iza no mandainga e?????
1. fijo
(
27/12/2007 21:47)
raha ny nampianarina anay fony kely dia hoe i anjely gabriela no niseo tamin'i maria ,ary nilaza taminy fa hiteraka zazalahy izy ary ny anarany dia atao hoe jesoa.
de vao nijery fandaharana momba ny islam aho,dia hoe i anjely gabriela no niseo tamin'i mahomet ary naniraka azy hanely ny teny masina.
ka raha io anjely gabriela io no sady niseo tary no niseo tatsy,dia hafa izany no resahany ary ary hafa no lazainy atsy???toa resaka misavorovoro izy izany kle???
iza no mandainga?

novalian'i fijo ny 04/01/2008 23:45
2. rabilabila
(
27/12/2007 22:07)
Tsy misy " mandainga" akory Fijo a! I gabriela iray ihany fa ny "importance"n'ilay revelation no maha-samihafa azy ho an'ny Muslim sy ny Kristianina.
I Maria sy Muhammed samy nipotrany daholo ho mpitondra fa:
-ny an'ny Muslim i Muhammed no nitondra ny teny amin'ny alàlan'ny Coran.
-ny an'i Kristianina i Maria no nitondra vohoka an'i Jesosy ilay nitondra ny teny ary nampita azy tamin'ny evanjily sns....
Izay no ahafantarako azy aloha fa aleo ny mpino angamba no hanazava be-be kokoa.
Ps: nataoko entre guillemets ilay teny hoe mpandainga satria ny point de vue -ko tsy hoe lainga na tsy lainga fa hafa mihitsy.
Ary tsara ve aloha ny sifotra:wink:

3. fijo
(
27/12/2007 22:13)
ka raha ataontsika hoe "samy hiraka "izany ireo,maninoan no tsy zavatra iray no nanirahana azy fa zavatra samy hafa???izao lasa ady be mihintsy aza le izy
4. rabilabila
(
27/12/2007 22:37)
Ka izao ilay izy ry Fijo a! Apetrao fotsiny ny fanontaniana hoe: Firy amin'ny kristianina no mahafantatra hoe mpaminany koa ilery ao anatin'ny Coran?Ary mpaminany au même titre que Adama ,Noé ,Abrahama ,Mosesy sy Muhammed .I Jesosy sy Mosesy ary Muhammed ary nametraka lalàna voasoratra mihitsy (hono).
Ilay principe hoe "trois en un " no tsy hitovizany fa raha ohatra ny kristianina niteny fotsiny hoe "deux en un" dia ilay troisième mety niombonan-jareo tsy misy olana ihany akory ,raha ny fijeriko azy hoy aho an!!
Izay ange ilay efa nolazaiko e! All(ah) El(ohim)hoy aho [Aleloia]

5. ikaretsaka
(
27/12/2007 22:39)
ny 1 letsy ny zanaka naterany no "nirahina hitory vaovao mahafaly" fa ny 1 dia ilay biry satroka mihitsy a
eo d'efa samihafa
eo d'efa samihafa
7. fijo
(
27/12/2007 22:46)
ka maninona no samy hiraka nefa samy nitory zavatra hafa.ny silamomanaiky an'ijesoa ho mpanimany ,nefa ny kritianina tsy manaiky an'i mahomet ho mpaminany
9. fijo
(
27/12/2007 22:48)
ka samy milaza fa voahiraka nefa samy mitantara zavatra hafa ko ahoana ihany e
11. fijo
(
27/12/2007 22:54)
ka ry zalahy samy voahiraka no tsy azoko anie e,
nysasany voahiraka nefa mahazo mihinana kisoa,ny sasany voahiraka mandrara ny fihinanana kisoa de iza no arahina?
nysasany voahiraka nefa mahazo mihinana kisoa,ny sasany voahiraka mandrara ny fihinanana kisoa de iza no arahina?
13. rabilabila
(
27/12/2007 22:56)
Ka ny sàsany tondra dia nisatroka dia tsy hiitan'ny olona fa nony efa nesorina ny sofin'ilay satroka dia lasa bory ilay izy ,izay vao hitany dia tonga dia efa any ambadik'i Sahondra ::-D:-D:-D Vazivazy ny ahy fa aleo ry zareo no hanazava an'izany tsy fifankazahoana mahery vaika izany .Ny antsika efa mazàva fa homo sapiens aby namorona satroka mba hialofana amin'ny masoandro hi!hi!hi!
15. fijo
(
27/12/2007 22:59)
izay anie rabila no mahatonga ahy hametraka fanontaniana e?toa "anjely" iray ihany no naniraka.ko maninona nyhraka sasany no hoe mety ny fihinanan kisoa,ny hiraka sasany milaza fa fahotana ny fihinanan io kisoa io.fa ngah amisy "teny soa" karazany firy?
16. rabilabila
(
27/12/2007 22:59)
Dislexique angamba ilay mpitondra hafatra dia tsy tafitany arak'ilay nampitaina taminy ilay hafatra ko!!:-D
17. rabilabila
(
27/12/2007 23:16)
Iaraha -mahalàla moa ry Fijo fa ny kisoa dia anisan'ny biby tsy dia azo tehirizina loatra any amin'ny tàny mafàna fa malàky mitondra otrik'aretina mety hahafaty ka dia nofadiana ,ary lasa kolotsina izany fifadiana izany:-D
Taty aoriana angamba hitan-dry zalahy ny fika hoe azoà atao kitoza kay itony zavatra itony ,na koa fumé-na ,na atao saucisson ,dia lasa nihinana dia tafiditra tao anaty kolo koa ilay izy!!
Ny tiako lazaina dia tsy afaka mamaly loatra aho satria ilay fanontaniana dia efa mi-supposer hoe misy ny "anjely " ko ! Ny tena moa na manao satroka bonetra aza amin'izao andro magnitsy izao dia voan'ny sery foana dia AT-choooouum be foana hi!hi!hi!

18. fijo
(
27/12/2007 23:20)
za tsy mino ny fisian'ny anjely ka,fa raisiko fotsiny hoe raha "io anjely "io satria toa samy milaza fa nisehoan'io daholo ry zalahy voahiraka.
raha io ary no sady naniraka tery sy tesy,nahoanano tsy zavtra iray no nanirahany?
raha io ary no sady naniraka tery sy tesy,nahoanano tsy zavtra iray no nanirahany?
19. LazaDaddy
(
27/12/2007 23:22)
fijo> Araka io fanamarihanao io dia nisy nandainga tokoa.
Iza ary no nandainga? Anjaranao no mieritreritra ...:)
Iza ary no nandainga? Anjaranao no mieritreritra ...:)
20. fijo
(
27/12/2007 23:30)
izay aloha fa efa nisy iray sahy milaza fa misy mandainga tao??????iza io,izay no karohina izao rabila an