Liste des messages
Liste des messages, inserés par rastafarai, par ordre de date
rastafarai
(
27/06/2009 02:16)
Dada
:( Nareo v d mbola mino an'i Ra8!??? tapaka b iny matou tsy niverina!!!!...
suite
rastafarai
(
02/06/2009 13:34)
Fa iza mou France!?????
Ho anareo velominy sy miankina aminy no tsy maintsy misolelaka any, ze ifanosehanareo ao na gtt nareo na tgv...Nenay Dago ihany fa ra tena tia tanindrazana ianareo modia daholo manasoa firenena fa tsy...
suite
répondu par rodro le 10/06/2009 07:43
rastafarai
(
23/04/2009 08:44)
Ze fikanareo ,plaisiranay...
Hiady an-trano ve isika
Raha tsy mitovy politika
Hifandavo tsy hifanarina
Tahaka ny valala an-karona
Hiady an-trano ve ny gasy
Hifampitifitra amin ny basy
Nefa mpiray firenena
Sao dia tokony ...
suite
répondu par essera le 24/04/2009 09:42
rastafarai
(
04/04/2009 00:44)
Hiverina hono
Hiverina hono Ra8, hiverina kou hono ny Deba...D i TGV zany aona?? :-D ...
suite
répondu par andrywui le 04/04/2009 09:23
rastafarai
(
13/03/2009 02:33)
An'iza!???
An'iza ny tombo-tsoa ra tafakatra eo @ fitondrana Tgv sy ny tariny :?: An'iza ny tombon-tsoa ra tafapetraka eo i ihany R8 :?: ...Ra misy tombo-tsoa ho antsika mpamaky d tohizo ny ady hevitra fa mety h...
suite
répondu par xxx le 13/03/2009 11:18
rastafarai
(
12/02/2009 00:37)
Reny Malala
Ao @ ambasadin'ny Frantsa hono i TGV no matory hatramin'iny 26 janvier iny!
:evil: ...
suite
répondu par pimaso le 12/02/2009 17:31
rastafarai
(
07/10/2008 02:45)
Sa ahoana?
:lol: Izahay anisan'ny miady @ mba hanomezana alalana ny fifohana zava-mahadomelina!! Hanaiky v Ra8 ra mirongatra reo? :lol: ...
suite
répondu par rastafarai le 10/10/2008 00:17
rastafarai
(
12/09/2008 02:40)
Tsy kopy
:roll: Aminareo,otrinn kay no tokony karama ampy any Dago ra miaina normal? (manofa trano,mandou fré,mampiana-janaka,mihinana ara-dalana,mitafy...)...
suite
répondu par tsiambaratelo le 23/09/2008 03:28
rastafarai
(
12/09/2008 02:35)
Vizaka
Mitia énao voatositosika,tiavina enao mizesta...tsy mitia énao mani-irery...Misy vahaolana hafa v!??? :?: ...
suite
répondu par tsiambaratelo le 01/10/2008 15:09
rastafarai
(
17/07/2008 11:23)
Isika Malagasy
Somary mba mahagaga ihany fa isika Malagasy d tia manamarina zavatra tsy mari-pototra ary manamafy mihitsy aza indraindray
Izay no mahatonga ny tsaho :!:
Nolovaintsika avy aiza aza io toetra ratsy...
suite
répondu par zoukimi le 09/09/2008 20:00
rastafarai
(
01/07/2008 11:28)
Saro-piaro
Refa saro-piario énao d lazain'ny olona fa tsy manana fahatokisana,tsy saro-piaro énao lazainy tsy miraharaha...Tsy azoko intsony we inn ny tena marina @ ty fitiavana ty ry reto :roll: ...
suite
répondu par niry2007 le 17/07/2008 12:27
rastafarai
(
28/05/2008 02:07)
AMPAMAOKA
Lohahevitra : Gasy ao France
Andinindininy : Sendra niserana tao Paris aho gaga syfaly aho raha nahita Gasy be dia be, ny tsy nampoziko anefa dia ny fiavonavonan ireo Gasy izay nifanena tamiko Gaga a...
suite
répondu par Jeankely le 05/06/2008 05:09
rastafarai
(
11/05/2008 21:43)
Potika
8) Za mitady an'i Rpchenicole! :lol: ...
suite
répondu par rapala le 15/05/2008 18:01
rastafarai
(
20/02/2008 02:57)
Inona no tena marina!?
Manandrakandrana etsy sy eroa v @ zay manana safidy @ ze olona hovadina sa ze azo eo no atao izay itiavana azy!?ny tiana koa mantsy tsy voatery ho anjara:roll:
"Ny vady jerijery" sa "ny vady mistery"...
suite
répondu par malalatinasoa le 25/02/2008 15:01
rastafarai
(
11/02/2008 04:23)
Zakanareo ve!?
Ny fitiavana dia mitsiry manomboka eo @ fatanoran'ny olona,any am-pianarana izany ra ny tokony ho izy,tsika tsirairay avy angamba samy mba nanana ny olona tiany sy niriany,tao ny afaka niaraka ary niv...
suite
répondu par rastafarai le 26/02/2008 04:49
rastafarai
(
28/12/2007 01:18)
Rome 2007 Raikitra ihany!
Araka ny vaovao azo de hisy ny fankalazana ny fetin'ny faran'ny taona izay karakarain'ny Ambasady sy ny diaspora eto an-toerana.Efa tara moa vao tapaka nohon'ny fitadiavana ny toerana.
Koa asaina isi...
suite
répondu par rastafarai le 19/01/2008 11:02
rastafarai
(
20/04/2006 23:32)
Za ko mba mitady!
Aiza kosa v d hitoka-monina fa ra misy afaka hinamanana v tsy aleo mba mifanala andro eto...sa diso v za!?...
suite
répondu par RALEM le 28/06/2006 14:20
