Maromaro ihany ny inventaire t@ ity taona 2007 ity

1. lemenakely ( 26/12/2007 22:24)
Maromaro ihany ireo inventaire izay nahazo ireo artiste malagasy t@ ity taona 2007 ity tao ohatra :i ZAFIHITA ,tao koa i TOTY , izao koa hita @ gazety fa lasa ihany koa i ramatoa PERLINE zanak'i RAMILISON BESIGARA mpanao hira gasy ...
novalian'i rakaroka ny 02/01/2008 11:27
2. agoago ( 27/12/2007 09:22)
Misy foana isan'andro ny fiantsoana, fialana eto antany kah na ny artiste na ny mpivarotra, ny artistes fotsiny sahala amin'ny lazainao maro ny tratran'ny inventaire satria fantatr'olona ny aminy sy ny endriny noho ny lazany, avoakan'ny haino amanjery.
3. toovs ( 27/12/2007 16:17)
marina daholo izany fa eo koa ny hoe"kely espérance de vie ny gasy satria tsy ara-pahasalamana loatra ny sakafo ka" atao ahoana fa mba eritrereto ange hoe firy isanjaton'ny revenu du menage gasy moa no lasa amin'ny sakafo" zany ary efa tena tsitsiana. tsy manana antontan'isa aho fa manao kajikajy kely de hitako fa tena tsy ho afaka mihinana ara-pahasalamana mihitsy ny gasy, vao maika aza miharatsy ny toejavamisy. ny ankapobeny no resahiko eto fa zah tsy miresaka an'izay afaka mibizina tsy mandoa hetra an. ireny ndray efa zavatra hafa fa ny ara-dalana no resahiko eto.
4. rakaroka ( 02/01/2008 11:27)
Ny faniriana dia hoe: "enga anie tsy hisy maty intsony @ ity taona 2008 ity.
Dia "prenez-soins de vous" rey olona ô!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1251