hotratry ny taona e

21. fijo ( 03/01/2008 22:58)
eeeee,ela be izany ka;aleo paka
22. xxx ( 03/01/2008 22:59)
@ paka ny chocolat no atao bobaka koa
23. fijo ( 03/01/2008 23:04)
le sokola misy dite izany ko
24. xxx ( 03/01/2008 23:08)
efa mangetaheta za :-D
25. fijo ( 03/01/2008 23:13)
ao fa kekeriko aloh ade homeko ihany e
26. xxx ( 03/01/2008 23:14)
efa lany tsirony zany :-D
27. fijo ( 03/01/2008 23:24)
vao miha mitombo ko,miampy ny tsiron'ny aty
28. cutie ( 03/01/2008 23:25)
non
tsy tiako zany :-D
29. fijo ( 03/01/2008 23:25)
mamy anie le avy aty e
30. cutie ( 03/01/2008 23:27)
ka efa misy lany ny sasany koa :-D
31. fijo ( 03/01/2008 23:29)
tsy lany fa miampy wa
32. cutie ( 03/01/2008 23:36)
miampy in :-D
33. fijo ( 03/01/2008 23:39)
ny tsiron'ny ahy......:-D:-D:-D
34. cutie ( 03/01/2008 23:43)
:-D :-D :-D
35. fijo ( 03/01/2008 23:51)
ary toa nihanihany fotsiny ry reto an
36. cutie ( 03/01/2008 23:54)
mampime koa
efa voalazko etsy ambony ny valiny :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.7636