Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 28/12/2007 23:44)
Kabarin-dRa8
[u]Fangatahana :[/u] Raha mba misy afaka dia mba mangataka ny kabarin-dRavalo amin'ny taombaovao re, na audio na video araka izay mety. Dia misaotra betsaka sahady. Toerana azo hametrahana mp... tohiny
novalian'i xxx ny 05/01/2008 00:58
fijo ( 28/12/2007 22:34)
hotratry ny taona e
dia izay aloha ny fandraisako anjara eto tamin'ity taona 2007 ity,fa dia amin'ny taona vaovao indray aho miverina,koa tsy handao an tsika eto sosotra aho,fa hirary antsika kosa taona vaovao.ary hanten... tohiny
novalian'i cutie ny 03/01/2008 23:54
Belle ( 28/12/2007 18:55)
Super Marché Antananarivo - Tandremo!!!
Miarahaba ny rehetra, Tsy fantatro raha efa nisy nitondra teto ity resaka ity, fa zaraiko ihany mba hahalalan'ny rehetra. Nilazan'ny namako iray aho (izy mihitsy no efa voa) fa raha mandeha mian... tohiny
novalian'i robby ny 07/01/2008 19:15
niryna ( 28/12/2007 18:52)
kareoke,misy mahita mpivarotra ilay clip gasy ireny ve
Tratry ny fety daholo isika rehetra. Tsy fantatro aloha no hiantsoana azy amin'ny teny gasy,kareoke no hiantsona azy aty ary ny filipiana no manao azy betsaka sy ny koreana.Feon-kira fotsiny no alefa... tohiny
novalian'i niryna ny 29/12/2007 17:52
niryna ( 28/12/2007 12:59)
Nakaiza Jodasy?
Mpanao sari-hosokoko ity rangahy ka nahita ilay mpitori-teny teny teo ambonin'ny alitara ary dia niangaviany ilay olona mba ataony sary,izay nataony solon'i kristy Mitovy izao izany ilay sari-hosodo... tohiny
novalian'i niryna ny 12/01/2008 02:11
mamylalaina ( 28/12/2007 12:34)
Benja Ralibera
slt ary arabaina tratry ny noely daholo e! mitady ny tononkiran'i Benja Ralibera ilay hoe "Tsy moiva" raha misy manana. Dia misaotra mialoha ary ho tratr ny taona 2008 daholo e!... tohiny
hery ( 28/12/2007 09:23)
Ho an'ireo milaza ho tsy mpino :-)
Aleo koa mba handefa hafatra ho an'ireo tsy mpino eto amin'ny serasera. Tsy vao izao, ary tsy vao ny Gasy, ary tsy vao ianao, no tsy nino teto antany. Betsaka izy ireo... hatramin'izay mihitsy, ary... tohiny
novalian'i fijo ny 04/01/2008 23:44
niryna ( 28/12/2007 07:07)
Aleo aloha hiala voly kely
http://video.yahoo.com/video/play?vid=203514 http://www.yahoo.com/ Tsindrio eo amin'ilay hoe "Crazy dancing baby" ... tohiny
novalian'i niryna ny 29/12/2007 03:48
ari.malala ( 28/12/2007 06:39)
démission
Hono hoa, rehefa manao demission ve tsy maintsy tenenina ny antony ialana amin'ilay orinasa? Efa nisy namana nanontaniako momba ny droit de préavis iany, fa ny ato aminay zany otran'ny tsy mahalala f... tohiny
novalian'i tashaa ny 19/01/2008 12:51
niryna ( 28/12/2007 06:33)
Ahoana no havalinao an'ity?
Hoy ilay olona nanontany hoe :Inona aloha no atao hoe "fahotana" e? Ary izay zavatra tiako sy mahafinaritra ahy no ataoko inona no olana amin'izany? Maninona no atao hoe ratsy ilay izy ka lazaina f... tohiny
novalian'i niryna ny 29/12/2007 08:23
sitlo ( 28/12/2007 04:04)
The DaVinci Code
Hay ve ka filma policier frantsay ilay izy eh :-D. Mba nalazalaza ery hoe hijery sa tsy hijery. Fa nony nijery aho, raiki-tory teo fotsiny. :-D Nefa mba Columbia pictures sy Tom Hanks ery. Tsy azoko ... tohiny
novalian'i kelly13 ny 16/01/2008 20:03
rastafarai ( 28/12/2007 01:18)
Rome 2007 Raikitra ihany!
Araka ny vaovao azo de hisy ny fankalazana ny fetin'ny faran'ny taona izay karakarain'ny Ambasady sy ny diaspora eto an-toerana.Efa tara moa vao tapaka nohon'ny fitadiavana ny toerana. Koa asaina isi... tohiny
fijo ( 27/12/2007 21:47)
iza no mandainga e?????
raha ny nampianarina anay fony kely dia hoe i anjely gabriela no niseo tamin'i maria ,ary nilaza taminy fa hiteraka zazalahy izy ary ny anarany dia atao hoe jesoa. de vao nijery fandaharana momba n... tohiny
novalian'i fijo ny 04/01/2008 23:45
simplex ( 27/12/2007 17:53)
[Pakistan] Maty i Benazir Bhutto
Mampalahelo: en: http://edition.cnn.com/2007/WORLD/asiapcf/12/27/pakistan.bhutto/index.html?eref=edition en: http://news.bbc.co.uk/2/hi/south_asia/7161590.stm fr: http://www.rfi.fr/actufr/arti... tohiny
bosista ( 27/12/2007 15:52)
tena fety krstn tokoa ve sa soa-toavina avy @ sekta ny noely
miarahaba antsika rehetra tratran'ny fety, ny tiako ho fantarina kosa amin'ity loha hevitra ity dia izao: toa tsy voalaza ao amin'ny baiboly na dia indray mandeha ary mandritra izay teo-polo taona ma... tohiny
novalian'i niryna ny 05/01/2008 20:38
booboo ( 27/12/2007 14:45)
ravintsara
'kory aby, Mitady infos momba ny ravintsara azafady indrindra @ zay manana : fomba fambolena azy, fotoana hambolena azy, fikarakarana azy sns. Misaotra mialoha ô ... tohiny
novalian'i booboo ny 27/12/2007 20:18
niryna ( 27/12/2007 13:48)
Ny fanoherana ny tenin'Atra ? Inona no antony?
Efa hita ombieny ombieny ary efa samy mahatsampa isika fa misy ilay Atra,marina izay voalaza ao anatin'ny teniny.Indraindray anefa dia mandratra ilay izy ka toherina foana ilay fahamarinana,na ny teny... tohiny
novalian'i niryna ny 04/01/2008 04:47
tsantaniaina ( 27/12/2007 13:22)
mirado:ilay hatsaranao
slt inona ny vao2.joyeux noel e! bye bye... tohiny
novalian'i kalialie ny 22/02/2008 18:34
tezitra ( 27/12/2007 11:29)
mort partout: Ravalomanana responsable
A cause du délestage: http://www.madagascar-tribune.com/Une-morte-au-service-PPH-de-l,3764.html Depuis belle lurette y' avait déjà des morts à cause du delestage, mais les journaux ne parlai... tohiny
novalian'i Jeankely ny 02/01/2008 04:30
Mannou ( 27/12/2007 11:09)
Fifampiresahana amin'ny zanaka sy ray amandreny
sali daoly an, nisalasala b za tam voaloany hoe atao any am resak'olondehibe ilay izy sa eto nefa naleoko natao teto ihany satria ataoko hoe dinika mahakasika ny rehetra na ampy taona na tsia. Sokaf... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.9529