mila fanampiana azafady

1. ari.malala ( 27/12/2007 08:05)
1/Sao dia mba misy manana office97 ry reto nareo azafady fa mba ilaiko, indramina ftsn d averina! misaotra mialoha!

2/ tys mmety installer na yahoo messenger ny machine ko fa ts azoko hoe manin, nefa machine vao avy no formatterna, inona no atao? misaotra mialoha iany koa
répondu par rajust le 27/12/2007 12:36
2. rajust ( 27/12/2007 12:36)

Bjr
Tratry ny Noël aloha. Manana aho ary mety haafaka ny olana raha tianao.
Merci!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2863