hotratry ny taona e

1. fijo ( 28/12/2007 22:34)
dia izay aloha ny fandraisako anjara eto tamin'ity taona 2007 ity,fa dia amin'ny taona vaovao indray aho miverina,koa tsy handao an tsika eto sosotra aho,fa hirary antsika kosa taona vaovao.ary hantenaina hitondra fahasalamana hoantsika anie izany taona izany,ary indrindra hitondra ady hevitra be hoantsika eto.

mahavita soa ny taona e,de hotratry ny hoavy
novalian'i cutie ny 03/01/2008 23:54
2. LazaDaddy ( 29/12/2007 02:36)
fijo> taona vaovao inona io? Rosh hashana (efa lasa), sinoa, Katolika orthodoxe, Katolika romanina, ...?
3. kiranil ( 29/12/2007 04:06)
Miarahaba,

Misaotra rangahy amin\'ny firariantsoa a. Mahafinaritra e. Dia samy ho tratry ny taona 2008 ary mirary ny olona mandalo eto @ serasera ahafantatra fa Jesosy Kristy tsy tonga hanameloka fa hamonjy sy hanome fiainana mandrakizay. Izao no anisan\'ny teniny farany t@ ilay niaraka nombohoina taminy, izay nibebaka: \"Lazaiko aminao marina tokoa: anio no hihaonanao amiko any Paradisa.\"

http://www.youtube.com/watch?v=6ogryqiUeHI

Misaotra.

4. rakapy ( 29/12/2007 04:36)
Ny tenako koa dia mirary antsika rehetra ho tratry ny taona 2008.
5. ravatorano ( 29/12/2007 09:30)
mirary soa ho antsika namana rehetra ho tratry ny taona 2008 ary koa mbola hifankahita eto ami'nity forum ity any aorinan'io taona io ka samy ho tratry ny mitsingeringerina e
=D=D=D=D
^:^^:^^:^^:^
:-*:-*:-*
6. naughtyboy ( 29/12/2007 12:32)
mirary fety sambatra daoly e:lol:aza madiditra fa manaova fotsiny mamomamo kely:wink:
7. Papoose ( 30/12/2007 03:51)
fijo, aza ilaozanao ahy aho hoy i tiana zay eee!!!!
fa efa lasa moa enao ka dia @ 2008 ndroky azoko eee!!!

lazadaddy koa mampime! fa taona vaovao inona kay no hotsenainao? she tsy mitsena ishe:?::?:
8. rakapy ( 30/12/2007 04:15)
Za aloha dia tsy manome tsiny an-DraLaza Daddy raha tsy hitsena ny taona vaovao izy satria tsy ho voatery ho ny calandrier European ihany no arahina eto an-tany satria maro be ireo calandrier(Asian,Gasy,sns...) izay tsy ho voatery ho 31 dec no faran'ny taona ary 1 janv no taona vaovao.
9. cutie ( 30/12/2007 21:42)
fijo
isika rehetra :)
10. Papoose ( 31/12/2007 04:20)
Rakapy, tsy misy manome tsiny ka!

zah mime fotsiny!
11. fijo ( 01/01/2008 22:19)
dia tratrany ary isika e.
12. cutie ( 02/01/2008 14:42)
nanao ahona alou ny dite tao :)
13. fijo ( 02/01/2008 21:39)
nafana ihany sary tena mainany tratra ny maraina,fa nasian arano moa dia nilamina ko
14. cutie ( 03/01/2008 13:21)
hihihihi
adino nga ny nisotro rano talohan'ny natory :-d
15. fijo ( 03/01/2008 22:45)
nisotro fa nahery kokoa le dite ko
16. xxx ( 03/01/2008 22:46)
za nisotro rano bdb mitsy alou :-D
17. fijo ( 03/01/2008 22:47)
ka ny anay ny dite nafana be ko
18. xxx ( 03/01/2008 22:49)
itovizana wa :-D
19. fijo ( 03/01/2008 22:53)
ka za tsy tafisotro rano be ko
20. xxx ( 03/01/2008 22:55)
@ herintaona ndray zany misotro bdb :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8338