Isika Malagasy
1. rastafarai
(
17/07/2008 11:23)
Somary mba mahagaga ihany fa isika Malagasy d tia manamarina zavatra tsy mari-pototra ary manamafy mihitsy aza indraindray
Izay no mahatonga ny tsaho :!:
Nolovaintsika avy aiza aza io toetra ratsy io :!: :?:
Izay no mahatonga ny tsaho :!:
Nolovaintsika avy aiza aza io toetra ratsy io :!: :?:
novalian'i zoukimi ny 09/09/2008 20:00
2. Noue
(
17/07/2008 12:05)
tena mahavariana mihintsy io ! zaho aloha de tena mba gaga @ ireny !
sady ireny tsaho tsaho ireny lasa fanakorontana sy adiady fotsiny ! ohatran'ity dinika ity zao..
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m487f1d2208e43
sady ireny tsaho tsaho ireny lasa fanakorontana sy adiady fotsiny ! ohatran'ity dinika ity zao..
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m487f1d2208e43
3. ari.malala
(
17/07/2008 12:11)
za no nilaza ilay hoe tsy neken'ny teny ambanivohitra ny nampidirana am-pasan-drazana ilay olona satria tsy nanao adidy teny ambanivohitra ilay olona, ary nisy io matoa nolazaiko. Ambanivohitray no nitrangan'ilay cas, ts azoko loatra moa hoe ilay resaka matoatoa ve no tiana holazaina eto hoe tsaho sa ilay olona tsy nanao adidy dia tsy tafiditra am-pasan-drazana...
4. fahamarinana
(
18/07/2008 10:51)
:arrow: za koa mba gaga ry ari an...Ary ahoana moa tokoa no ahafahan'ny sasany milaza fa tsaho ilay resaka nefa tsy izy no nintantara na naheno na nanatrika...Sa adala sy Nendra daholo izay manan-ko tantaraina dia lany andro mamorona tsaho ? Tsy ny rehetra angambany ary tsy ny malagasy irery koa fa na vazaha aza... (l)
5. rakaroka
(
20/07/2008 19:29)
Heu... :-w :-w :roll: Misy lanin-javatra maaaaaro "ahatarafan'ny vahiny indrindra indrindra ny "fahamarinan'io nolazain'i rastafarai io"ary tsy manana "profondeur d'idée na ésprit d'étude poussé"no fitarafana antsika matetika ka 'zary miteniteny foana . Ohatra maro ny "artistes" no miresaka ny hoe ny "mozika bà gasy ohatra" dia sahala amin'izao sy izao no maha bà gasy azy ...Dia rehefa "analysén'ilay vazaha anefa hay mitovy amin'ilay efa nisy taloha tany @ firenena hafa efa taloha ela koa. Ary maro mihitsy ny zavatra lazainy no "analysén'ny vahiny...tsapa tsy mitombina...mampatsiahy ilay ranamana nametra ilay vazaha tonga tany saika hanao "exposé théorique ny loi
d'harmonie" ny tsy hainy dia "intuition" matetika hanarahan'ny gasy mozika: rahateo maaaro ny mi-imite ny ataon'ny aty ivelany :-P :-D :-D :-D . Dia mbô nahay kely rizareo saiky mba hanao "concert" tany ity vazaha fanta-daza eran-tany (fa tsy fantatry ny gasy) dia tsy te hahalala mihitsy ny tany fa hoe ilay ranamana no-estimén-drizareo lasa aty ihany no fantany, anefa io aza mbola "MIAIKY LAVITRA BBbbeeeee ny valeurn'ilay olona . Dia tsy nadeha tany koa izy.
Ny gasy amin'ny "ankapobeny hoy izy mihevi-tena ho "katraka" anefa anefa indrisy fa kely dia kely ny fahalalan-drizareo ary limité amin'ny fomba fiheviny!
Dia rahateo mampahantra ny firenena ny fiolonolonana sy fianinana be ihany!

6. ds
(
20/07/2008 22:36)
Ny ahy ny mahagaga ahy, dia ny fahaizana manao safo be mantsina rehefa miresaka momba ana Malagasy.
Tsy efa an-tapitrisany maro ve isika izao...
Raha milaza ny olona hoe : maro an'isa ny mpanompo sampy (animiste) ao Dago, dia nisy fanisana sy/na fanombatombanana natao. Fa tsy hoe mahafantatra tantara vitsivitsy na maromaro dia tahaka izay avokoa ny zava-drehetra. Sa ahoana hoy ianao :-)

7. rastafarai
(
21/07/2008 01:07)
Nenah ny mahasosotra ahy fotsiny we betsaka isika no sahy manao confirmation zavatra tsy nahazoana porofo! Tsy sarotra kou ange ny tsy miteny fotsiny e! samy afaka mitantara ze tiany tantaraina ny tsirairay fa nenah le manamafy mihitsy no tsy levon'ny vavoniko! :?
8. xxx
(
21/07/2008 18:10)
dia lazao fa ny gasy irery eh
Iza no nandefa ny tsaho fa maty Johny Haliday hatramin'izay
iza no nampahafantatra tamin'ny haino aman-jery fa dangy Van Dam?
Gasy ve?
Iza no nandefa ny tsaho fa maty Johny Haliday hatramin'izay
iza no nampahafantatra tamin'ny haino aman-jery fa dangy Van Dam?
Gasy ve?
9. ari.malala
(
22/07/2008 14:49)
rastafarai:
Nenah ny mahasosotra ahy fotsiny we betsaka isika no sahy manao confirmation zavatra tsy nahazoana porofo! Tsy sarotra kou ange ny tsy miteny fotsiny e! samy afaka mitantara ze tiany tantaraina ny tsirairay fa nenah le manamafy mihitsy no tsy levon'ny vavoniko! :?
iray ambanivohitra v isika sy rastafarai? mba teneno kely ana hoe aiza ny ambanivohitrareo d hiteny aminao za hoe eny diso ah fa niteny zavatra tsisy porofo :)
10. ni81
(
22/07/2008 14:54)
iray ambanivohitra v isika sy rastafarai? mba teneno kely ana hoe aiza ny ambanivohitrareo d hiteny aminao za hoe eny diso ah fa niteny zavatra tsisy porofo:lol: :lol: sao dia mba mpihavana mihitsy aza e?
11. rakaroka
(
22/07/2008 21:32)
Ilay "approche" na fomba fijery mihitsy no tsy mitovy e!
Na samy boaka faritra iray sy kibo iray aza, tsy voatery hitovy fomba fijery.
Ary matetika mampandringa ny fijery dia ny tsy fahampian'ny "ésprit d'analyse" indrindra mba mifanakalo hevitra dia maka tsoak'hevitra ohatra fa samy miziriziry @ fiheverany aby. Anefa tsy mahafaritra zavatra iray MATETIKA ny "approche" amin'ny "angle" iray fotsiny.

13. niryna
(
23/07/2008 16:43)
rastafarai:
Somary mba mahagaga ihany fa isika Malagasy d tia manamarina zavatra tsy mari-pototra ary manamafy mihitsy aza indraindray
Izay no mahatonga ny tsaho :!:
Nolovaintsika avy aiza aza io toetra ratsy io :!: :?:
io indray ilay hoe isika malagasy......
:roll: :cry: :cry: :wink:
toetran'olombolena io rasafarai a,tsy ny malagasy irery ihany fa asory amin'izay ity malagasy,malagasy lava ity k'le
na sinoa na amerikana na inona firenena rehefa tonga ny tsaho dia tonga ho azy e
14. ari.malala
(
24/07/2008 06:06)
za mbô gaga!!! otran'ny hoe refa lasa nipetraka any am-pita any d lasa tsy malagasy intsony! hihihi
15. Herimiafina
(
27/07/2008 19:09)
rastafarai:
Somary mba mahagaga ihany fa isika Malagasy d tia manamarina zavatra tsy mari-pototra ary manamafy mihitsy aza indraindray
Izay no mahatonga ny tsaho :!:
Nolovaintsika avy aiza aza io toetra ratsy io :!: :?:
Be dia be ny mety ho valin'izany fanontaniana izany arakarak'ilay olona.
Raha ny zavatra fahitako matetika mira amin'io zavatra lazainao io izao dia ireo olona nohambaniana lava amin'ny heviny sy voalatsa lava no manana an'io toetra io. Nefa hoy aho hoe miankina amin'ilay olona sy ny fomba fijeriny ny zavatra ihany koa, ary tsy ny gasy irery ihany fa rehefa olombelona dia mety ho tratran'io raha ny hevitro.
Ohatra iray izao ity:
Rehefa avy nitifitra ny fiaramanidina Iraniana iray ny sambo mpiady amerikana USS-Vincenes, izay tsy nahalala fa fiaramanidina sivily ity notifiriny dia nihizingizina tsy misy ohatr'izany teo anatrehan'io enqueteurs ireo tatsambo fa fiara-manidina mpiady F14 no hitany tao anaty Radar ary nidina (en descente) hanafika andry zareo io fiara-manidina io.
Rehefa nojerena anefa ny fitaovana rehetra tanatin'ity sambo dia hita fa tsy misy mitombona ireo voalaza. Hoy ny psychologue hoe izay no antsoina hoe SYNDROME DE L'ACCOMPLISSEMENT DE SCÉNARIO izay nanjo ireto tatsambo.
Ny tiany ho tenenina dia rehefa mino be loatra ny fahamarinan'ny zavatra iray ny olona iray dia heveriny fa iny no tena marina ary mihizingizina sy manamarina hatrany izy.
:^) :^)
16. zoukimi
(
09/09/2008 20:00)
Tsy miteny aho hoe tsaho itsy na tsy tsaho iroa fa ny zavatra misy dia mitady zavatra iray ampitombona ny filàn' ny sainy ny olona tsirairay fa matetika ny hiafaràny dia any amin' ny resaka izay ovaina mba ahaliana olona, mba saino kely ange e!
Fa hono ho' aho, ny poeta ve mpanely tsaho koa satria matetika zavatra miova sy foronina no ambarany?
http://manafo-safo.over-blog.com/
:?:
Fa hono ho' aho, ny poeta ve mpanely tsaho koa satria matetika zavatra miova sy foronina no ambarany?
http://manafo-safo.over-blog.com/
:?: