Nakaiza Jodasy?

61. niryna ( 11/01/2008 06:57)
rakapy:

Nyrina> Asa na mazava ny teniko ? Ny karazan'olona manao hoatra ny ataonao izao no tsy hitiavako ny mihaino sy miresaka ny momba an'i Jesosy. Ka aza be kabary amiko raha tsy tia ny firesako.



=))=)) hianao no efa tsy te handray ilay tenin'Atra dia mitady olana hialana pas. :-*
62. niryna ( 11/01/2008 07:02)
bilakarenjy:

fa ahoana moa ry niryna no fomba fanentananao sy fitarihanao olona ,fa tonga dia valy boraingina be fotsiny no amalianao ilay hevitry ny olona .

Misaotra ry niryna fa dia tsara ho fantatra izao fihetsika ataonao izao .

ny fizarana ny tenin'Atra dia tsy maitsy misy manohitra foana na rahoviana na rahoviana,raha tsy manana fahavalo hianao dia mandiniha tena fa miaraka mandeha amin'ny lalana malalaka izay.Na inona tenenina na inona resahina tsy maintsy misy manohitra foana,dia valiana araka ny adalany koa izy ka.
Ahoana hoy ny ohabolana.
Answer the fool by his foolishness.Valio araky ny fahadalany ny adala :roll:
Ny hendry mody voky fa ny adala manesika ihany.
Misy teny tsy mila valiana ary misy teny mila ka arakarany io.
Na mamaly na tsy mamaly na omena tenin'Atra na tsia rehefa manda izay izy dia izay :-*:-*:-*:-*:-*

63. niryna ( 11/01/2008 07:05)
fijo:

aza entim po fa mitonia e, marina fa indraindray tokoa dia misy fihetsika mahakamo fa samy efa nisendoatra kely teto daholo isika



=D=D hitako dia avy eo mamely te-hamaina ilay olona dia miditra ny xxx dia mandeha ny devoly ,dia avy eo indray miteny hoe tsy ny olona no miady fa teny tsy mifanaraka
Soa ihany aho fa tsy mba tezitra amin'ireny intsony .
Misaotra fijo nampahatsiahy anay a
64. bilakarenjy ( 11/01/2008 18:59)
niryna > ka zay anie le cool e!, arahina @ onjany eny izy de mifandray @ farany e!.

Hay ianao kay azo atao cool ihany koa :-*:-*:-*:-*:-*:-*

.Masaka be !
65. fijo ( 11/01/2008 22:02)
ka izay,mila mahatanty resaka kosa isika e.fa tsy tokony hisendaotra
66. niryna ( 12/01/2008 02:05)
bilakarenjy:

niryna > ka zay anie le cool e!, arahina @ onjany eny izy de mifandray @ farany e!.

Hay ianao kay azo atao cool ihany koa :-*:-*:-*:-*:-*:-*

.Masaka be !

Maty ny fihomeheza aho rehefa mijery ireny olona manao ny mokon-dohany ireny no handraisany ny tenin'Atra,saingy malahelo indray aho avy eo.Tompo o mamela ny helony fa tsy fantany izay tiany ho tenenina sy tiany ho fantarina.
Mampalahelo ka,ary misy tena tsy any mihitsy kanefa isika rehetra dia tonga eto mba hifampihanatra.Na dia ny manao cool sy ny mi-humble ihany aza dia efa ezaka io ka.
Humble = manetritena.:D
Ny mamaly ireny mitsikera sy manopa ireny dia efa ezaka iray hitarafana ny maha zanak'Atra.Rehefa tsy fantany kosa moa ve dia ho fahadisoany?

67. niryna ( 12/01/2008 02:11)
fijo:

ka izay,mila mahatanty resaka kosa isika e.fa tsy tokony hisendaotra


izay indrindra ilay hitenenana hoe tsy misy dikany io ry toi a,izany koa dia atao mahatezitra.
Ireny olona tezitra ireny anie tsy mahalala ho tezitra e,ireny olona tia mandantsalatsa ny hafa ireny anie misy zavatra maharary azy ao anatiny ao dia any amin'ny hafa izy no manapatra e.
Izay zavatra avoakantsiaka eto dia hitarafana ny ao am-po daholo fa tsy fantatsika indraindray ilay izy.

Hoy ilay olona izay hoe :Tezitra ny lehibe-ko dia aty amiko izy no manapatra izay hatezerany.Tonga any an-trano aho dia ny vadiko no anamparako ny amaharako.Mihazakazaka eraky ny trano ny ankizy dia iny no mahazo felaka tsy nampoizina.Mandalo tampoka ny alika dia iny no nahazo daka tamin'ilay zaza.Nikiakika nandraingiraingy ny alika ka ny saka matory tery no nenjehiny. Maty aho ra voalavo fa eo ampelantanan-tsaka hianao. :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0083