Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
penina
(
02/01/2008 16:25)
tsy mandroso Madagasikara satria tsisy elefanta
ahazahoana zezika...
tohiny
novalian'i zoky ny 09/04/2008 09:45
Nafly
(
02/01/2008 13:03)
Mitady ny tonon-kira "Siky menamena" hiran'ny tarika Bagzana
Tratry ny taona 2008 daholo. Dia misaotra amin'ny fanampiana e....
tohiny
zahoihiane
(
02/01/2008 11:15)
mitady tsaiky be
aiza ilay tsaiky be...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/01/2008 20:01
tsoupou
(
02/01/2008 09:12)
Questions pour UN Champion
[u][b]Tantara tsy marina an[/b][/u]
Nafaran'i Julien Lepers Atoa Marc RAVALOMANANA, Président de la République de Madagascar ho any France handray anjara @ Questions pour un champion, miaraka aminÃ...
tohiny
novalian'i penina ny 14/01/2008 11:32
bitrokel
(
02/01/2008 08:55)
bonne anniversaire i kelly13
miarahaba andry tratrany taona vaovao sy tratry ny tsingeren-taona aky kelly13 tohizo hatrany ny fety aloha fa mbola anatiny tsara izao e!:-*:-*:-*:-*:-*...
tohiny
novalian'i bilakarenjy ny 11/01/2008 17:51
Jeankely
(
02/01/2008 07:02)
Vitan'ny Malagasy ihany ny Taona Ry Bazylou sy Tezitra a!!!
Mbola ho vitanay ihany koa ity manaraka ity ka ahoana tsy tafavoaka ihany ve ny hevitra ry Bazylou sy Tezitra a!!!=))=))=))=)) Hitomany sa hitaty reraka e?=))=))=)) ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/01/2008 02:38
ravatorano
(
02/01/2008 06:29)
miarahaba ny mpisera politika tratry ny taona 2008
faly miarahaba antsika namana rehetra mpiditra sy mpiserasera eto amin'ity lohahevitra politika ity tratry izao taona vaovao izao.
Enga anie hitondra fahasalamana,fahombiazana,fahasambarana aryfahaso...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 06/01/2008 07:05
tsoupou
(
02/01/2008 06:23)
Loko @ tanalahy
Arahabaina nahatratra ny taona vaovao 2008 tsika rehetra.
Ankamantatra iray, mahazo bûche de nouvel an zé mahamarina.
INONA NY LOKO TSY HITA @ TANALAHY ???
:twisted: :roll: :wink:...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 12/01/2008 05:41
rakaroka
(
01/01/2008 22:23)
Ho taom-pahombiazana ny 2008 !...
http://smileys.sur-la-toile.com/categorie3-F%EAtes.html
Dia miarahaba ny tsy an-kanavaka eto @ f sy fihaonana,no mirary soa tsy ary ho voatanisa......
(l)(l)(l):-*(l)(l)(l):-*(l)(l)(l):-*(l)(l)(...
tohiny
novalian'i Valala ny 08/01/2008 12:06
soanja
(
01/01/2008 18:55)
Tsy tara fa mbola ao tsara
Masoandro miposaka feno hafaliana no nandray ny tsikiko marisika mitanila fanantenana.
Vokatra ny taona vaovao 2008! Arahaba e! Mirary soa ary mitomboa fahavitrihana.
Isaorako ny serasera sy ny...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 13/01/2008 11:19
XxxX
(
01/01/2008 16:10)
bon annif d tratry ny taona 2008 eeeeeeeeeeee
Tsingerintaona androany
allien, kadada, Sainnue, ynaytaly2006, kaidy, anjarajo, toby, tegna, tianavola, vamilay, fraisegirl, lydia, nyriana22, andryrakotomaharo, zefaihany, lapin4, rabalita, poukina,...
tohiny
novalian'i Vitsikakely ny 13/01/2008 10:36
favoris
(
01/01/2008 10:14)
apidiro anaty favoris
Tratry ny taona daholo mitady namana e, misaotra anareo namaly ny antso:-*:-*:-*:-*...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/01/2008 19:27
rijadolly
(
01/01/2008 09:23)
Bonne année
http://www.linternaute.com/cartes/envoi/588674/1059206699/index.shtml (l)(l)(l)...
tohiny
novalian'i niryna ny 05/01/2008 20:30
rainimaika
(
01/01/2008 08:17)
JEAN FREDDY
SAO Dé mba misy manana an'ilay hiran'i Jean Freddy hoe : Jerijery iny . Misaotra mialoha.
fisakana@hotmail.com...
tohiny
bonbongasy
(
31/12/2007 22:23)
Tratry ny taona 2008
Tratry ny taona 2008 ho an'ny namana rehetra eto @ serasera!
Dia mirary ny soa sy ny tsara indrindra ho an'ny tsirairay. Ho taona feno fahombiazana sy ho tahin'Andriamanitra daholo e:)...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 13/01/2008 13:43
xxx
(
31/12/2007 15:09)
noreven-dry zareo tokoa ary
noreven-dry zareo tokoa ary [url=http://www.youtube.com/watch?v=sbFEnoITiWE]ilay hira[/url] :
"Like a bridge over troubled water, I will lay me down ..."
http://funtasticus.com/20071005/ever-trie...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 07/01/2008 14:23
antaty
(
31/12/2007 14:36)
raiko malala
manaona daolo o! Mba mitady le hiran'ny VHF hoe RAIKO MALALA iny zay mba manana tena tiko b io hira io misaotra antsika rehetra ...
tohiny
xxx
(
31/12/2007 13:58)
Teny frantsay = tenin'ny mahantra
Sa tsy izany ?...
tohiny
novalian'i pitchou ny 07/01/2008 19:09
niryna
(
31/12/2007 11:28)
Vaovao ny taona,ovaina ho fo vaovao no handray izany
Inona tokoa no atao hoe fo? Ilay fo mitempo? sa ilay fo mifaly na mijaly?
Ny fanahy no maha olona ka raha mifaly ny fanahy dia mifaly koa ilay olona,raha mijaly ny fanahy dia toy izany ihany koa.
An...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 13/01/2008 11:01
xl
(
31/12/2007 07:33)
Mirary Soa sy fahombiazana ho antsika rehetra 2008
Hitondra ambavaka ny taona vaovao 2008 isika rehetra
ho hambinina, sy ho salama ary ho ela velona daholo
xl...
tohiny
novalian'i nandrianina1 ny 04/01/2008 16:57
