Nakaiza Jodasy?
1. niryna
(
28/12/2007 12:59)
Mpanao sari-hosokoko ity rangahy ka nahita ilay mpitori-teny teny teo ambonin'ny alitara ary dia niangaviany ilay olona mba ataony sary,izay nataony solon'i kristy
Mitovy izao izany ilay sari-hosodoko ataony.
http://www.geocities.com/losalexspirop/last-supper.jpg
Nitady namana maro koa izy hanampy izany eo ambony latabatra ary dia feno ny isan'ireo mpianatr'i kristy iraika ambin'ny folo.Ny olona atao Jodasy sisa no tsy hitany,ary dia novitainy ihany ilay izy.Ela be taty aoriana vao tonga saina ra-namana fa tsy ampy element iray ilay mpianatr'i Kristy:roll:
Sendra nandeha teny amoron-dalana izy ary dia nahita olona iray mikorosofahana,manao akanjo maloto ary dia noresahiny fa ilainy hanaovana sarisary izy ka ho karamainy fa tsy hoe indramina fotsiny.Nanaiky ilay rangahy ary noho ny tonga tany an-tranony dia sanganehina nijery ilay sarisary hosodoko efa vita,endratra izy,nitanondrika kely ary farany dia nipatrapatraka tsy tanany intsony ny ranomasony.
Maninona hianao hoy ity mpanao sari-hosodoko?
Io efa amin'ny sary nataonao Kristy io aho.:roll::cry:
Raha mitory teny isika ka mivoana na mifanohitra ny tenin'Atra dia isika no hiaran'ny hatezeran'Atra.Izay hafafy ihany no ho jinjaina amin'ny farany.Namafy tenin'Atra izy kanjo nihodina tsy nahataty ny fakam-panahy ary dia voakapok'Atra ka very ny asa,ny vady ,ny zanaka....dia lasa nirenireny sisa.Tsy misy fifaliana fa fahoriana sy adin-tsaina no mahazo,tonga manafika ilay miaramilan'ny satana ary dia avo fito eny izy no hiditra ka lahona vao aharesy amin'izay.Izay no mahazo raha mino ka miverina manaraka ny fiainan'izao tontolo izao.:cry:
Fehiny:Misy fiantraikany daholo ny fiainana rehetra,raha efa voasitina tao anatin'ny maizina,aza mihemotra na miverindalana intsony fa Atra dia be fitiavana ary saro-piharo koa Izy ka mety hiafara amin'ny fahafatesana ara-panahy ny famitahanao ny tenanao.
Izay manatona Ahy dia tsy mba ho laviko hoy i kristy,andramo omena azy ny fiainana fa ho hitanao izany teny mamy nomeny izany.:-*:-*
Mahereza.
Andriamanitra mahery sy mpiambina antsika anie hanampy sy hanazava hatrany ny teny fikasana izay nomeny
(l)niryna

novalian'i niryna ny 12/01/2008 02:11
7. niryna
(
28/12/2007 19:24)
hery:
pissoa:
de nankaiza amizay jodasy ?
Namorona fiangonana ao ambadika (ao @ Face B) :-)
=))=))
8. niryna
(
28/12/2007 19:31)
ikaretsaka:
iny indray no tsary hitako
8O:D
niryna:
Sendra nandeha teny amoron-dalana izy ary dia nahita olona iray mikorosofahana,manao akanjo maloto ary dia noresahiny fa ilainy hanaovana sarisary izy ka ho karamainy fa tsy hoe indramina fotsiny.Nanaiky ilay rangahy ary noho ny tonga tany an-tranony dia sanganehina nijery ilay sarisary hosodoko efa vita,endratra izy,nitanondrika kely ary farany dia nipatrapatraka tsy tanany intsony ny ranomasony.
Maninona hianao hoy ity mpanao sari-hosodoko?
Io efa amin'ny sary nataonao Kristy io aho.
Raha mitory teny isika ka mivoana na mifanohitra ny tenin'Atra dia isika no hiaran'ny hatezeran'Atra.Izay hafafy ihany no ho jinjaina amin'ny farany.Namafy tenin'Atra izy kanjo nihodina tsy nahataty ny fakam-panahy ary dia voakapok'Atra ka very ny asa,ny vady ,ny zanaka....dia lasa nirenireny sisa.Tsy misy fifaliana fa fahoriana sy adin-tsaina no mahazo,tonga manafika ilay miaramilan'ny satana ary dia avo fito eny izy no hiditra ka lahona vao aharesy amin'izay.Izay no mahazo raha mino ka miverina manaraka ny fiainan'izao tontolo izao.
Fehiny:Misy fiantraikany daholo ny fiainana rehetra,raha efa voasitina tao anatin'ny maizina,aza mihemotra na miverindalana intsony fa Atra dia be fitiavana ary saro-piharo koa Izy ka mety hiafara amin'ny fahafatesana ara-panahy ny famitahanao ny tenanao.
Izay manatona Ahy dia tsy mba ho laviko hoy i kristy,andramo omena azy ny fiainana fa ho hitanao izany teny mamy nomeny izany.
pissoa:
de nankaiza amizay jodasy ?
:D io voalaza eo ambony io izy aky a
9. pissoa
(
28/12/2007 19:45)
Raha ny fahazoako ilay voalaza dia :
nisy olona "nahantra" noheveriny hoe atao jodasy ... saingy hay "Kristy" tampoka le izy :-D:-D:-D
Tsisy resaka jodasy !!! fa olona lasa mahantra sns fotsiny.
Niheritreritra ihany aho hoe rehefa "niala tamin'Andriamanitra dia lasa nahantra" ... saingy ny hevitra vao natranganao teo ambony dia hoe mahatra mirepresent an'i Kristy (donk tsy Jodasy).
Izay no mahatonga le hoe nankaiza amizay Jodasy. :-D:-D:-D
niryna:
Sendra nandeha teny amoron-dalana izy ary dia nahita olona iray mikorosofahana,manao akanjo maloto ary dia noresahiny fa ilainy hanaovana sarisary izy ka ho karamainy fa tsy hoe indramina fotsiny.Nanaiky ilay rangahy ary noho ny tonga tany an-tranony dia sanganehina nijery ilay sarisary hosodoko efa vita,endratra izy,nitanondrika kely ary farany dia nipatrapatraka tsy tanany intsony ny ranomasony.
Maninona hianao hoy ity mpanao sari-hosodoko?
Io efa amin'ny sary nataonao Kristy io aho.
nisy olona "nahantra" noheveriny hoe atao jodasy ... saingy hay "Kristy" tampoka le izy :-D:-D:-D
niryna:
Raha mitory teny isika ka mivoana na mifanohitra ny tenin'Atra dia isika no hiaran'ny hatezeran'Atra.Izay hafafy ihany no ho jinjaina amin'ny farany.Namafy tenin'Atra izy kanjo nihodina tsy nahataty ny fakam-panahy ary dia voakapok'Atra ka very ny asa,ny vady ,ny zanaka....dia lasa nirenireny sisa.Tsy misy fifaliana fa fahoriana sy adin-tsaina no mahazo,tonga manafika ilay miaramilan'ny satana ary dia avo fito eny izy no hiditra ka lahona vao aharesy amin'izay.Izay no mahazo raha mino ka miverina manaraka ny fiainan'izao tontolo izao.
Fehiny:Misy fiantraikany daholo ny fiainana rehetra,raha efa voasitina tao anatin'ny maizina,aza mihemotra na miverindalana intsony fa Atra dia be fitiavana ary saro-piharo koa Izy ka mety hiafara amin'ny fahafatesana ara-panahy ny famitahanao ny tenanao.
Tsisy resaka jodasy !!! fa olona lasa mahantra sns fotsiny.
Niheritreritra ihany aho hoe rehefa "niala tamin'Andriamanitra dia lasa nahantra" ... saingy ny hevitra vao natranganao teo ambony dia hoe mahatra mirepresent an'i Kristy (donk tsy Jodasy).
Izay no mahatonga le hoe nankaiza amizay Jodasy. :-D:-D:-D
10. fijo
(
28/12/2007 20:44)
mba mitovy famakafakana izahay sy pissoa eto kle...
tsy mifanjohy ry niryna le fanazavana an.

11. rakapy
(
29/12/2007 03:17)
BLA BLA BLA BLIBLIBLI be koa le resaka tsisy lohany sy vodiny.=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
12. rijadolly
(
29/12/2007 07:18)
Mahafinaritra Niryna à! =))=))=))Niafina tao amin'faceB marina.Face B an'IZA? raha tsy hanihany io dia marina.Na iza olona lazaina fa very na iza ka mahahatsapa amin'fo torotoro sy miaky ny heloka vitany ka manantona an'Kristy dia Kristy no mialoha lalana azy ary hanafaka ny fahatrana ara-panahiny manontolo.
Nanaiky ilay rangahy ary noho ny tonga tany an-tranony dia sanganehina nijery ilay sarisary hosodoko efa vita,endratra izy,nitanondrika kely ary farany dia nipatrapatraka tsy tanany intsony ny ranomasony.I Kristy no hisolovava an-tsika eo amin'fitsarana farany.^:^^:^^:^
13. niryna
(
29/12/2007 08:47)
pissoa:
Raha ny fahazoako ilay voalaza dia :
niryna:
Sendra nandeha teny amoron-dalana izy ary dia nahita olona iray mikorosofahana,manao akanjo maloto ary dia noresahiny fa ilainy hanaovana sarisary izy ka ho karamainy fa tsy hoe indramina fotsiny.Nanaiky ilay rangahy ary noho ny tonga tany an-tranony dia sanganehina nijery ilay sarisary hosodoko efa vita,endratra izy,nitanondrika kely ary farany dia nipatrapatraka tsy tanany intsony ny ranomasony.
Maninona hianao hoy ity mpanao sari-hosodoko?
Io efa amin'ny sary nataonao Kristy io aho.
nisy olona "nahantra" noheveriny hoe atao jodasy ... saingy hay "Kristy" tampoka le izy :-D:-D:-D
niryna:
Raha mitory teny isika ka mivoana na mifanohitra ny tenin'Atra dia isika no hiaran'ny hatezeran'Atra.Izay hafafy ihany no ho jinjaina amin'ny farany.Namafy tenin'Atra izy kanjo nihodina tsy nahataty ny fakam-panahy ary dia voakapok'Atra ka very ny asa,ny vady ,ny zanaka....dia lasa nirenireny sisa.Tsy misy fifaliana fa fahoriana sy adin-tsaina no mahazo,tonga manafika ilay miaramilan'ny satana ary dia avo fito eny izy no hiditra ka lahona vao aharesy amin'izay.Izay no mahazo raha mino ka miverina manaraka ny fiainan'izao tontolo izao.
Fehiny:Misy fiantraikany daholo ny fiainana rehetra,raha efa voasitina tao anatin'ny maizina,aza mihemotra na miverindalana intsony fa Atra dia be fitiavana ary saro-piharo koa Izy ka mety hiafara amin'ny fahafatesana ara-panahy ny famitahanao ny tenanao.
Tsisy resaka jodasy !!! fa olona lasa mahantra sns fotsiny.
Niheritreritra ihany aho hoe rehefa "niala tamin'Andriamanitra dia lasa nahantra" ... saingy ny hevitra vao natranganao teo ambony dia hoe mahatra mirepresent an'i Kristy (donk tsy Jodasy).
Izay no mahatonga le hoe nankaiza amizay Jodasy. :-D:-D:-D
misaotra aky pissoa :-*
Fehiny ; Zavatra roa no nitranga teto
Nisy olona nafana fo be nitory ny tenin'Atra,nivoana ilay fitoriany satria .
Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka hitsangana,ka haneho famantarana sy fahagagana hamitahany na dia ny olom-boafidy aza, raha azo atao izany.Marka 13:22
Tsy nahatohatra ny herin'ilay ratsy izy ka na dia olomboafidy aza dia voarebirebin'ny fanahy ratsy :arrow: mitory teny,mahafantatra ny tenin'Atra saingy tsy ny voalaza ao anaty baiboly no toriny fa izay mifanarakara ny tiany.Antony ?
Maro fa ny hita dia matahotra ilay mpiangona sao mandositra,atahorany fa ny marina mandratra ka raha toriana ilay teny ao anaty baiboly ireo dia tsy hiverina intsony.
Aiza moa ilay teny hoe "raha ny masonao an-kavia no manembantsembana anao dia esory hiala teo io fa tsaratsara ho anao ny miditra ny fanjakan'ny lanitra poa-maso toy izay tsy mankany an-danitra.
:roll: inona indray re ity e:D
Tadidin-dry aho nitantara olona mpanan-karena be izay variana tamin'ny fiaianan'izao tontolo izao ary dia niafara tamin'ny rongony no nampiasainy?
Betsaka loatra izay tantara nomeko izay fa asa na tadidin-dry.Telo taony izy hoy aho no nirenireny lasa 4 ami teny ary narary izy dia nandeha teny amin'ny hopitaly amin'izay mba ho hitan'ny fianankaviany.
Adala no fijerin'ny olona azy,ary tao anatin'ny coma izy no niantso an'Atra ary dia niala ilay fanahy ratsy niresaka,niteny ratsy,nandratra ny vatany sy ny fanahiny nandritra ny taona maro,vao nanonona ny anaran'ATra fotsiny dia izay.
Tsy hoe izay mantsy fa resaka lava be io saingy ilay finoana nipoitra tao aminy no tiako resahina.
Ary dia nanolotra ny tenany ho an'Atra izy sy ny vady aman-janany.
Raha manana an'Atra isika dia ahita fiovana amin'ny fiainana,eny fa na dia hoe tsy afaka ilay fahoriana,hafa ny lalana hizoran-tsika sy ny herin-tsaina mety hananan-tsika noho ny tsy manana Azy.
Raha mahafantatra kosa ka miala aminy dia ireny tantara nomeko ireny hoe fito ry zalahy(Ny miaramilan'i satana no miditra ao amin'ilay olona satria iray tsy nahatohatra azy ary dia maka maromaro izy) .
Hita taratra koa izany amin'ny fanalana devoly na fanasitranana,tsy vita indray mandeha fa sao miverina ilay hery ratsy dia roahina mandra-pahafantarana fa hoe ampy izay. :D
Mazava a,raha mbola tsy mazava dia alefaso ihany ny fanontaniana fa valiako
14. niryna
(
29/12/2007 08:50)
rakapy:
BLA BLA BLA BLIBLIBLI be koa le resaka tsisy lohany sy vodiny.=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
8O tsy ho azonao mihitsy koa aloha ilay izy e.Toy ny tenin'Atra rehetra izay toherinao,aza miala fa midira matetika eto ihany fa miditra tsikelikely ihany io,ronono aloha vao sakafo mafy :D Toy ny zazakely omena sakafo ihany io
15. niryna
(
29/12/2007 08:55)
rijadolly:
Mahafinaritra Niryna à! =))=))=))Niafina tao amin'faceB marina.Face B an'IZA? raha tsy hanihany io dia marina.Na iza olona lazaina fa very na iza ka mahahatsapa amin'fo torotoro sy miaky ny heloka vitany ka manantona an'Kristy dia Kristy no mialoha lalana azy ary hanafaka ny fahatrana ara-panahiny manontolo.Nanaiky ilay rangahy ary noho ny tonga tany an-tranony dia sanganehina nijery ilay sarisary hosodoko efa vita,endratra izy,nitanondrika kely ary farany dia nipatrapatraka tsy tanany intsony ny ranomasony.I Kristy no hisolovava an-tsika eo amin'fitsarana farany.^:^^:^^:^
misaotra rija a. Izay ilay hoe ny FM no mampiseho azy amintsika.
io rakapy ny fanoharana a ,io misy mahafantatra ny tiako ahatongavana.
16. niryna
(
29/12/2007 09:20)
Mila miambina isika fa miahoaho toy ny vitsika ireo fahavalon'Atra,mitady aripaka ka na dia efa mpino an'i kristy raha tsy mitandrina dia voafitaka.
Amin'ny ahoana?
Manolakolana ny tovolahy kely mpianany,ny tanora tsy maharitra fa miaraka amin'ny mpitondra fiangonana(tena nisy ity a,noterahany ilay ankizy vavy ary ilay ramatoa vadiny lasa nody any aminy) asa aloha na fifandrifian-javatra na izay no kapoka nataon'Atra an'ilay mpitondra fa maty ilay tovovavy nanariany ny vadin'ny fahatanorany.
Fa tsara aminy raha tsy nahalala ny làlan'ny fahamarinana toy izay hiala amin'ny didy masina natolotra azy, rehefa nahalala izany izy.2Pet 2:21:
Ao ihany koa ireo fiangonana tsy mitory ny marina amin'ny tsy fahazoana ny fanjakan'ny lanitra,mifanohitra indray aza no teneniny hoe mila manampy azy ireo isika fa zanak'Atra ireo dia avela handroso kominio,lehilahy samy lehilahy mifampitantana ao am-piangonana,olona tsy mpivady miray trano mandritra ny amam--polo taona maro ary tsy mampaninona azy izany.(Gal 5:23-25)

17. ikaretsaka
(
29/12/2007 15:50)
vitsika ve ? vitsike kely iny ve ry niryna?
naninona tsy natao hoe omby ohatra?
naninona tsy natao hoe omby ohatra?
18. niryna
(
29/12/2007 18:29)
ikaretsaka:
vitsika ve ? vitsike kely iny ve ry niryna?
naninona tsy natao hoe omby ohatra?
vitsika aho ka,tsy miteny eo anatrehan'ireo avara-pianarana mitratrevatreva milaza ny tsy fisian'Atra.Na bidika aza aho dia fantatr'Atra ny fisiako.
19. rabilabila
(
29/12/2007 18:50)
Ah! 'zay vao hitako ny valin'ilay hoe:
Nankaiza ny tanteliko teto?
Nefa dia teto mihitsy ro ansiako azy ?
:-D:-D:-D
Nankaiza ny tanteliko teto?
Nefa dia teto mihitsy ro ansiako azy ?
:-D:-D:-D
20. ikaretsaka
(
29/12/2007 23:18)
Bilabila...
=))
Niryna> kay ve ianao izay ilay " vitsika mihaohao ohatran'ny fahavalon'A/tra e
=))
Tena mazava..tena mazava....
aleo aho hiambina .... misaotra ramatoa nanazava ooo!:(:cry:
mampalahelo... maninona izao izany no izao vao notenenina?:roll:
nivoaka ny vavanao io an (euh ny fingers anao manko e):wink:
=))
niryna:
vitsika aho ka
Niryna> kay ve ianao izay ilay " vitsika mihaohao ohatran'ny fahavalon'A/tra e
=))
: 15. niryna [ Valio :
29-12-2007 10:20:41]Mila miambina isika fa miahoaho toy ny vitsika ireo fahavalon'Atra,mitady aripaka ka na dia efa mpino an'i kristy raha tsy mitandrina dia voafitaka.