demission

1. xxx ( 27/12/2007 08:27)
Hono hoa, rehefa manao demission ve tsy maintsy tenenina ny antony ialana amin'ilay orinasa? Efa nisy namana nanontaniako momba ny droit de préavis iany, fa ny ato aminay zany otran'ny tsy mahalala fa ataony arakaraky ny ancienneté le izy e! de raha za zao efa 7taona mahery ny niasa tato de 2mois hono ny préavis ako, azoko atao v ny mangataka taratasy any am inspection de travail momba ny hoe refa zao ny classification de zao ny préavis tokony alàna? (satria araka ny fanazavan'ilay namana dia arakaraky ny classification ny préavis) Ary raha tsy te hanala préavis za, fa ohatra hoe mbola manana congé 30 jours t@ iny taona lasa iny de teneniko zareo hoe alao amin'ny congé ko ny préavis ko, mety v zany sa mila mandoa ilay préavis za? Firy andro aorian'ny ialana no azo ny certificat de travail sa refa maka solde de tout compte dia tokony azo eo koa ny certificat? Raha tsy diso ny fitadidiako dia i Soanja niresaka momba ny exit interview (raha tsy diso aho hoa, fa ialako tsiny raha diso aho) dia inona daolo no resahina @ io?

Ary ny any amn'ilay sté vaovao idirana, misy manaiky hiandry ny anefan'ilay mpiasa vaovao préavis ve? sa tonga de disponnible de suite fona no tadiavin'ireny? Misaotra indridra amin'ny fanazavana.
novalian'i HESHA ny 04/01/2008 09:41
2. ni81 ( 28/12/2007 12:52)
Tsia tsy tenenina ny antony ialana rehefa manao démission.
- arakaraky ny ancienneté ny préavis efaina nefa misy ny société azo hifanarahana
- azo atao ny mangataka any @ inspection de travail izay droit tokony ho azonao rehetra sy efainao ao @ orinasa niasanao
- araka izay hifanarahanareo koa ny hanakalozana ny congé ho préavis na tsia
- rehefa miala dia manao solde de tout compte ary dia eo no eo koa dia omeny anao ny certificat de travail (tehirizo tsara fa tsy afaka mangataka duplicata intsony @ manaraka)
- Ilay société vao hidirana indray dia mety hanaiky ny hanefana ny préavis any @ ilay orinasa taloha raha toa ka tsy dia mbola maika loatra ny ilainy anao amin-dry zareo nefa koa anontanio tsara fa sao dia misy olon-kafa misongona dia votso-droa eo.
3. ds ( 28/12/2007 17:56)
Jereo ato
4. ari.malala ( 02/01/2008 05:41)
tratry nytaona daolo, dia misaotra betsaka
5. HESHA ( 04/01/2008 09:41)
Tratry ny taona daholo e !!!!!
Le faute grave ohatra mody mamo ianao miasa, na milentika fotsiny zao manao abandon de poste, ...
Le any am toeram-piasana vaovao kou afaka angatahana promesse d'embauche alohan ny tena ialanao amin'ny asanao, amzay ianao mba tsy votso-droa.
Ndraindray le toeram-piasana vaovao manaiky handoa ny preavis nao ra tena ilainy haingana ianao, na manao participation izy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.262