Ahoana no havalinao an'ity?
1. niryna
(
28/12/2007 06:33)
Hoy ilay olona nanontany hoe :Inona aloha no atao hoe "fahotana" e?
Ary izay zavatra tiako sy mahafinaritra ahy no ataoko inona no olana amin'izany? Maninona no atao hoe ratsy ilay izy ka lazaina fa fahotana?

novalian'i niryna ny 29/12/2007 08:23
4. hery
(
28/12/2007 08:51)
cutie> tsy mila mamaky baiboly dia mahalala ny tsara sy ny ratsy kah :-)
Koa satria misy ny zavatra ratsy (ho an'ny olona manana conscience kosa aloha) eo amin'ny zavatra andavanandro dia tsy azo atao avokoa izay mahafinaritra anao. Tsy voatery ho kristianina akory dia efa mahalala ny tsara sy ny ratsy... raha tsy hoe zazakely angamba. Misy koa mantsy olon-dehibe manao sain-jaza :-)

5. prime
(
28/12/2007 10:24)
Fanamarihana: ny ratsy rehetra tsy fahotàna avokoa satria ny tenin'Andriamanitra mihitsy no nanoro an'izany fa ilain'ny olona ihany koa ny ratsy... araka ny voasoratra hoe amin'ny anaran'i Kristy "...Moa ny soa ihany va no horaisintsika avy amin'Andriamanitra, fa tsy ny ratsy koa? Tamin'izany rehetra izany dia tsy nanota tamin'ny molony Joba." Joba 2:10b
Soa fa tonga Kristy nanafaka tamin'izany enta-mavesatra izany...
Hoy ilay olona nanontany hoe :Inona aloha no atao hoe "fahotana" e?... ny fahotàna dia izay rehetra atao, sainina, eritreretin'ny fo, torontoronina, lazain'ny vava ka manohitra sy mifanipaka amin'ny sitrapon'Andriamanitra rehetra (hatrany amin'ny Adama sy Eva)... ny tena nampiseho indrindra ny fahotàna sy ny amin'ny ota dia ny nanomezan'Andriamanitra mazava ny fahamasinan'ny didy folo tany anefitra tamin'ny olombelona (Mosesy, zanak'israely, hebreo sy jiosy ary izao tontolo izao mihitsy) ka izay rehetra mandika izany na aiza na aiza, na oviana, no atao hoe manota... ny fandikàna izany didy folo izany no atao hoe fahotàna...

Ary izay zavatra tiako sy mahafinaritra ahy no ataoko inona no olana amin'izany?... tsy misy olana mihitsy izany rehefa mifanaraka amin'ny sitrapon'Andriamanitra...
Maninona no atao hoe ratsy ilay izy ka lazaina fa fahotana?... ny faharatsiana tsy fahotàna avokoa... fa ny fandikàna ny sitrapon'Andriamanitra dia mitarika ho amin'ny fahafatesana... io no tsy sitrak'Andriamanitra dia ny hahafaty ny olon-tiany ka andrarany azy tsy hanota... fitiavana lehibe izany...
6. niryna
(
28/12/2007 11:04)
cutie:
vakio ny baiboly
ka raha ohatra izy aky ka ireny olona tsy tia na tsy mino fa ao anatin'ny baiboly ihany no ahitana ny valintny rehetra izay ilaina vahaolona amin'ny fiainana a.
7. rabilabila
(
28/12/2007 11:05)
hery:
cutie> tsy mila mamaky baiboly dia mahalala ny tsara sy ny ratsy kah :-)
Koa satria misy ny zavatra ratsy (ho an'ny olona manana conscience kosa aloha) eo amin'ny zavatra andavanandro dia tsy azo atao avokoa izay mahafinaritra anao. Tsy voatery ho kristianina akory dia efa mahalala ny tsara sy ny ratsy... raha tsy hoe zazakely angamba. Misy koa mantsy olon-dehibe manao sain-jaza :-)
Misaotra betsaka :lol::lol:
8. niryna
(
28/12/2007 11:05)
ari.malala:
de in no avalin'i niryna an'io fanotaniana io?
mbola tsy namaly aho fa mbola miandry antsika hiteny hoe inona marina tokoa ilay fahotana:D
9. niryna
(
28/12/2007 11:12)
hery::roll:
cutie> tsy mila mamaky baiboly dia mahalala ny tsara sy ny ratsy kah :-)
Koa satria misy ny zavatra ratsy (ho an'ny olona manana conscience kosa aloha) eo amin'ny zavatra andavanandro dia tsy azo atao avokoa izay mahafinaritra anao.
ka ilay conscience anie misy fa minia mikipy e.
Tsy voatery ho kristianina akory dia efa mahalala ny tsara sy ny ratsy...io dia iraisana eran-tany ary raha tsy mahalala an'Atra mihitsy ilay olona ka maty?
vosvonjy ve ny fanahiny?
Amiko dia arakaraky ny asa nataony no hitsaraina azy,ireny olona maty talohan'i kristy ireny ohatra ao amin'ny TT
ahoana ny eritreritrareo?
ary raha mahalala indray fa toherina foana ilay tenin'Atra mba hanamaritan-tena na tsy mino na efa avy nandevina aza .Ahoana ireo?
raha tsy hoe zazakely angamba. Misy koa mantsy olon-dehibe manao sain-jaza :-)
:lol::lol::D:D
10. niryna
(
28/12/2007 11:37)
prime:
Fanamarihana: ny ratsy rehetra tsy fahotàna avokoa satria ny tenin'Andriamanitra mihitsy no nanoro an'izany fa ilain'ny olona ihany koa ny ratsy... araka ny voasoratra hoe amin'ny anaran'i Kristy "...Moa ny soa ihany va no horaisintsika avy amin'Andriamanitra, fa tsy ny ratsy koa? Tamin'izany rehetra izany dia tsy nanota tamin'ny molony Joba." Joba 2:10b
Hoy ilay olona nanontany hoe :Inona aloha no atao hoe "fahotana" e?... ny fahotàna dia izay rehetra atao, sainina, eritreretin'ny fo, torontoronina, lazain'ny vava ka manohitra sy mifanipaka amin'ny sitrapon'Andriamanitra rehetra (hatrany amin'ny Adama sy Eva)... ny tena nampiseho indrindra ny fahotàna sy ny amin'ny ota dia ny nanomezan'Andriamanitra mazava ny fahamasinan'ny didy folo tany anefitra tamin'ny olombelona (Mosesy, zanak'israely, hebreo sy jiosy ary izao tontolo izao mihitsy) ka izay rehetra mandika izany na aiza na aiza, na oviana, no atao hoe manota... ny fandikàna izany didy folo izany no atao hoe fahotàna...
Soa fa tonga Kristy nanafaka tamin'izany enta-mavesatra izany...Ary izay zavatra tiako sy mahafinaritra ahy no ataoko inona no olana amin'izany?... tsy misy olana mihitsy izany rehefa mifanaraka amin'ny sitrapon'Andriamanitra...Maninona no atao hoe ratsy ilay izy ka lazaina fa fahotana?... ny faharatsiana tsy fahotàna avokoa... fa ny fandikàna ny sitrapon'Andriamanitra dia mitarika ho amin'ny fahafatesana... io no tsy sitrak'Andriamanitra dia ny hahafaty ny olon-tiany ka andrarany azy tsy hanota... fitiavana lehibe izany...
misaotra prime a,ary loza tokoa fa ny didy taloha dia miresaka fahafatesana daholo izay zavatra tsy avelan'Atra ataon'ny olona kanefa ataony.
Aza manao an'izao, ....be dia be mihitsy.Fa raha manao an'izany .....dia ho faty izy,dia ho faty hianao.(Eks 20, sy Lev 19 ohatra
Ao anatin'ny ny Eksodosy sy ny Levitikosy no feno betsaka. Maty tena novonoina ve ilay olona ry prime sa ilay teny fahafatesana ara-panahy voalazan'i kristy ihany io?
19 Dia hoy izy tamin'i Mosesy: Aoka ihany hianao no hiteny aminay, dia hihaino izahay; fa aza Andriamanitra no miteny aminay, fandrao maty izahay.
20 Dia hoy Mosesy tamin'ny olona: Aza matahotra; fa tonga Andriamanitra mba hizaha toetra anareo, ary mba ho eo anatrehan'ny tavanareo ny fahatahorana Azy, mba tsy hanota nareo. Eks 20 :19-20
Dia toy ny tenin'i Paoly hoe izay zavatra tsy tokony ataoko no ataoko fa izay zavatra tokony ataoko dia tsy ataoko,toy izany koa izao io rangahy io.
http://baiboly.org/toko.asp?boky=LEVITIKOSY&toko=19&andininy=1-20&dika=
any amin'ilay farany milaza Atra fa tsy atao ho faty ilay olona.
Ohatra hoe ny TV,isika rehetra dia efa maty(ny fanahintsika )kanefa dia velona indray noho ny finoana an'i kristy.Dia fanahy no resahina eto,ilay mijalijaly ara-panahy,mety miverina ho faty ara-panahy rehefa tsy manana na miala amin'Atra?
11. hery
(
28/12/2007 11:56)
prime:
ny fahotàna dia izay rehetra atao
Fahotana koa ny tsara tokony natao kanefa tsy natao. (Péché par omission).
12. niryna
(
28/12/2007 12:01)
hery:
prime:
ny fahotàna dia izay rehetra atao
Fahotana koa ny tsara tokony natao kanefa tsy natao. (Péché par omission).
ahoana izany ry hery?
13. hery
(
28/12/2007 12:28)
niryna> Ny kristianina dynamique (fa tsy statique) dia tsy mihonona fotsiny @ tsy fanaovan-dratsy... fa miezaka koa manao ny tsara.
Izany hoe action no tena atao fa tsy privation fotsiny.
Na dia ny didy folo aza dia efa misy ohatra hoe "Hajao ny ray amandreninao"... fa tsy mihanona fotsiny amin'ny hoe "Aza man..."

14. niryna
(
28/12/2007 12:33)

izay ve ilay tsara tokony atao kanefa tsy natao?
16. ikaretsaka
(
28/12/2007 17:30)
niryna:
[quoty]
niryna> Ny kristianina dynamique (fa tsy statique) dia tsy mihonona fotsiny @ tsy fanaovan-dratsy... fa miezaka koa manao ny tsara.
Izany hoe action no tena atao fa tsy privation fotsiny.
Na dia ny didy folo aza dia efa misy ohatra hoe "Hajao ny ray amandreninao"... fa tsy mihanona fotsiny amin'ny hoe "Aza man..."
izay ve ilay tsara tokony atao kanefa tsy natao?
[/quote]
Misy manao betsaka io ka.. tsy haiko ianao raha manao na tsy manao!
17. fijo
(
28/12/2007 21:26)
hoy i hery:"Tsy voatery ho kristianina akory dia efa mahalala ny tsara sy ny ratsy."i hery sy ikaretsaka izao no kristianina mba mahatsapa an'io eto.
18. LazaDaddy
(
29/12/2007 02:33)
prime> misaotra fa miombon-kevitra aminao aho eto.
hery>
1) Tsy mitovy mihitsy ny famaritana ny "fahotana" sy ny "ratsy" na dia mety ho misy fifandraisany aza. Ka raha ilay fanontaniana iadian-kevitra eto dia resaka "fahotana" fa tsy "ratsy".
2) Ekeko ilay teninao manambara fa fahotana ihany koa ny tsy nanaovana izay zavatra tokony natao.Misaotra anao nampahatsiahy an'io teto. Matetika mantsy dia tsy resahin'ny mpino loatra ny maha fahotana azy io kanefa io no tena ifotoran'ny vaovao mahafaly (ilay didy vaovao nomen'i Kristy).

19. niryna
(
29/12/2007 08:06)
cutie:
hery
haiko zany ka
ho an'ny baibolista no nilazako an;io we vakio ny baiboly :)
Raha tsy mino ny baiboly aky izy tsy hamaky a .
:D amiko dia tiako tokoa ny famakiana baiboly ary hitako sy tsampako fa fiarovana ary sabatra hiarovako amin'ny fiainako ny fahalalako azy io,ny fampiharako azy ka tsy ratsy ny "baibolista" Ireo niteny izany mantsy dia ireo manohitra ny tenin'Atra foana raha tianao ho fantatra,tsy afaka ny hamaly na ahafantatra ny dikan'ilay teny ao anatin'ny baiboly izy dia izay no nandrembirebeny ny valiny. :D
Mila ezaka,fotoana,finiavana ,famolahantena daholo ary finoana no mahatonga antsika hangetaheta ny tenin'Atra. "Ny fahalalany ny teny dia avy amin'ny fihainoana azy,ny fihainoana azy dia mampandresy lahatra ilay finoana,ny finoana anana indray dia mampatonga antsika hino sy matoky ary manana fiadanantsaina sy tsy matahotra na inona na inona mitranga amin'ny fiainana:arrow: tonga dia mi-kliky ilay tenin'Atra ary mahafantatra hoe atsy no misy an'izany na izao no tokony atao hoy ny tenin'Atra.
20. niryna
(
29/12/2007 08:08)
hery:
niryna> Ny kristianina dynamique (fa tsy statique) dia tsy mihonona fotsiny @ tsy fanaovan-dratsy... fa miezaka koa manao ny tsara.
Izany hoe action no tena atao fa tsy privation fotsiny.
Na dia ny didy folo aza dia efa misy ohatra hoe "Hajao ny ray amandreninao"... fa tsy mihanona fotsiny amin'ny hoe "Aza man..."
mba afaka velabelarinao ve ny tianao tenenina amin'ireo kristianina dynamique sy statique ireo azafady e.:D