tsy ahitana namana firy eto @ tetikasa sy vinavina

21. ikaretsaka ( 14/02/2008 21:10)
fa taiza rakatoka t@ ora midona?
22. rakaroka ( 14/02/2008 22:10)
Teto sy eto ihany aho fa ho aiza aza:roll::lol:fa mbĂ´ tsy arako re izany e!:oops::oops:
23. mpisotrtoaka ( 09/01/2015 04:55)

Rasiligaoma:

alamino tsara ilay izy fa ny voamariko amin'ity resaka tetik'asa ity dia tsy milamina tsara akory ilay iozy rehefa avy eo
ohatran'ilay TDM ihany

Inona kay no atao hoe projet ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1601