iza no mandainga e?????
21. rabilabila
(
27/12/2007 23:35)
Asa? nisy lalodalovana angamba ?Sa nisy dislexique araky ny efa nolazaiko tery ambony ?Sa ilay anjely tsy maitsy nanaraka ny toetr'andro (air du temps ) satria ilay hafatra mantsy toa elabe vao voasoratra ary bediabe ny mpanoratra ....Betsaka angamba no adino teny an-tsefatsefany teny dia tsy tonga aty amin'ny mpandova azy ko!! Na mety nisy nanao spoliation koa teny ampovoany teny !!Na mety nisy nanatavy resaka !!Na mety nisy nanao faux et usage de faux !!Na koa mety nisy usurpation d'identité .Avy eo dia samy manao "Bô tsy mivily " daholo . Betsaka ny scenari e!
23. rakapy
(
28/12/2007 03:41)
Ny heritreritro manokana raha izany no fisehon'ny tanatara dia samy nandainga na misy ny nanitatra. Satria samy nitetika Kil daholo izy mitsam.
25. ikaretsaka
(
28/12/2007 04:18)
fijo:
ka maninona no samy hiraka nefa samy nitory zavatra hafa.ny silamomanaiky an'ijesoa ho mpanimany ,nefa ny kritianina tsy manaiky an'i mahomet ho mpaminany
ka ze tonga aloha ihany io ko..
ny jiosy izoa tsy nanaiky an'i jesoa
ny kristianina tsy manaiky an'i Mahomet
dia ny Silamo tsy manaiky an'i Baha Ullah (baha'i)
ny sectes tsy manaiky ny nanampian'ny mormons ny beboliny...
sy ny sisa sy ny sisa!
Ohatran'ny Sampy Gasy ihany io!
ny mpanompo an'Ikelimalaza tsy nanaiky an-Drafantaka
nefa i Rafantaka nanaiky an-Ikelimalaza
27. ikaretsaka
(
28/12/2007 04:27)
euh, ny angano kosa tantaraina fahatany fa ito mba misy historiens sns... e
28. rakapy
(
28/12/2007 05:58)
ARY SAO DIA ILAY ANJELY GABRIEL MIHINTSY ARY NO FOPLA???KA DIA ISIKA OLOMBELONA NO LASA MISAVORITAKA???
maninona raha manao plus plus de paye-na ny billet-ny Nyrina handeha ho any mba hanotany ny marina fa lany andro eto tsika?

29. niryna
(
28/12/2007 06:20)
rakapy:
ARY SAO DIA ILAY ANJELY GABRIEL MIHINTSY ARY NO FOPLA???KA DIA ISIKA OLOMBELONA NO LASA MISAVORITAKA???
maninona raha manao plus plus de paye-na ny billet-ny Nyrina handeha ho any mba hanotany ny marina fa lany andro eto tsika?
:roll:=))=)) ny ahy ny Atro dia eto akaikiko ary fantatro no hinoako,izay tsy mahalala ny hinoany ihany no mitady an'Atra amin'ny fihetsika fanaratsiana azy,lasa misandoka hatrany amin'ny anjely ka hatrany amin'ny fika maro ataon'ireo mpitondra,angaha hita e.Vakio ny baiboly dia ho fantatrao ny tantara rehetra.
Ny tantaran'i kristy mantsy dia efa voasoratra tao amin'ny Testamenta taloha ary nipoitra tokoa ao amin'ny Testamenta vaovao.
Firy ary ny hazandrano noraofin'ireo mpianany raha niseho tamin'izy ireo Izy ka nampilaza azy hoe arotsay ny haratonareo o?
-153 no isan'ny trondro? Avy taiza io isa io?
Firy no isan'ny olona tao anatin'ilay sambo raha sendra niseho koa i kristy?
...anareo no mijery azy.Matoa nisy ny isa na dia mety tsy tena isa marina aza dia nisy ilay zavatra na nipoitra ny tantara.Fehiny raha tia ahalala ny momba an'Atra hianao dia vakio ny tenininy fa io dia ampy sy feno.
Mahereza.
30. hery
(
28/12/2007 08:49)
Mipetraka amin'ny domaines samihafa isika e :-)
Ny sasany mbola domaine-n'ny physique, ny hafa efa domaine-n'ny metaphysique.
Hanontany koa izao i fijo hoe lahy sa vavy ny anjely :-)
Mety fopla ilay anjely gabriely kah. Mety fopla daholo ny rehetra... fa inona ary no mahaliana anareo amin'ny zavatra fopla e? :-)
Zah izao (averiko indray) raha misy miteny hoe misy an'izany "Gkzokjlak" izany (izay fantatro fa tsy misy) dia tsy izaho mihitsy no hanontany isanandro isanandro izao hoe tsy marina ny nolazain'i "Gkzokjlak" na hoe nandainga i "Gkzokjlak" satria izaho aza efa miteny hoe tsy misy izy. Matoa aho liana hoe nandainga ve sa tsia i "Gkzokjlak" dia manomboka miahiahy aho hoe sao dia misy ihany i "Gkzokjlak"?
Efa kely sisa fa tongava malaky e :-)

32. prime
(
28/12/2007 10:05)
fijo> inona marina no andaniana andro amin'ny zavatra tsy inoana r'ise?
33. Ylly
(
28/12/2007 10:55)
prime:satria
fijo> inona marina no andaniana andro amin'ny zavatra tsy inoana r'ise?
Conviction mafy tahaka ny finoana koa ny tsy finoana. Koa raha tsy mpino dia tsy mametraka ny tsy finoany amin'ny zavatra izay inoan'ny mpino. Izany hoe raha tsy mpino dia tsy haka baiboly akory hanehoana ny tsy finoana.vao hitako atsy an-efitra atsy ireo.
Ilaina fahaizana ny tsy finoana. Ny olona miseho ho tsy mpino kanefa tsy mandalina ny tsy finoany akory dia ho lasa mpino ihany rehefa kelikely (ho hitantsika eo). Koa raha tena te ho tsy mpino ianao dia mianara sy mamakia boky, mijereva internet, momba ireo hevitra izay efa lazain'ny tsy mpino malaza.
34. rabilabila
(
28/12/2007 11:07)
Mety fopla ilay anjely gabriely kah. Mety fopla daholo ny rehetra... fa inona ary no mahaliana anareo amin'ny zavatra fopla e?
Valiny :Mba hisokafan'ny saina any amin'ny zavatra tsy fopla:-D:-D
35. hery
(
28/12/2007 11:58)
rabilabila> Koa maninona no tsy liana koa amin'i "Gkzokjlak" ? Amin'izay misokatra be be kokoa?
36. pissoa
(
28/12/2007 13:54)
prime:satria
fijo> inona marina no andaniana andro amin'ny zavatra tsy inoana r'ise?
Conviction mafy tahaka ny finoana koa ny tsy finoana. Koa raha tsy mpino dia tsy mametraka ny tsy finoany amin'ny zavatra izay inoan'ny mpino. Izany hoe raha tsy mpino dia tsy haka baiboly akory hanehoana ny tsy finoana.vao hitako atsy an-efitra atsy ireo.
Ilaina fahaizana ny tsy finoana. Ny olona miseho ho tsy mpino kanefa tsy mandalina ny tsy finoany akory dia ho lasa mpino ihany rehefa kelikely (ho hitantsika eo). Koa raha tena te ho tsy mpino ianao dia mianara sy mamakia boky, mijereva internet, momba ireo hevitra izay efa lazain'ny tsy mpino malaza.
Tsy valiny io ... toa misy soratra be io hoe :
Koa raha tsy mpino dia tsy mametraka ny tsy finoany amin'ny zavatra izay inoan'ny mpino. Izany hoe raha tsy mpino dia tsy haka baiboly akory hanehoana ny tsy finoana.
38. rabilabila
(
28/12/2007 14:04)
Ny tsy azon'i Hery ange dia izao e:
Ny Malagasy miresaka eto ny ankabeazany dia niaina sy nobeazina tamin'ny fanompoana daholo ( na tokana ,na maro , na sampy) .Ny olona iray tsy afaka hitonona hoe "tsy mpino " raha tsy efa nanodikodina io fanontaniana io imbetsaka tao anatin'ny sainy .
Ny intellect -i Hery efa nitsipaka ny fisian'i "Gkomachin" ,dia ampy an'i Hery izay raha toa ka tsy nisy nanao na niteny teto hoe i "Gkomachin" no FAHAMARINANA .
Fa kosa angamba ,angamba hoy aho , raha nisy mipno an'i GKomachin teto ka nizara izany teto dia avy daholo ny rehetra amin'ny angady sy ny harona,na i Hery io aza.........sa?.
Tant que tsy miteny amiko ny mpino an'i Gkomachin hoe ny azy no fahamarinana dia avelako izy hino azy raha izay no maha-diavolana ny sainy ka!!Donc tsy misy interêt mihitsy , hatramin'izao aloha ,ny fanadihadiana momba azy fa mbola tsy manakorontana ny fiaraha-monina izy.

39. niryna
(
28/12/2007 14:34)
rabilabila:

tsy mitombona izany amiko,tsy ho voatery ho mpanompo sampy na nahita izany vao mino,mety ilay mpanompo sampy mihitsy no antsoin'Atra aza,ilay fahasoavan'Atra no nozarainy ho an'izay te handray azy,tsy ho voatery hisy zavatra hitranga ,saingy ny experience hitany miaina ao amin'izany Atra izany no ahafahany milaza fa misy Izy.Averiko indray ataon'ny Fanahy Masina ahoana no hipetraka ao amin'ny fanahin'izay tsy mino Azy?
Satana dia iray ihany ary ny miaramilany no fitaovana alefany mifamaofaho ho an'ireo izay tsy mino an'Atra.Raha tsy ny tenanao mihitsy no manenetri-tena ,mitady sy mikatsaka azy dia eo hianao.
ka maninona izy no tsy mipoitra raha izany? :D
Fa kosa angamba ,angamba hoy aho , raha nisy mipno an'i GKomachin teto ka nizara izany teto dia avy daholo ny rehetra amin'ny angady sy ny harona,na i Hery io aza.........sa?.
Tant que tsy miteny amiko ny mpino an'i Gkomachin hoe ny azy no fahamarinana dia avelako izy hino azy raha izay no maha-diavolana ny sainy ka!!Donc tsy misy interêt mihitsy , hatramin'izao aloha ,ny fanadihadiana momba azy fa mbola tsy manakorontana ny fiaraha-monina izy.
Tsy kaisara,tsy paoly,tsy ny mpianatra ,tsy isika mitory na manda no misy ny fahamarinana,tsy Gkomachin lazainao io fa Kristy Irery no lalana sy fahamarinana mankany amin'ny RayTsy voatery hino izay tsy mino an'izany ,fa ny baiboly no nilaza azy.
Iray ao amin'i kristy,iray ao amin'ny finoana,iray ao amin'ny fanahy masina.Manaraka moa dia arahaba soa tsy tiany moa ilay Kristy dia aleo izy hitady fahamarinana any amin'ny Gkomachin na ny hafa :oops:
40. rabilabila
(
28/12/2007 14:42)
Niryna > Mba vakio daholo ny zavatra noresahiko ,aza mitsimpotsimponina fa manjary à côté de la plaque .:lol: