kareoke,misy mahita mpivarotra ilay clip gasy ireny ve

1. niryna ( 28/12/2007 18:52)
Tratry ny fety daholo isika rehetra.
Tsy fantatro aloha no hiantsoana azy amin'ny teny gasy,kareoke no hiantsona azy aty ary ny filipiana no manao azy betsaka sy ny koreana.Feon-kira fotsiny no alefa eo amin'ny TV dia mihira manaraka an'iny tonon-kira iny ny tena:D.Misy clip gasy hira masina na hirahira gasy vidiana ve na hafarana na ilay fitaovana ampiasaina mitovy amin'izany ?
misaotra betsaka

(l)niryna
novalian'i niryna ny 29/12/2007 17:52
2. fahamarinana ( 28/12/2007 19:41)
:arrow:ny mivarotra clip gasy aloha misy fa izy lay efa karaoke (musique fontsiny + tonon-kira eo ambany ) no tsy fantatro fa misy olona aloha manao soirée dia karaoke hira kalon'ny fahiny,hiran'izao tontolo izao fa hira masina mbola tsy nahita aho fa mety mi-existe angambany.(l)
3. niryna ( 29/12/2007 03:46)
fahamarinana:

:arrow:ny mivarotra clip gasy aloha misy fa izy lay efa karaoke (musique fontsiny + tonon-kira eo ambany ) no tsy fantatro fa misy olona aloha manao soirée dia karaoke hira kalon'ny fahiny,hiran'izao tontolo izao fa hira masina mbola tsy nahita aho fa mety mi-existe angambany.(l)

misaotra aky a.
ilay gospel amin'ny teny anglisy aky no misy betsaka fa mba mitady ilay teny gasy aho,tsy ho voatery ho hira masina daholo koa ka.

4. sariaka ( 29/12/2007 07:06)
Niryna efa nisy io resaka io tato

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m47690d3f23d44
5. fahamarinana ( 29/12/2007 07:18)
:arrow:merci sariaka,na za koa aza lasa tia an'ilay izy koa.mankasitraka e(l)
6. sariaka ( 29/12/2007 15:54)
Tsisy fisaorana e. Misy programa azo atao installation koa anie ao amin'ny internet e, raha tianareo e
www.karafun.fr
7. niryna ( 29/12/2007 17:35)
sariaka:

Niryna efa nisy io resaka io tato

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m47690d3f23d44


misaotra betsaka sariaka a:-*
8. niryna ( 29/12/2007 17:46)
fahamarinana:

:arrow:merci sariaka,na za koa aza lasa tia an'ilay izy koa.mankasitraka e(l)


Izaho aky tia mihirahira hatrizay a. Misy aty aminay fa tsy misy hono izany ilay teny gasy.
Lafo be ilay izy ($ 350 no mba tsaratsara,vitan'ny filipina )dia mividy izay clip tianao ohatra hoe gospel($100).:oops: efa mahazo CD firy izay? sakafo ? :D

Ny anaovana azy indray angamba dia mividy CD gasy misy lyrics na tonony ireny raha misy dia alefa ilay izy dia mihirahira irery eo,manaraka ilay feo:D
Na koa mi-download amin'ireny hira fantatra ireny dia atao ao anaty i pod raha misy dia mirevirevy mampiaka-peo eo,farany ve tsy ho manga feo
:Po^oo^o la,la,la,la,la !.:snif:
Toa mety izay e,sa ahoana
9. niryna ( 29/12/2007 17:52)
sariaka:

Tsisy fisaorana e. Misy programa azo atao installation koa anie ao amin'ny internet e, raha tianareo e
www.karafun.fr

mamarina ny fisaorana indray sariaka.
Tiako be io hira "you raise me up you"

Raha ohatra indray aho ka manana gospel amin'ny teny anglisy maromaro ka mba tiako zaraina ny namana eto dia ahoana no ataoko fa tsy aiko ?:roll:
:D


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1612