Tratry ny taona 2008

1. bonbongasy ( 31/12/2007 22:23)
Tratry ny taona 2008 ho an'ny namana rehetra eto @ serasera!
Dia mirary ny soa sy ny tsara indrindra ho an'ny tsirairay. Ho taona feno fahombiazana sy ho tahin'Andriamanitra daholo e:)
2. lancia ( 31/12/2007 23:41)
tratry ny taona koa ianao de mirary soa sy fanambinana hoan'ny namana rehetra eto amin'ny serasera,:-*:-*:-*:-*:-*
3. miketrika ( 31/12/2007 23:43)
tratry ny taona daholo e
:-*:-*
4. karinah ( 31/12/2007 23:46)
misaotra bonbongasy!!! dia torak'izany avokoa!...:-*
5. myriame ( 01/01/2008 00:00)
tratry ny taona avy e, mlay ka:-*:-*
6. tywa68 ( 01/01/2008 11:41)
misaotra bonbongasy an mirary soa ho antsika rhtr e :-*
7. booboo ( 01/01/2008 13:37)
merci Bonbongasy.

Dia arahabaina aby tsy gli fa tody @ taona vaovao aby eeeeee ! ho taona zina @ soa rehetra ho an'ny tsirairay ity taona vaovao ity ary mirary hatrany mba hombam-pahasalamana lalandava kounkou.

:-* aby.
8. xxx ( 01/01/2008 14:32)
iiiiiiiiiOooo hooooo !!!
Misaotra an'Andriamanitra e !!
9. tracy ( 01/01/2008 16:01)
merci bonbon gasya de tratry ny taona koa akia njy sy ny pupils njy a bisous mamy be doly:-*:-*
10. bonbongasy ( 01/01/2008 16:41)
misaotra antsika rehetra e!
et à part les voeux de réussites, bonheurs, etc... je souhaite une sincère fraternité à tous les namana et la paix à tous les peuples.
11. ratonga ( 01/01/2008 20:55)
tratry ny taona daholo é!!!
12. lohabe ( 02/01/2008 00:58)
tratry ny taona daholo:-*
13. fahamarinana ( 03/01/2008 10:02)
:arrow:tratry ny taona daholo koa e,ho tojo izay irina dia ho tratran'ny mitsingerina indray(l)
14. Vitsikakely ( 07/01/2008 12:29)
Yyyôôô,misaotra é,dia samy ho tahian'ny ao ambony é.
15. princesseN ( 07/01/2008 14:08)
bonne année doly e!(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)
16. voara ( 11/01/2008 17:15)
Misaotra an'i bonbongasy nanokatra an'lai hevitra ,dia miarahaba antsika rhtra tsi akanavaka eto @ iti serasera iti na avi ani ampita na eto antoerana tratrin'ny taombaovao 2008 ,enga anie hitondra fahasalamana sy volabé ary fitiavana ty taona diavintsika ty :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* ANTSIKA RHTRA O
17. tsiambaratelo ( 13/01/2008 13:43)
TRATRIN\'NY TAONA DAHOLO E:*:*:*:*:*:*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2668