2008? Matokia fa tsy irery hianao.
1. niryna
(
31/12/2007 06:28)
Miarahaba antsika tratry ity faran'ny taona 2007 ity aho.Enga anie ny taona 2008,hitondra fiadanana,fifaliana,fahasoavana ary fametrahana ny fiainana ho eo ambanin'i Tompo mahery.
Tian'Atra isika ahatsapa fa miaraka amintsika Izy
Tiany isika ny hino Azy ka rehefa mahatsiaro matahotra(irery0 mitadiava Azy fa ahita fiadanana tokoa.
Raha mahatsiaro ketraka hianao,ho hitanao ny tanjany.
Raha mahatsiaro malahelo hianao,ho hitanao ny fifaliany miaraka Aminy.
Raha mitranga ny fahoriana izay tsy voavaha ny olana na inona atao na inona izany,ho tsampanao ny fiantrany sy fitsinjovany anao raha miantso Azy.
Miaraha aminy isan'andro,ary fantaro ny zava-bitany taminao. Tadiavo Izy ao anatin'ny fahorianao sy ny fotoan-tsarotra
Tompo o hianao Irery ihany no afaka hameno ny banga amin'ny fiainako.Fantatro izany fa hianao Irery ihany no tsy andao na hanary ahy indrindra amin'ny fotoan-tsarotra.Mandrakizay ny Fitiavanao,ny Famindram-ponao.Ampio aho ny hametraka ny olana rehetra amin'ny fiainako ho eo am-pelantananao.
Miaraha amiko Tompo,Matoky aho fa hitantana ny diako hianao.Tena tsapaka indray ny jironao eo amin'ny tavako ary ny fahasoavanao ato anatiko mitari-dalana ahy. Amena
Salamo 139
2 Hianao no mahalala ny fipetrako sy ny fitsangako Sady mahafantatra ny hevitro eny lavitra eny.
3 Voadinikao ny toetro, na mandeha aho, na mandry; Ary fantatrao tsara ny alehako rehetra.
HO TRATRY NY TAONA 2008 AVY ISIKA REHETRA.:-*:-*
(l)niryna

novalian'i niryna ny 05/01/2008 20:28
2. Ylly
(
31/12/2007 09:51)
"niryna":tsy 2008 fotsiny akia fa hatramin'izay a!
2008? Matokia fa tsy irery hianao.
3. niryna
(
31/12/2007 11:17)
Ylly:
"niryna":tsy 2008 fotsiny akia fa hatramin'izay a!
2008? Matokia fa tsy irery hianao.
:D izay no mahatonga ahy hiteny aky a,raha tsy nambinina tamin'ny taona 2007,matokia fa tsy irery hianao fa misy an'i kristy mpiaro sy mpiambina ary mpitarika ny dianao.
eny tsy ny 2008 ihany fa miova ny taona,miova ny toetsaina,ary miova ny lalana ratsy sy toetra ratsy izay fantatra fa tsy nety.
Dia lasa fiainam-baovao o,fisainana tsara vaovao oo!,tsiky vaovao oo! :D
6. rijadolly
(
31/12/2007 16:55)
Misaotra betsaka Niryna nampahery a!Ary misaotra antsika rehetra amin'firariantsoa ny taona 2008:-*:-*:-*.Ity ny bonne année ho antsika rehetra é(l)(l)(l) http://www.aquarelle.com/pg/home_cgi/home.cgi?langue=fr&sapa=01_yahoo_728x90_noel07 http://baiboly.org/toko.asp?boky=LIOKA&toko=12&andininy=27-28&dika= AZY ny saotra sy ny Dera ary ny voninahitra,mandrakizay amen!^:^^:^^:^=D=D=D=D=D=D
7. ikaretsaka
(
31/12/2007 17:04)
mba eritreritra sendramandalo ity sy rijadolly fa aza atao mahatezitra an
rehefa izay ny AZY dia inona ny ANTSIKA omen?
rehefa izay ny AZY dia inona ny ANTSIKA omen?
8. rijadolly
(
31/12/2007 17:09)
ika>>>> http://baiboly.org/toko.asp?boky=LIOKA&toko=12&andininy=27-28&dika=
9. ikaretsaka
(
31/12/2007 17:13)
dia lasa hanofy voninkazo sy ahitra indray izany ko!:roll:
de mahazo fitafy dia ahoana?
de mahazo fitafy dia ahoana?
10. rijadolly
(
31/12/2007 17:27)
Alaivo sarisary ao ry ika à,rehefa izay ny dikany azonao dia izay zany ko.Atao ahoana fa izay ny voarainao.:cry::cry::cry:
11. ikaretsaka
(
31/12/2007 17:35)
dia inona no alaina sarisary an tsaina? sahan-draozy sa margrity sa tolipy sa môzà?
ampianaro zahay ko:roll:
ampianaro zahay ko:roll:
12. ikaretsaka
(
31/12/2007 17:37)
ay tsa mahay le manofinofy sy mitsingevangevana @ fnatisme toy ny tratran'ny rongony mampatory ohatranareo manko ko!
13. rijadolly
(
31/12/2007 17:39)
oh isika mirahalahy ihany izany miresaka ato izany an!Aza tazomina aho fa eto foana aho ka.:-D:-D:-D
14. ikaretsaka
(
31/12/2007 17:46)
aleo ihany ialahy tazomina sao mitsingevana any @ zany nirvana be saham-boninkazon'ialahy izany ka lasa tsy eo intsony @ 2008 ka
17. rijadolly
(
31/12/2007 18:01)
Mamorona loha hevitra hafa ry ika fa manjary simba ny loha hevitry hafa,zany é.
18. rijadolly
(
31/12/2007 18:20)
ikaretsaka::cry::cry::cry::cry:
ay tsa mahay le manofinofy sy mitsingevangevana @ fnatisme toy ny tratran'ny rongony mampatory ohatranareo manko ko!
19. rakapy
(
02/01/2008 01:31)
kay va Daina no miasa @ ity finoana ity. Ka tsy ry zalahy jamaikan zany no tena mahita ny mariana???:@:@:@
sa ny Kristianina koa mampiasa azy io?:@:@:@:}:}:}
sa ny Kristianina koa mampiasa azy io?:@:@:@:}:}:}