Tratry ny taona 2008
1. bonbongasy
(
31/12/2007 22:23)
Tratry ny taona 2008 ho an'ny namana rehetra eto @ serasera!
Dia mirary ny soa sy ny tsara indrindra ho an'ny tsirairay. Ho taona feno fahombiazana sy ho tahin'Andriamanitra daholo e:)
Dia mirary ny soa sy ny tsara indrindra ho an'ny tsirairay. Ho taona feno fahombiazana sy ho tahin'Andriamanitra daholo e:)
répondu par tsiambaratelo le 13/01/2008 13:43
2. lancia
(
31/12/2007 23:41)
tratry ny taona koa ianao de mirary soa sy fanambinana hoan'ny namana rehetra eto amin'ny serasera,:-*:-*:-*:-*:-*
7. booboo
(
01/01/2008 13:37)
merci Bonbongasy.
Dia arahabaina aby tsy gli fa tody @ taona vaovao aby eeeeee ! ho taona zina @ soa rehetra ho an'ny tsirairay ity taona vaovao ity ary mirary hatrany mba hombam-pahasalamana lalandava kounkou.
:-* aby.

9. tracy
(
01/01/2008 16:01)
merci bonbon gasya de tratry ny taona koa akia njy sy ny pupils njy a bisous mamy be doly:-*:-*
10. bonbongasy
(
01/01/2008 16:41)
misaotra antsika rehetra e!
et à part les voeux de réussites, bonheurs, etc... je souhaite une sincère fraternité à tous les namana et la paix à tous les peuples.
et à part les voeux de réussites, bonheurs, etc... je souhaite une sincère fraternité à tous les namana et la paix à tous les peuples.
13. fahamarinana
(
03/01/2008 10:02)
:arrow:tratry ny taona daholo koa e,ho tojo izay irina dia ho tratran'ny mitsingerina indray(l)
16. voara
(
11/01/2008 17:15)
Misaotra an'i bonbongasy nanokatra an'lai hevitra ,dia miarahaba antsika rhtra tsi akanavaka eto @ iti serasera iti na avi ani ampita na eto antoerana tratrin'ny taombaovao 2008 ,enga anie hitondra fahasalamana sy volabé ary fitiavana ty taona diavintsika ty :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* ANTSIKA RHTRA O