Bonne année
1. rijadolly
(
01/01/2008 09:23)
http://www.linternaute.com/cartes/envoi/588674/1059206699/index.shtml (l)(l)(l)
novalian'i niryna ny 05/01/2008 20:30
4. rabilabila
(
01/01/2008 13:15)
Atolotro ireo Malagasy tsy vakivolo ivelan'ilay Nosintsika.
http://www.dailymotion.com/relevance/search/belafonte/video/x1b0av_harry-belafonte-island-in-the-sun-l_events
Our Island in the sun.
http://www.dailymotion.com/relevance/search/belafonte/video/x1b0av_harry-belafonte-island-in-the-sun-l_events
Our Island in the sun.
5. Bafota
(
01/01/2008 17:03)
Misaotra rabilabila a!Gasy lavitra an'Dago mrina ny aty ka manina e!Mino a fa ts bil ko nareo tam reveillon a.mirary soa e!
7. fijo
(
01/01/2008 21:17)
tratry ny taona aby e,de misaotra betsaka amin'ilay hira rabilabila fa tena le mpihira ankafiziko io.de mirary fahasalamana hantsika ary manantena fandraisana anjara mavitrika eto e
9. xxx
(
02/01/2008 10:03)
Neveriko oe,reo mpanakntontsika mipetraka any ivelany maneho ny talentany,hay ve izy mihira @ teny tsy fantatra ee,d aona zany reo tsy mahazo? Mba ataovy ilay hira gasy mangotsika ireny mo ee lol,bonané aby ee
10. rakaroka
(
02/01/2008 11:32)
Tratry ny taona daholo ô!
dé enga anie ho salama tsara tsy hisy farofy daholo:
zava-dehibe mantsy ny fahasalamana iatrehana ny faniriana sy nyu fiainana rehetra...Tokony tsy misy maty izany intsony (:lol:).
Dia mahazoa izay iriana aby isika jiaby jiaby:
Fahendrena, fahalalana, vola,sy ny sisa tsy voatanisa e...
:-*:-*:-*(l):-*:-*:-*

11. ari.malala
(
02/01/2008 12:14)
tratry nytaona dia samy hahazo izay iriany ka mahasoa azy ny tsirairay o
16. niryna
(
03/01/2008 19:54)
Misaotra rijadolly a :-* Ny fahasoavan'Atra anie no hiaro antsika tsirairay avy amin'ity taona 2008 ity
xxx > miaraha mifaly amin'izay mifaly.
http://images.google.com/imgres?imgurl=http://lc.fdots.com/cc/lc/9b/9b6a8856cf85096bd21ca18dbe64f940.jpg&imgrefurl=http://profile.myspace.com/index.cfm%3Ffuseaction%3Duser.viewprofile%26friendID%3D183824805&h=375&w=308&sz=22&hl=en&start=30&um=1&tbnid=mjys1bRj

18. ikaretsaka
(
03/01/2008 22:55)
amen izany fa mainka hody ny mpiangona fa tsy bonane no handaniana teny 17 le
19. niryna
(
05/01/2008 20:30)
ikaretsaka:
amen izany fa mainka hody ny mpiangona fa tsy bonane no handaniana teny 17 le
mihazakazaka tratry ny miadana izany hianareo raha izany k'ty.=))=))