ka ianoa ve mahafantatra ny inoanao? ny tantarany ny nahatonga azy..ny 500 taona faran'ny mpijapy train sns?? ny tantaran'ny baiboly??? ny asan'i pasitera??
@ fo madio fa tsy ilay nafahana anao t@ sekoly alahady?:-D
:cry: fantatro ny hinoako ary Izy no manoro ahy hitory ny teniny,fa heverinao fa ny saiko fotsiny ve?
Tsia tompoko,izay mino Azy ny ataony koa no ataony.Mino Azy ika dia manao ny nataon'i kristy,tsy mino Azy ika dia izao no vokany.
diniho ny tenanao dia jereo ambony ambany dia miverena miaraka @ arguments raha tsy mbola nazava izay efa naroso teto izay!
Ahoana hoy ilay olona iray izay any ambadika any e,hitako ny lalan-tsara ka hizorako ,azoko ny famonjena ka ho tanako,tsy ratsy kosa ilay izy :D