Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
27/12/2007 08:27)
demission
Hono hoa, rehefa manao demission ve tsy maintsy tenenina ny antony ialana amin'ilay orinasa? Efa nisy namana nanontaniako momba ny droit de préavis iany, fa ny ato aminay zany otran'ny tsy mahalala f...
tohiny
novalian'i HESHA ny 04/01/2008 09:41
ari.malala
(
27/12/2007 08:05)
mila fanampiana azafady
1/Sao dia mba misy manana office97 ry reto nareo azafady fa mba ilaiko, indramina ftsn d averina! misaotra mialoha!
2/ tys mmety installer na yahoo messenger ny machine ko fa ts azoko hoe manin, ne...
tohiny
novalian'i rajust ny 27/12/2007 12:36
niryna
(
27/12/2007 07:22)
Zaza ratsy vitana:kambana ,ny iray ariana,ny iray tazomina
Mitombona ve izany fa misy hono raha miteraka ny olona any amintsika ka kambana dia ny iray ariana ary ny iray tazomina Nisy tantara izay nilaza fa tsy tia hierika an'i dago intsony hono ity lehilahy ...
tohiny
novalian'i niryna ny 31/12/2007 00:18
stephane197
(
27/12/2007 07:19)
nakaiza toa tsy nanao fety b le 63%?
midika zavatra b ny tsy fahatongavan'ny olona nanao ilay noely tetsy Mahamasina , raha ny tokony ho izy mantsy ireny mihintsy no fanehoana fa mahery ilay 63% ê! nanaovana vava b maneratany fa tsy mi...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/12/2007 08:04
Jeankely
(
27/12/2007 05:25)
Hahay handinika ny hoaviny anie ny vahoaka Malagasy.
Ny olona tsy mahay mandinika dia avezivezin'ny mpanao Politika maloto izay hita taratra fanaon'ny milaza mpanao politika mahay Malagasy tranainy sy ireo forongony mbola miseo manivaiva vahoaka. Enga a...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/12/2007 07:54
rakapy
(
27/12/2007 02:27)
Ny Kristianina sy ny fanalan-jaza ary ny fanabeazan' aizana
Mba liana te ahafantra aho hoe maninona ny mpino Kristianina maro no mandrara mafy ny fanalan-jaza sy ny fampiasana capoty ary ny fanabeazan'aizana isankarazany.Ary maninona no fady ny miresaka sex a...
tohiny
novalian'i rvando ny 26/05/2016 09:29
lemenakely
(
26/12/2007 22:24)
Maromaro ihany ny inventaire t@ ity taona 2007 ity
Maromaro ihany ireo inventaire izay nahazo ireo artiste malagasy t@ ity taona 2007 ity tao ohatra :i ZAFIHITA ,tao koa i TOTY , izao koa hita @ gazety fa lasa ihany koa i ramatoa PERLINE zanak'i RAMI...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 02/01/2008 11:27
Rambolamanana
(
26/12/2007 14:20)
Mihoatra lavitra
Manao ahoana daholo e!
Mba mangataka an'ilay tononkira an'i Chritophe Ratrema mitondra ilay lohateny hoe:"Mihoatra lavitra"
Misaotra betsaka indrindra
...
tohiny
tezitra
(
26/12/2007 12:46)
Expulsion raté d'un malgache
1) au gouvernenemnt français, sache que les malgaches sont en majeur partie integré, et en tant que fils de la generation qui est partie du pays en 1972, vous ne pouvez pas traiter les malgaches...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/01/2008 12:07
ari.malala
(
26/12/2007 12:16)
Ny fiainana any amin'ny communauté
Mba lasa hoa ny saiko, t@ krismasy zay nivavaka tao am carmelite tao Ampasanimalo, de lasa teo ny saiko hoe ireto masera mihiboka ireto ve, mba toy ny olon-drehetra iany hoe mifanao ndry refa miresaka...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/01/2008 23:49
dadane
(
26/12/2007 12:02)
maty i joellas ilay zaza nivonto ny lohany
faly miarahaba tratry ny krisimasy anareo daholo ny vaovao dia maty i jellas tamin'ny herin'andro teo koa maneho fisaorana anareo ny ray aman-dreniny tamin'ny nitondranareo vavaka tamin'ny fahasalaman...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 13/01/2008 13:00
tinah289
(
26/12/2007 11:25)
sipa kely mtady vady
coucou dâoly!
za zao 18ans, dia mba mitady izay mahafinaritra é!
1m56 ,40kg, blanche ...
zay ary fa dia faly mandray anao izay vonona!
bye!!(l)...
tohiny
novalian'i om ny 16/05/2018 11:20
news2dago
(
26/12/2007 08:46)
Miarahaba ny mpiserasera rehetra
mirary soa antsika rehetra tratry ny Noely
http://www.news2dago.co.cc/...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 26/12/2007 12:53
rherym
(
26/12/2007 07:55)
Mozika bdb
manahoana daholo. Mba mitady hiran'i Silo sy sdf le taloha reny nge za ze mba manana. Za koa afaka manome bdb . mail : gasym1@gmail.com ....
tohiny
novalian'i ermia ny 10/02/2008 16:48
niryna
(
26/12/2007 06:10)
Ahoana koa izany?
Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka hitsangana,ka haneho famantarana sy fahagagana hamitahany na dia ny olom-boafidy aza, raha azo atao izany.Marka 13:22
Ary izao famantarana izao no hanara...
tohiny
novalian'i niryna ny 05/01/2008 20:10
niryna
(
26/12/2007 05:23)
Jus sakamalaho?
Nafanaiko mafana tsara ny rano ary nokikisako ny sakamalaho,nasiako "girofle" kely ilay izy ary nataoko marron marron ny siramamy ka nasiko ranona voasarimakirana notetehina dia narotsako tao fotsiny...
tohiny
novalian'i niryna ny 02/01/2008 15:35
dadabohn
(
25/12/2007 18:25)
alamino
mba tiako ananana ilay tononkiran'i Firmin hoe alamino...
tohiny
dadabohn
(
25/12/2007 17:24)
ianao no tiako
Mba tena tiako io hiran'i Melky io...
tohiny
novalian'i cutie ny 26/12/2007 16:21
1342
(
25/12/2007 16:38)
tokim-panompoana
hiran'ny Ampifitia...
tohiny
Stretch
(
25/12/2007 14:04)
Zanahary !
Zanahary koa ve mba nananjanaka ohatra an'andriamanitra ?
satria raha azoko tsy mba nisy fankalazana ny fitsingerenany taona nahaterahany teo am ntaolo,fa ny Zanahary dia Zanahary....
tohiny
novalian'i niryna ny 28/12/2007 19:18
