2008? Matokia fa tsy irery hianao.

21. rijadolly ( 02/01/2008 15:17)
:oops::oops::oops::oops::oops:Tena menatra be aminareo tsy Kristianina aho amin'ataonay miseho kristianina mpino,nefaaaa atao ahoana e!.:cry::cry::cry:
22. niryna ( 02/01/2008 15:36)
ikaretsaka:

tsy 2008 ihany ramatoa fa manjak'zay a


Mandrakizay tokoa ny famindram-pony .Misaora Azy^:^
23. ikaretsaka ( 03/01/2008 00:15)
rijadolly> "tsy rongony mampatory,. . . misavoana any anivon-danitra any fa santarina eto an-tany . . , natao ho vy miaina eto hampiadana ny olona rehetra, handresena ny fahafatesana (tsy fahalalana) @ lafiny rehetra... Ny maha kristianina "
(hira ao @ Ankalazao ny Tompo)
24. ari.malala ( 03/01/2008 07:19)
cutie, daina aona aky?
25. niryna ( 03/01/2008 20:04)
ikaretsaka:

dia lasa hanofy voninkazo sy ahitra indray izany ko!:roll:
de mahazo fitafy dia ahoana?

:cry:

26. niryna ( 03/01/2008 20:05)
kabatritra:

marina izany

:D

27. niryna ( 03/01/2008 20:06)
ikaretsaka:

tsy 2008 ihany ramatoa fa manjak'zay a

nanomboka oviana indray ity ramatoa ity :D vaovao tokoa angaha ny taona :D

28. niryna ( 03/01/2008 20:22)
rijadolly:

Misaotra betsaka Niryna nampahery a!Ary misaotra antsika rehetra amin'firariantsoa ny taona 2008:-*:-*:-*.Ity ny bonne année ho antsika rehetra é(l)(l)(l) http://www.aquarelle.com/pg/home_cgi/home.cgi?langue=fr&sapa=01_yahoo_728x90_noel07 http://baiboly.org/toko.asp?boky=LIOKA&toko=12&andininy=27-28&dika= AZY ny saotra sy ny Dera ary ny voninahitra,mandrakizay amen!^:^^:^^:^=D=D=D=D=D=D


Tsy misy fisaorana ka,hianao aza no hisaorana nizara mofom-panahy ho anay .

http://images.google.com/imgres?imgurl=http://lc.fdots.com/cc/lc/9b/9b6a8856cf85096bd21ca18dbe64f940.jpg&imgrefurl=http://profile.myspace.com/index.cfm%3Ffuseaction%3Duser.viewprofile%26friendID%3D183824805&h=375&w=308&sz=22&hl=en&start=30&um=1&tbnid=mjys1bRj

29. niryna ( 03/01/2008 20:50)
rijadolly:

Alaivo sarisary ao ry ika à,rehefa izay ny dikany azonao dia izay zany ko.Atao ahoana fa izay ny voarainao.:cry::cry::cry:

hitako:D

30. niryna ( 03/01/2008 21:06)
ikaretsaka:

dia inona no alaina sarisary an tsaina? sahan-draozy sa margrity sa tolipy sa môzà?
ampianaro zahay ko:roll:

Atra ka antsoy Izy dia hanatona anao.

7 Mangataha, dia homena hianareo; mitadiava, dia hahita hianareo; dòndòny, dia hovohana hianareo.

Matio 7:7
Mangataka inona indray hoe?
Raha manankina ny fiainana amin'ilay Kristy Tompo Mahery isika,raha mifona any aminy ary raha manaiky ho tantanany amin'izay ny fiainantsika fa tsy mino hafa dia ho vonjeny.
Eo no manomboka ny fiainam-baovao raha manaiky Azy ho Tompo sy Mpamonjy:arrow: Izy irery no ho tompoinal,izy irery no hinoana fa mpamonjy
Mivoha ny varavaran'ny lanitra a ,eo anatrehan'ny Tompo.
Na inona na inona zavatra angatahinao aminy dia omeny anao izany ary hifanaraka ny sitrapony tokoa no hanomezany azy anao fa tsy ny sitraponao na ny sitrapon-tsika.(mbola tsy nangataka aza dia efa fantantany :roll::roll::?:8O)

Na inona na inona fiainana mafy ka tsy voasedra raha manaiky sy manatona Azy amin'izay dia ho vahany avokoa.Ny olana tsy miala amin'ny olombelona saingy maivana satria manana Atra hianteherana fa tsy miantehitra amin'ny herin'ny saintsika fotsiny intsony.
Izay no mahasamy hafa ny olona mino an'i Kristy.Dia i Kristy irery tsy misy fanampiny ary tsy azo ampiana .Izany no mahatonga an'ny olona mino an'i Kristy miteny fa misy FM miaraka aminy.Io no manampy sy mitari-dalana ary manitsy ny diany.
Saro-piaro Izy ary tia ny rehetra ka izay mino Azy Irery dia omeny ny Fanahy Masina tokoa. :roll:
Mahalala mandefitra,mahalala manao teny tsy manembatsembana na mandratra olona ary mahay miaiky ny fahotana ka mibebaka any aminy i kristy Irery
Ny sarotra dia ny miaiky sy manaiky izay teny voalazany ao anaty soratra masina satria raha tsy mino Azy dia hiteny foana fa tsy ao irery no fototra hinoana an'i kristy !!!!
:-*
31. niryna ( 03/01/2008 21:07)
ikaretsaka:

ay tsa mahay le manofinofy sy mitsingevangevana @ fnatisme toy ny tratran'ny rongony mampatory ohatranareo manko ko!

:roll:

32. niryna ( 03/01/2008 21:09)
ikaretsaka:

ay tsa mahay le manofinofy sy mitsingevangevana @ fnatisme toy ny tratran'ny rongony mampatory ohatranareo manko ko!

mampatory satria misy mitsokatsoka ny lamosina dia miteny hoe dodo zanako ,tsy misy miditra intsony ilay tori-teny fa nampatoriny dia faly ery izy fa tafiditra tao anaty arato ilay baolina :cry:

33. niryna ( 03/01/2008 21:11)
ikaretsaka:

aleo ihany ialahy tazomina sao mitsingevana any @ zany nirvana be saham-boninkazon'ialahy izany ka lasa tsy eo intsony @ 2008 ka

:cry:

34. niryna ( 03/01/2008 21:14)
rijadolly:

Mamorona loha hevitra hafa ry ika fa manjary simba ny loha hevitry hafa,zany é.

=D=D izany foana ny azy ka,taritiny any amin'ny hafa ilay izy dia lasa HS foana dia tsy tonga any amin'ny tanjona 2008 ilay izy =))
Mbola mitohy foana ny tolona"Mandehana amin'izao tonotolo izao ka torio ny filazan-tsara ary ataovy ho mpianatro ny olon-drehetra."

35. niryna ( 03/01/2008 21:22)
rakapy:

kay va Daina no miasa @ ity finoana ity. Ka tsy ry zalahy jamaikan zany no tena mahita ny mariana???:@:@:@
sa ny Kristianina koa mampiasa azy io?:@:@:@:}:}:}

Ny kristiana anie rakapy ka olombelona ihany e.Ny mahavoa ny olona sasany mantsy dia faly ny hijery ny fahavoazan'ny olona ka isaky ny misy kristiana voafingana dia avy izy ireo amin'ny angady sy ny harona.
Potraka im-pito ny marina kanefa mbola tafarina.

36. niryna ( 03/01/2008 21:28)
cutie:

FM ny daina ho an'ny kristiana :-D
:D

Ny Fanahy Masina no miaraka amin'ny kristiana+mino an'i kristy irery).Fanahin'i Kristy mantsy io no nomeny an'izay miaraka aminy ary io no miady ireo fahavalo,mitolona ny hery ratsy ary tsy tafiditra ao anatiny ao intsony ny fanahy maloto raha miaraka aminy :arrow: manovo toetra maro be ho tsara sy mamela olona ary miaiky fa Kristy dia Zanak'Atra sy Mpanavotra.Raha tsy mino an'izany dia tsy omeny io:cry:

Daina ? rongony hono ka aleo ika no hilaza azy fa mitsingevangevana hono ilay olona
Mba tantarao anay hoe izany mamon'ny rongony ry ika ?


37. niryna ( 03/01/2008 21:30)
rijadolly:

:oops::oops::oops::oops::oops:Tena menatra be aminareo tsy Kristianina aho amin'ataonay miseho kristianina mpino,nefaaaa atao ahoana e!.:cry::cry::cry:

=))=)) ka izay ilay hoe fantaro ny hinoanao ka

38. ikaretsaka ( 04/01/2008 03:00)
ka ianoa ve mahafantatra ny inoanao? ny tantarany ny nahatonga azy..ny 500 taona faran'ny mpijapy train sns?? ny tantaran'ny baiboly??? ny asan'i pasitera??
@ fo madio fa tsy ilay nafahana anao t@ sekoly alahady?:-D
diniho ny tenanao dia jereo ambony ambany dia miverena miaraka @ arguments raha tsy mbola nazava izay efa naroso teto izay!
39. niryna ( 04/01/2008 04:27)
ikaretsaka:

ka ianoa ve mahafantatra ny inoanao? ny tantarany ny nahatonga azy..ny 500 taona faran'ny mpijapy train sns?? ny tantaran'ny baiboly??? ny asan'i pasitera??
@ fo madio fa tsy ilay nafahana anao t@ sekoly alahady?:-D
diniho ny tenanao dia jereo ambony ambany dia miverena miaraka @ arguments raha tsy mbola nazava izay efa naroso teto izay!

maty aho ikaky o =))=))

40. niryna ( 04/01/2008 05:17)
ikaretsaka:

dia inona no alaina sarisary an tsaina? sahan-draozy sa margrity sa tolipy sa môzà?
ampianaro zahay ko:roll:


30 Ary raha ny ahitra any an-tsaha, izay any ihany anio ka hatsipy ao am-patana rahampitso, no ampitafin'Andriamanitra toy izany, tsy mainka va hianareo, ry kely finoana?

31 Dia aza manahy hianareo ka manao hoe: Inona no hohaninay? na: Inona no hosotroinay? na: Inona no hotafianay? Matio 6:30-31

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0087