iza no mandainga e?????
41. hery
(
28/12/2007 16:00)
rabilabila> Raha iverenana ilay tena hevitra voalohany napetrak'i fijo nahatonga ity resaka ity dia izao.
1. "Nahatsiaro" ny fony kely tany izy dia "nahatadidy" hoe iza no natao hoe Anjely Gabriely
2. Nijery fandaharana t@ Télé tany koa izy dia naheno hoe iza no atao noe Anjely Gabriely.
Dia ireo no ampitahainy sy ilazany hoe iza no mandainga :-)
Tsy mitovy @ hoe Gkzokjlak hita tamin'ny nofy ihany ve izany?

42. ikaretsaka
(
28/12/2007 17:26)
rabilabila:
Niryna > Mba vakio daholo ny zavatra noresahiko ,aza mitsimpotsimponina fa manjary à côté de la plaque .:lol:
efa mahazatra :-D
43. fijo
(
28/12/2007 21:37)
diso be i hery eto ambony kely eto.na marimarina kokoa manodina resaka mba tsy hamaliana le fanontaniana.fomban'ny mpino io rehefa tsy mahita ambara izy.
amiko fahaterena be raha hoe tsy mino aho dia tsy hiraharaha izay momba ny mpino.ko maninona no mitory teny ny mpino?????tsy noho ny "fitsinjovany "izay heveriny ho tsy mpino ve??????sa ianareo mpino eto te hanao resaky ny vokovoko manga.ny samy tsy mbola nisotro toaka no milaza fa ratsy ny toaka.
aza hadino fa izahay anie efa nino vao tsy nino e.fa ianareo tsy mbola tsy nino ......

44. rabilabila
(
28/12/2007 23:49)

:-D:-D
rabilabila> Raha iverenana ilay tena hevitra voalohany napetrak'i fijo nahatonga ity resaka ity dia izao.
1. "Nahatsiaro" ny fony kely tany izy dia "nahatadidy" hoe iza no natao hoe Anjely Gabriely
2. Nijery fandaharana t@ Télé tany koa izy dia naheno hoe iza no atao noe Anjely Gabriely.
Dia ireo no ampitahainy sy ilazany hoe iza no mandainga
Ka inona no maharatsy an'izany ? Ary tsy mampitaha izy fa mametraka fanontaniana satria fivavahana 2 samy te-hametraka ny azy ho fahamarinana ireo ==> legitime be ilay hoe :iza no mandainga ?? Anjaranareo mpino ao amin'ireo voatonona ireo no manazàva azy aminy (tsy voatery manonona ny hafa ho mpandainga akory :)),nefa ianareo tsy nisy namaly azy fa izaho indray no nanao ebauche-n'ny valinteny.Avy eo ianareo dia manokatra hevitra hafa hi-théoriser-nareo ny "tsy finoana" ? 'Zany ve dé mbô mety ? Asa ?
45. ikaretsaka
(
29/12/2007 21:03)
Raha iverenana ilay tena hevitra voalohany napetrak'i fijo nahatonga ity resaka ity dia izao.
1. "Nahatsiaro" ny fony kely tany izy dia "nahatadidy" hoe iza no natao hoe Anjely Gabriely
2. Nijery fandaharana t@ Télé tany koa izy dia naheno hoe iza no atao noe Anjely Gabriely.
Dia ireo no ampitahainy sy ilazany hoe iza no mandainga
ra fijo ihany angamba no afaka mamaly an'ireo satria probleme sy dilemne azy le izy
46. rakapy
(
30/12/2007 03:47)
Amiko dia tsy i Fijo na i Rabilabila na i Cutie na i Karetsaka na i Hery na i Nyrina na i Pissoa na i Laza na ny tenako na ny mpahay tantara no ahavaly io fanotanian'i fijo io fa i Maria sy Mahomet no mahalala ny tena fahamarinana. Fa isika dia misavoritaka nohon'ny ataon'izy ireo fotsiny.
48. pissoa
(
30/12/2007 19:22)
koa inona no mampatonga an-drakapy manontany raha izany ohatra hoe "nanao sipa ve Jesosy" ... sa hoe amin'izay mba misy "misavoritaka" ? :-D:-D:-D:-D:-D
49. rakapy
(
30/12/2007 21:06)
Fa angaha tena nanohina ny fonao mafy le we nanana sipa ve i Jesosy?Ka nisavoritaka ianareo? Ny an' Maria sy Mohamet anie ka nilaza izy ireo fa nahita anjely e! izy ireo ireny no nisehoan'izany fa ny masom-bahoaka tsy nisy nahita izany ka tsy ananana porofo azo tsapain-tanana hoe iza no nandainga. Fa ny hoe nanana sipa ve i Jesosy dia zavatra afaka hita maso sy azo hamarinina tsotra raha nisy ilay zavatra. Ary aza defensive be moa ianao fa fanotaniana ny ahy. Tsy nilaza akory ako fa marina io na tsia fa fanotaniana no napetrako satria be ny resaka momba io.
50. pissoa
(
31/12/2007 10:20)
:-D:-D:-D
Aza mampime ! Raha manontany anao aho dia tsy resaka hoe manohina ny fo mihitsy - fa ianao milaza hoe na ny mpahay tantara aza tsy hahavaly ny fanontaniana ... dia nitariko kely ny saiko hoe koa inona koa moa no mety ho havalin'ny mpahay tantara izay tsy nahita ny niainan'i Jesoa akory, indrindra koa tsy nahita ny fiainany ankoatra izay hitan'ny vahoaka :wink:

51. ikaretsaka
(
31/12/2007 21:51)
rakapy> ny ahy letsy na nanao sipa i Jesosy na nandefa rivotra in 3 i kelimalaza , na tuyau ny mody nataon'i dadarabe hoe orana! tsy any loatra no olako an..
fa ilay heo aiza ny maha olombelona ahy sy maha izaho ahy eo anivon'izany rehetra izany an!
fa ilay heo aiza ny maha olombelona ahy sy maha izaho ahy eo anivon'izany rehetra izany an!
52. fijo
(
01/01/2008 22:46)
raha izay ry ika de hiombonana io.
fa raha iry voalazan'i hery iry di ato amanao resaky ny miala zigla.
fa raha iry voalazan'i hery iry di ato amanao resaky ny miala zigla.
53. rakapy
(
02/01/2008 00:59)
Ka mariana be mihintsy io voalazan'i Ika io fa sujet hafa angamba no tsara hametrahantsika azy. Nisy nanotany moa ka dia mba namaly izay mba fantratro aho sa...
54. fijo
(
02/01/2008 21:48)
na izany na tsy izany aza,tsara koa rah amba mihezaka mahalala bebe kokoa ny pokona e.
55. xxx
(
02/01/2008 23:11)
hery:
Zah izao (averiko indray) raha misy miteny hoe misy an'izany "Gkzokjlak" izany (izay fantatro fa tsy misy) dia tsy izaho mihitsy no hanontany isanandro isanandro izao hoe tsy marina ny nolazain'i "Gkzokjlak" na hoe nandainga i "Gkzokjlak" satria izaho aza efa miteny hoe tsy misy izy. Matoa aho liana hoe nandainga ve sa tsia i "Gkzokjlak" dia manomboka miahiahy aho hoe sao dia misy ihany i "Gkzokjlak"?
Ka mazava anie no tian'i fijo ahatongavana e.Aminy dia tsy misy andriamanitra.Ary tsy misy fa blablabla ny Jibrillll na Gabriel.Porofon'izany dia mivalangetraka sy mifanohitra daholo na ny mission lazaina fa nataony aza.Ary iarahan'ny rehetra mahafantatra izany logique izany fa milaza iarahamahalala fotsiny aho ary manondro ny iaraha-mahita.
Ka marina ny voalazani'fijo hoe:ny resak'i Hery dia resaky ny miala Zigla fotsiny.
56. fijo
(
03/01/2008 23:00)
izay no tsy azoko.maninona no mial apas fotsiny fa tsy valian ailay izy
57. prime
(
04/01/2008 11:15)
Ylly> raha zavatra tsy inoana dia fandanian'andro satria na hazavaina in-jato, in'arivo aza dia zava-poana...
fijo> ny tena sarotra anie r'ise dia tsy ny famahàna ny olana hoe iza no mandainga e?! fa ny hoe iza no inoana e...?!
fijo> ny tena sarotra anie r'ise dia tsy ny famahàna ny olana hoe iza no mandainga e?! fa ny hoe iza no inoana e...?!
58. ikaretsaka
(
04/01/2008 16:00)
dia aza forcena hoe tsy maintsy hinoan'i fijo ny hinoan'i prime na tsy maintsy hinoan'i prime ny hinoan'i fijo
eo sady tsy mety no fahotana
eo sady tsy mety no fahotana
59. fijo
(
04/01/2008 23:45)
izay mantsy.
ka le hoe iza no hinoana anie ry prime midika ankolaka hoe misy tsy milaza ny marina izany e
ka le hoe iza no hinoana anie ry prime midika ankolaka hoe misy tsy milaza ny marina izany e