Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i bonbongasy, milahatra araka ny daty
bonbongasy ( 07/12/2009 20:53)
à l'aide, au secours les français nous envahissent !
Nareo variana miady seza ao, ny vazah mena sofina etsy manararaotra miditra, mipetraka, monina ary maka izay azony alaina rehetra. Voapanga ny teo aloha nanome tany ny coréan sy ny indian, nefa izao ... tohiny
bonbongasy ( 14/07/2009 18:19)
Battre son enfant !
> Alors qu'un homme nettoyait sa nouvelle voiture, son fils de 6 ans > > ramassa un caillou et fit des graffitis sur le côté de sa voiture. > > Dans un excès de colère, sans méme regarder ce... tohiny
novalian'i rhina ny 07/09/2009 14:17
bonbongasy ( 14/02/2009 01:18)
Saina Malagasy ho an'ny tanindrazana
Ry mpiray tanindrazana, Malagasy izahay ary mirehareha amin’izany tanteraka. Raha miombon-kevitra anay ianao dia mitsangàna mba haneho : - ny fitiavana ny Tanindrazana - n... tohiny
novalian'i kotiwa ny 14/02/2009 12:52
bonbongasy ( 03/02/2009 23:49)
ny feo faha telo
Tsy hoe nangina akory izahay teo dia midika fa resy Ho anareo momba ny tim sy ra8: tsy hoe nangina izahay teo dia midika fa resy ka nohararaotinareo ny nanjakazaka teto @ firenena, nanaovanareo ny... tohiny
bonbongasy ( 03/02/2009 23:45)
ny feo faha telo
Tsy hoe nangina akory izahay teo dia midika fa resy Ho anareo momba ny tim sy ra8: tsy hoe nangina izahay teo dia midika fa resy ka nohararaotinareo ny nanjakazaka teto @ firenena, nanaovanareo ny... tohiny
bonbongasy ( 30/10/2008 15:47)
mémoire virtuelle
windows xp no ampiasaiko refa miasa elaela eo za (2h eo ra ela) dia afficheny oe "votre mémoire virtuelle est pleine" avy eo, raha mbola manohy miasa aho (sur autocad surtout) de maty ho azy ilay l... tohiny
bonbongasy ( 06/01/2008 21:24)
mitady $30 000
Mitady maika olona afaka hampindrana vola mitentina $30 000 (trente milles dollars US)na ny équivalent, hividianana fitaovana "SOKKIA GSR2700ISX" hanatanterahana asa efa en cours. Ny vola dia averin... tohiny
bonbongasy ( 31/12/2007 22:23)
Tratry ny taona 2008
Tratry ny taona 2008 ho an'ny namana rehetra eto @ serasera! Dia mirary ny soa sy ny tsara indrindra ho an'ny tsirairay. Ho taona feno fahombiazana sy ho tahin'Andriamanitra daholo e:)... tohiny
bonbongasy ( 15/11/2007 19:08)
tsy ahitana namana firy eto @ tetikasa sy vinavina
toa tsy ahitana namana firy izany eto @ dinika tetikasa sy vinavina e! asa inona no antony? Tsy misy maha pinamana ve ny milieu professionnel sa isika namana no mbola variana any @ zavatra hafa? Eri... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0236