mémoire virtuelle

1. bonbongasy ( 30/10/2008 15:47)
windows xp no ampiasaiko
refa miasa elaela eo za (2h eo ra ela) dia afficheny oe "votre mémoire virtuelle est pleine"
avy eo, raha mbola manohy miasa aho (sur autocad surtout) de maty ho azy ilay logiciel ampiasaiko.
tsy maintsy redemarrena indray ny machine vao mety
inona no afaka atao @ izany, mety misy afaka manampy ahy ve?
merci
2. harybe ( 30/10/2008 16:08)
ampio berrette de memoire fa tsy mazaka ny barrette de memoire nao
3. Ralay ( 30/10/2008 18:07)
Lazao aloha ny mombamomba ny ordi-nao mba ahafahana mandinika azy.
-Jereo fa mety misy programa betsaka miara-miasa ao @ demarazy windows (executer: msconfig dia dékôseo izay progany tsy tokony hidemara miaraka @windows ao).
-Ny autocad mantsy mila milina matanjaka fa mampiasa memoara be.
-Asio fanadiovana kely koa ny milina---> ampiasao ccleanner dia ho hitanao ny fiovany.
Lazao eto ny valiny avy eo
:lol:
4. ikaretsaka ( 30/10/2008 18:56)
raha kely memoire ny ordi ka bebe rendu ianao rehefa mi autocad de mamely an'io foana matetika, indrindra rahefa misy programa betsaka miara miasa...
5. fahamarinana ( 30/10/2008 19:26)
:arrow: fa hono oah ry reto,programmes inona sy inona ihany no tokony hiasa amin'ilay demarrage,ialana tsiny ilay fanontaniana fa tena tsa mahay aho an,sao sanatria ohatra mi_decocher zvtr tsy fanao...ny ordi_ko koa manko manadary zay ato.
Azafady bonbongasy fa manararaotra be ilay dinikao an... :? (l)
6. ikaretsaka ( 30/10/2008 19:32)
ny ahy aloha tonga de tsotra ihany e @ io e...le minimum possible
fia rehefa manao resaka graphisme aho dia miihidy aby izay tsy mikasika graphisme..
raha misy resaka rendu na animation indray dia rehefa leo miandry aho dia mitady ordi motramotraka de eo aloha no miasa fa avelako hanao ny asany rery eo ilay be memoire sy natokana ho an'izay
7. bonbongasy ( 31/10/2008 15:18)
Ralay:

Lazao aloha ny mombamomba ny ordi-nao mba ahafahana mandinika azy.


ordi portable HP compaq 6820
1 G ny ram
2 G ny mémoire virtuelle
160 G ny HDD en 2 volumes;
ny C: dia 40 G, SE sy ny logiciels ampiasaiko ihany no ao, 65% libre


8. bonbongasy ( 31/10/2008 15:22)
Ralay:

-Jereo fa mety misy programa betsaka miara-miasa ao @ demarazy windows (executer: msconfig dia dékôseo izay progany tsy tokony hidemara miaraka @windows ao).
-Ny autocad mantsy mila milina matanjaka fa mampiasa memoara be.
-Asio fanadiovana kely koa ny milina---> ampiasao ccleanner dia ho hitanao ny fiovany.


merci Ralay @ torohevitra, andramako ary aloha ireo dia lazaiko eto ihany ny valiny
9. harybe ( 01/11/2008 03:26)
harybe:

ampio berrette de memoire fa tsy mazaka ny barrette de memoire nao



azfady! barette de memoire no tiko lazaina fa dizo zah :wink:
10. bonbongasy ( 25/11/2008 10:02)
Ralay:

Lazao aloha ny mombamomba ny ordi-nao mba ahafahana mandinika azy.
-Jereo fa mety misy programa betsaka miara-miasa ao @ demarazy windows (executer: msconfig dia dékôseo izay progany tsy tokony hidemara miaraka @windows ao).


Mety le izy fa isaky ny miredemarre de mangataka demarrage normale foana izy.
ny loza koa tratran'ny virus ny ordiko de naleoko tonga de formatena avy eo nanao réinstallation rehetra; izay vao mandeha tsara
merci daholo e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1126