Miankina ireo fitaizana sy fizaran'ny ray aman-dreniny izany no mahatonga ny fahasalaman'ny zaza ara-tsaina sy ara-panahy. Ny ara-batana moa dia miankina amin'izay zavatra mety mitranga ny rehetra ihany.
Ny zaza ampy fitiavana hono dia mianatra tsara ary hita falifaly endrika eny foana.
Ny zaza kamboty velon-dray na reny anefa dia mijaly am-panahy,malahelo lava,tezitezi-dava,tia miady amin'izay ankizy manodidina azy,kizitina,ary mitana lolom-po be.
Inona no hitanareo toetra mahazo ireo zaza nilaozan-dray na reny na tokan-trano tsy misy fahasalamana(miady lava,misy gidragidra lava)?
Mitombona ve ireo lazaiko ireo sa misy mifanohitra amin'izany?
Misy vaha olana hamonjena ireny zaza ireny ve fa entiny mandra-pahalehibeny ilay izy?
misaotra mialoha e ary samy ho tratry ny taona 2008 avy isika rehetra
(l)niryna
novalian'i niryna ny 18/01/2008 06:53
2. ehery ( 31/12/2007 09:37)
Miankina ireo fitaizana sy fizaran'ny ray aman-dreniny izany no mahatonga ny fahasalaman'ny zaza ara-tsaina sy ara-panahy, voalaza teo. Marina io fa ny tena zava-dehibe dia ny fifandraisan'ny reny sy ny zaza vao hatrany am-bohoka, indrindra ny fahaizana maneho fitiavana amin'ny zaza. Ny zaza dia mahatsapa tiana na tsy tiana amin'ny alalan'ny fomba fikolokoloana azy. Raha tsy mahafantatra ny zavatra ilain'ny zanany ny reny dia mety handiso fanantenana azy, ohatra hoe raha mitomany ny zaza dia tokony ho fantatry ny reniny ny antony fa tsy avy hatrany dia omena nono amin'izay mangina.
Ny zaza kamboty nefa misy mikarakara tsara dia tsy voatery hoe ho ratsy toetra rehefa lehibe. Ny vahaolana ho ahy dia ny fanabeazana azy ireo. Ampiana izy hahatsapa tena, dia rehefa avy eo izy ihany no afaka manova ny tenany. "Ny toetra ratsy azo ilana" hoy ny Ntaolo, ka samy afaka manatsara ny toetrany ny tsirairay fa tsy misy voatendry ho ratsy toetra hatrany am-boalohany.
Izaho koa dia mirary anareo ho tratry taona vaovao.
3. niryna ( 31/12/2007 11:30)
ehery:

misaotra e :-*
4. xxx ( 04/01/2008 19:17)
niryna:

Miankina ireo fitaizana sy fizaran'ny ray aman-dreniny izany no mahatonga ny fahasalaman'ny zaza ara-tsaina sy ara-panahy. Ny ara-batana moa dia miankina amin'izay zavatra mety mitranga ny rehetra ihany.
:D

Ny zaza ampy fitiavana hono dia mianatra tsara ary hita falifaly endrika eny foana.
Ny zaza kamboty velon-dray na reny anefa dia mijaly am-panahy,malahelo lava,tezitezi-dava,tia miady amin'izay ankizy manodidina azy,kizitina,ary mitana lolom-po be.

:cry:

Inona no hitanareo toetra mahazo ireo zaza nilaozan-dray na reny na tokan-trano tsy misy fahasalamana(miady lava,misy gidragidra lava)?

izay olona miara-mipetraka aminy no hiantefan'ny fahatezerany ary iny olona iny foana no iadivany

Mitombona ve ireo lazaiko ireo sa misy mifanohitra amin'izany?

Ny ray na reny miara-mipetraka aminy no heveriny fa diso na nandroaka ilay iray ary dia iny olona iny no mitondra ny tsy eran'ny aina.

Misy vaha olana hamonjena ireny zaza ireny ve fa entiny mandra-pahalehibeny ilay izy?

Ny fitiavana azy,ny fifanankalozan-kevitra aminy,ny fampifantarana azy fa tsy avy amin'ny ditrany na tsy avy aminy no nahatonga azy mivady nisaraka na miady lava fa noho ny tsy fifanarahana sy tsy fitovizan'ny hevitra misy azy mpivady.

misaotra mialoha e ary samy ho tratry ny taona 2008 avy isika rehetra
(l)niryna

Samy ho tratry ny taona koa isika rehetra e :-*

5. niryna ( 04/01/2008 19:34)

xxx:

[quote=niryna]

:D tena mbola tolona lavitra ezaka izy izany,miaraka mivavaka amin'ilay zaza na ny fianakaviana mihitsy no miara-mivavaka mba hifanome hery sy hifamela heloka no fanampiana azoko ambara fa tena manampy tokoa io.

6. tsiambaratelo ( 13/01/2008 12:55)
xxx:

niryna:

Miankina ireo fitaizana sy fizaran'ny ray aman-dreniny izany no mahatonga ny fahasalaman'ny zaza ara-tsaina sy ara-panahy. Ny ara-batana moa dia miankina amin'izay zavatra mety mitranga ny rehetra ihany.
:D

Ny zaza ampy fitiavana hono dia mianatra tsara ary hita falifaly endrika eny foana.
Ny zaza kamboty velon-dray na reny anefa dia mijaly am-panahy,malahelo lava,tezitezi-dava,tia miady amin'izay ankizy manodidina azy,kizitina,ary mitana lolom-po be.

:cry:

Inona no hitanareo toetra mahazo ireo zaza nilaozan-dray na reny na tokan-trano tsy misy fahasalamana(miady lava,misy gidragidra lava)?

izay olona miara-mipetraka aminy no hiantefan'ny fahatezerany ary iny olona iny foana no iadivany

Mitombona ve ireo lazaiko ireo sa misy mifanohitra amin'izany?

Ny ray na reny miara-mipetraka aminy no heveriny fa diso na nandroaka ilay iray ary dia iny olona iny no mitondra ny tsy eran'ny aina.

Misy vaha olana hamonjena ireny zaza ireny ve fa entiny mandra-pahalehibeny ilay izy?

Ny fitiavana azy,ny fifanankalozan-kevitra aminy,ny fampifantarana azy fa tsy avy amin'ny ditrany na tsy avy aminy no nahatonga azy mivady nisaraka na miady lava fa noho ny tsy fifanarahana sy tsy fitovizan'ny hevitra misy azy mpivady.

misaotra mialoha e ary samy ho tratry ny taona 2008 avy isika rehetra
(l)niryna

Samy ho tratry ny taona koa isika rehetra e :-*

7. niryna ( 18/01/2008 06:53)
tsiambaratelo:

:D:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5685