mitady $30 000

1. bonbongasy ( 06/01/2008 21:24)
Mitady maika olona afaka hampindrana vola mitentina $30 000 (trente milles dollars US)na ny équivalent, hividianana fitaovana "SOKKIA GSR2700ISX" hanatanterahana asa efa en cours.
Ny vola dia averina ao anatin'ny herintaona, ifanarahana ny zanabola, tany 5000 m² titré borné aty Fort Dauphin no antoka.
Andefasako téléphone sy email izay intéressé sérieux. Merci
2. xxx ( 04/02/2008 13:35)
Any @ banque mandé dé hoento any ny dossier, fa tsa misy vola ampindrampindramina izany eto!!! ny anaran 'ialahy aza afenina ambadikan ny pseudo!!!

rehefa tsy amnome zay ny banque dé tetika sy fika fotsiny no ataon ialahy fa tsy olona bado no eto !!!:roll:
3. Papoose ( 05/02/2008 14:17)
nefa izy aza manafina pseudo ambadikan'xxx:lol:
4. ikaretsaka ( 06/02/2008 02:35)
fa iza no hi glingevana gps @ sokkia?
5. xxx ( 13/02/2008 16:32)
$30 000 = 54.840.000,00 MGA = 274.200.000,000 fmg
( tx de change 13 fev 2008 )
6. zamanoro ( 15/02/2008 00:42)
Ary raha toa ka amidy le bonbon nga tsy mandeha eh? De ny vidiny no anaovana an'io. Ahahahahahha
Fa inona aloha le SOKKIA fa tena tara ny tary eh
7. zamanoro ( 15/02/2008 00:45)
Fa maninona raha Leica total station no ampiasaina
8. bonbongasy ( 21/02/2008 07:09)
zamanoro:

Fa maninona raha Leica total station no ampiasaina



Azo ampiasaina tsara ny Leica total station, ary mitovy ny résultat à quelques centimètres près.
Ny maha samy hafa azy roa ireo dia ny efficacité: miankina @ilay asa no mampety na tsia ny fampiasana ny Gps na ny total station.
Azo atao koa anefa ny mampiasa azy roa ireo indray miaraka ka n'inoninona ny asa atao, na aiza na aiza, na ahoana na ahoana ny fahasarotany dia azo tanterahina tsara araka ny tokony ho izy sy @ fotoana ilaina azy.
Ny marque Leica dia efa manana appareil sady ahitana total station no ahitana gps combiné aminy.
Ny total station dia efa ananantsika fa ny Gps no mba iriana ho azo.
Ny fivarotana bonbon dia efa atao nefa tsy voatery hiandry economy azo avy @izany vao afaka miacquérir appareil vaovao fa azo atao tsara ny fidramambola rehefa mifanaraka ny roa tonta.
Ny marque sokkia no nosafidiana satria io no mora nefa azo antoka ihany koa, afaka telo taona dia efa amortit.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0887