[Pakistan] Maty i Benazir Bhutto

1. simplex ( 27/12/2007 17:53)
Mampalahelo:

en: http://edition.cnn.com/2007/WORLD/asiapcf/12/27/pakistan.bhutto/index.html?eref=edition
en: http://news.bbc.co.uk/2/hi/south_asia/7161590.stm

fr: http://www.rfi.fr/actufr/articles/096/article_60797.asp

mivavaka hoan'ny fanahiny

Enganie mba tsy hisy any amintsika itony mpanao vy very ny ainy itony...

2. menalamba ( 27/12/2007 18:21)
Tena fatim-biby ireto borisatroka ireto sy ity bômba ity kan...:roll:
3. simplex ( 27/12/2007 18:33)

sao d mba i Musharraf ihany aza no tao ambadik'iny kle :-w i Bhutto manko otran'ny nokendrikendren'ny be kitana atao alliEe kou. Satria razokiny otran'ny tsy mahavoa loatra...

vonoiko iny ra iny no tao ambadika tao an :roll::lol:8)
4. kelly13 ( 27/12/2007 18:44)
hita b fa atahoran'i lery i Benazir d zao nojedahana zao :°):°):°) (soif de pouvoir dol zany)
5. kelly13 ( 27/12/2007 18:46)
8-)8-)8-) io no saika ataoko d lasa le maintso ratsy io
6. simplex ( 27/12/2007 19:31)

:D:D:D
tsy hitako mintsy ze blem an'lery nge e. Izy aza efa president. @ zay vevavy le vonoina tsssssssss ra mafy be izy tsy miady @ fifidianana fa fika tsy milay otr'zany no atao :twisted::twisted:
7. sitlo ( 28/12/2007 03:53)
isika aza mbola mahita izay manafatra vary pakistanais lol
8. agoago ( 28/12/2007 07:49)
Samy manana ny fomba hahafatesany avy ny tsirairay fa ny maty amin'ny hetrakatraky ny sasany dia mahahonena tokoa, angamba hijanona ela ity ny mampanao ireny
9. fahamarinana ( 28/12/2007 18:30)
:arrow:tena nampalhelo tokoa o? nefa dans quelques jours ny fifidianana.(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6628