Nakaiza Jodasy?
21. rakapy
(
30/12/2007 00:42)
Nyrina> Tsy ny fitanisanao izay teny ao anatiny baibolinao no hampiova ny finoako.Fantaro ary tsampako fa metimety kokoa ny fianako nohon'ny hamaky sy hanaraka izay tanisainao. Angamba olon-kafa no mety hanaraka izay voalazanao fa raha ny tenako dia tsy mbola namaky ireo toroteny dradradrainao ireo.Tsy hianatra ny baiboly no nidirako @ forum fa hifanakalo hevitra.
23. rakapy
(
30/12/2007 04:19)
Ary I Jodasy anie ka efa any am-pasana e! koa hoe aiza indray i Jodasy????=))=))=))=))=))=))=))=))
24. niryna
(
30/12/2007 06:03)
rabilabila:
Ah! 'zay vao hitako ny valin'ilay hoe:
Nankaiza ny tanteliko teto?
Nefa dia teto mihitsy ro ansiako azy ?
:-D:-D:-D
:D
25. niryna
(
30/12/2007 06:05)
ikaretsaka:
Bilabila...
=))
niryna:
vitsika aho ka
Niryna> kay ve ianao izay ilay " vitsika mihaohao ohatran'ny fahavalon'A/tra e
=))
: 15. niryna [ Valio :
29-12-2007 10:20:41]Mila miambina isika fa miahoaho toy ny vitsika ireo fahavalon'Atra,mitady aripaka ka na dia efa mpino an'i kristy raha tsy mitandrina dia voafitaka.
=))
Tena mazava..tena mazava....
aleo aho hiambina .... misaotra ramatoa nanazava ooo!:(:cry:
mampalahelo... maninona izao izany no izao vao notenenina?:roll:
nivoaka ny vavanao io an (euh ny fingers anao manko e):wink:
26. niryna
(
30/12/2007 06:06)

:roll:=))=))
27. niryna
(
30/12/2007 06:13)
rakapy:
Nyrina> Tsy ny fitanisanao izay teny ao anatiny baibolinao no hampiova ny finoako.Fantaro ary tsampako fa metimety kokoa ny fianako nohon'ny hamaky sy hanaraka izay tanisainao. Angamba olon-kafa no mety hanaraka izay voalazanao fa raha ny tenako dia tsy mbola namaky ireo toroteny dradradrainao ireo.Tsy hianatra ny baiboly no nidirako @ forum fa hifanakalo hevitra.
ok,safidy io tompoko
28. niryna
(
30/12/2007 06:15)
rakapy:
BLA BLA BLA BLIBLIBLI be koa le resaka tsisy lohany sy vodiny.=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
"spiritual langhage "io ka tsy ho azonao mihitsy.:D
29. niryna
(
30/12/2007 06:20)
niryna:
Sendra nandeha teny amoron-dalana izy ary dia nahita olona iray mikorosofahana,manao akanjo maloto ary dia noresahiny fa ilainy hanaovana sarisary izy ka ho karamainy fa tsy hoe indramina fotsiny.Nanaiky ilay rangahy ary noho ny tonga tany an-tranony dia sanganehina nijery ilay sarisary hosodoko efa vita,endratra izy,nitanondrika kely ary farany dia nipatrapatraka tsy tanany intsony ny ranomasony.
Maninona hianao hoy ity mpanao sari-hosodoko?
Io efa amin'ny sary nataonao Kristy io aho.:roll::cry:
fanoharana no tiako resahina eto.
Olona ,navitrika, nazoto nitory teny kanjo tsy naharitra ny fakam-panahy dia nivadika tamin'Atra.
Izay lazaiko hoe mantra eto izay dia ny fanahiny,ireo izay olona tsy mametraka ny fiainany amin'Atra dia tsy hanana fanantenana fa ho very ny fanahiny toy ity rangahy nivadika tamin'Atra.
Nalain'ilay mpanao sary hosodoko izy mba ho jiro fahazavan'izao tontolo izao,satria noheveriny fa hitsilo ny rehetra kanjo fitaka.Ho antsika koa izany raha manao fitoriana kanefa tsy mifanaraka ny tenin'Atra no zavatra toriantsika dia hijaly toy io Jodasy io.
Mahereza
30. bilakarenjy
(
30/12/2007 10:04)
tsy mifanalavitra @ fanontaniana napetraky rakapy momba an'i jesoa raha manana sipa koa ity resaka ity izany ,fa somary ahodina kely sy hasiana fanoharana ambadika fotsiny fa tsy atao mivantana be avy hatrany .
Izay mantsy ilay pasy fanao rehefa ianao no milaza azy fa tsy ny hafa .Maninona raha avy hatrany de natao hoe :ilay olona nalaina sary ,ohatra, ny lohahevitra entina ,de mba hafa indray ny resaka .
Mahafinaritra e!.
Za zao mieritreritra hoe : lasa any @ bazary be any zao jodasy nitady kaly sy nividy zavatra .
Fa nankaiza tokoa izy ry niryna a?. Toa fanontaniana mila valiny koa io ,fa tsy fanoharana no amaliana azy .
Ok! ,de miandry valiny zahay e!.Mahereza e!

31. rabilabila
(
30/12/2007 12:49)
Fanontaniana manitikitika ahy fotsiny.
Hono ho'aho ry Niryna :
Vao tsy ela izay ireo mpikaroka nahita boky "rouleau" (efa ratsy ny etat-ny fa mbola betsaka no azo nadika ary efa eny amin'ny librairie rehetra eny ilay dikany );izy io dia nolazaina fa "evanjilin'i Jodasy " .
Efa mba nanitikitika an'i Niryna ve ny namaky an'io ?
Sa tonga dia natao hoe :Raikalahy io ilay namadika dé.....blablabla.....................

32. ikaretsaka
(
30/12/2007 18:23)
nen'i niryna izay ni carder-ny ny sainy ihany rabila an...
rehefa ary ny azy no nataony hoe but de na 2eme mi-temps aza de any foana!:-D
rehefa ary ny azy no nataony hoe but de na 2eme mi-temps aza de any foana!:-D
33. niryna
(
31/12/2007 01:08)
rabilabila:
Fanontaniana manitikitika ahy fotsiny.
Hono ho'aho ry Niryna :
Vao tsy ela izay ireo mpikaroka nahita boky "rouleau" (efa ratsy ny etat-ny fa mbola betsaka no azo nadika ary efa eny amin'ny librairie rehetra eny ilay dikany );izy io dia nolazaina fa "evanjilin'i Jodasy " .
Efa mba nanitikitika an'i Niryna ve ny namaky an'io ?
Sa tonga dia natao hoe :Raikalahy io ilay namadika dé.....blablabla.....................
Fanoharana no nataoko ,olona manan-daza no nanao sary hosodoko,tsy nisy hidiran'ilay bokin'i jodasy mihitsy ilay izy aloha.
Aleo fa ho hitako eo raha manintona ahy ilay boky na tsia,mila mailo tokoa mantsy isika toy ny mijery TV sy ny film. Izay fenoinao ny fiainanao an-davan'andro no ao anatinao koa,raha fenoinao positif foana ny fiainanao raha olona manana toetra positif foana no hiarahanao,mazava ho azy fa mianatra izany koa hianao,raha olona tsy manan-tsaina afatsy negatif,negatif, moi,moi,me,me lava no miara-miaina na miara-miasa aminao dia mifindra koa io. hi,hi Tandremo ley retsy a,fadio ny dinika hatraiza traiza fa hita taratra any ambadika any ny toetra rehetra. HS kely io a ,ilay boky no fanoharana nahatonga ahy niteny anio ka mi-pardon mialoha raha misy tezi-tezitra eo.:D
34. ikaretsaka
(
31/12/2007 21:37)
bila> ny an'i niryna rehefa ho'zy ilay pasiterany heo tsy mila de tsy vakiany tokoa fa tsy ilainy ho fantatra ny antsony.. raha mila dia ieee vekiany tokoa
izy manko hainao ihany fa voan'ilay fanatisme pastorale
tsaratsara raha any @ pasiterany ianao no miteny an'io
izy manko hainao ihany fa voan'ilay fanatisme pastorale
tsaratsara raha any @ pasiterany ianao no miteny an'io
35. fijo
(
01/01/2008 22:26)
eto indrindra isika izao...iza marina i jodasy?????satria raha ny voadinika taorian'io nahitan ailay fehezan tsoratra voalazan'i rabilabil aio,dia toa nisy fihovana ny fahitana ny anjara asan'i jodasy.satria raha ny voadinika dia toa asa no notanterahany,dia ny hamaha ilay hery"andriamanitra" voagadran'ny vatan'i jesoa.rah aio no jerena dia nanao asa soa izany leryfa tsy namadika.nefa asa ny fahitan'ny sasany azy
36. rakapy
(
02/01/2008 00:35)
Ka io Ra fijo no zavatra tsy takatr'ireo Kristianina @ ny ity finoany ity.
Raha tena mamaky sy mandinika ny baiboly izy ireo dia hahatsapa fa tsy diso na ratsy na koa mpamadika mihintsy i Ra Jodasy? Satria raha ny voasoratra tao dia efa talohan'ny nivarotany an'i RaJasosy no efa nilaza i Ra Jasosy fa misy iray amin'ny 12 lahy hivarotra azy? Ka tsy midika va izany fa efa COMPLOT sy FILM efa namboarin'i Ra Jasosy sy A/tra ity tantara ity???
Raha toa moa ka tsy nanaiky ny hivarotra an'i Jasosy i lery .De nanao ahoana ny film? I lery anie izany ka noterena ho ratsy raha ny fahazaoko azy.

37. ikaretsaka
(
02/01/2008 20:14)
mety mahay manaraka coupe be koa (ohatran'ireny mpanao belotes ireny) i Jesosy dia arany mialoha ny vato fa tsy voatery ho complot sy film ka:-D
rajodasy lesy nanendry tena foana fa tsy noterena an.. lery irery anie no niteny t@ jesosy hoe "za koa mba te ho apostoly" de avy aza ho'zy Jesosy
rajodasy lesy nanendry tena foana fa tsy noterena an.. lery irery anie no niteny t@ jesosy hoe "za koa mba te ho apostoly" de avy aza ho'zy Jesosy
38. fijo
(
02/01/2008 21:44)
ika an,araka ny ita ai ei matio ohatra tsy dia manaratsy an'i jodasy e.ary raha ny voalazan'i "Meyer marvin"izay nandinika io "codex"io dia i jodasy no mpianatra isany tena nifanakaiky tamin'i lery.
ary araky ny finoana kristianina izay hita tao amin'io boky io,dia voagadran'ny vatan ailay fanahy maha kristianina,ka i jesoa no efa te hiala ilay vatan amanagadra azy.de i jodasy no natao hanatanteraka ilay asa.ka hiraka izy fa tsy mpamadika.

39. ikaretsaka
(
02/01/2008 23:38)
ka i jodasy ny tresorier an'ny apostoly sy lery, izay no naha mpifanakaiky azy mitsam.
dia i Matio hain'ialahy ihany fa mpamory hetra dia entre an-dry zalahy dia samy mifanasoa ampitoerana eo fa samy jiosy e
dia i Matio hain'ialahy ihany fa mpamory hetra dia entre an-dry zalahy dia samy mifanasoa ampitoerana eo fa samy jiosy e
40. rakapy
(
03/01/2008 04:27)
Ka raha tsy nanaiky ny hamadika koa anie i Rajodasy de waina be teo Ra Jasosy? tsy nisy namono i lery. I RaPiera aza tonga de voatery tsy maintsy nandaha in-telo alohan'ny maneno akoho?ka io va tsy mitovy @ tournage-na film? na teatra efa maty paika? za aloha mino fa isika olombelona no mitsara fa ratsy ny nataon'i Rajodasy fa I RaJasosy dia faly tokoa satria nahatanteraka ny adidiny i lery.