AMPAMAOKA

1. rastafarai ( 28/05/2008 02:07)
Lohahevitra : Gasy ao France
Andinindininy : Sendra niserana tao Paris aho gaga syfaly aho raha nahita Gasy be dia be, ny tsy nampoziko anefa dia ny fiavonavonan ireo Gasy izay nifanena tamiko Gaga aho ra-namana an dia nanotany tena aho hoe aiza no toerana misy ahy ? Efa 10 taona izay no nihainako taty apitan-dranomasina gasy vitsivitsy izahay no manodidina eto fa dia mifakatia manoatra nohon ny piraitapoa . Tsy manome tsiny an ireo ao France aho anefa nohon ny fihainan izy ireo feno Drama, ny hafatra tiako ho lazaina dia tsy ireo gasy miramirana sorika rehetra dia lazainareo hoe gasy vao tonga ,mihevitra angaha ianareo fa ireo GVT rehetra ireny hanome pblem anareo?fa ianareo ao Paris ireo no Pblem mihila fitsabona ny aretinareo tsy mahazaka ny fihainana an dafy dia mi depre ny ny mijery ny hendrikareoo aza dia hita misorotra eny @ andrinareo ny Galere.Hovay ny famindra ra namana fa tsy fantatrao angaha fa Gasy ianao .
Nalaiko tao @ dinika manokana io ary za d miombok'hevitra @ mpanoratra! :)
:-D :-D :-D Ze voa manodidina!! :-D
novalian'i Jeankely ny 05/06/2008 05:09
2. rakapy ( 28/05/2008 03:03)
Za rast tsy mipetra ao paris na lafrantsa fa efa mba nahita io experience itanao io koa. Somary gaga ihany aho tany ambohalohany fa rehefa nandinika sy niresaka t@ olona mipetraka any dia voavaly ny fanotaniako.
Mazava hoazy fa vitsy ianareo no gasy any @ izay misy anareo ka moramoara kokoa ny mifankahazo. Fa raha ny ao Paris dia efa tokony hanagana Gasy town ny gasy ao satria efa maro be izy ireo.
Ny antony iray izay mahatonga azy ireo mety hiavona( araka ny teninao) dia tsotra. Maro loatra ireo tantara izay niseho nohon'izy ireo miramirana sady sariaka t@ gasy hafa. Ka dia lasa nararaotin'ny mpiray tanindrazana aminy ny sasany ka dia lasa mailo.
Fa angaha tsy misy galere any @ misy an-drast any?
3. ainaheri ( 28/05/2008 04:04)
rasta,aza masika lotra,ekena fa misy le toetra nefa kosa tsy ny reetra angamba hany ka lasa resaka refaveo we ,ra oh hono enao miarahaba volou d GVT zany,grrrrr D samy tsisy miarahaba mba ho tsy GTV lol,d lasa havona no itsaran'ny sasany azy ,misy kou mou le toetra araka ny voalazan'io namana ambony io satria mody maka namana anao izy androany d alehany ao matetika enao ;lasa @ zay zao mitantara ny blem madinidinika zao,d mba mangoraka enao we eo ary alou fa refa maita trano d afaka mandé enao,tsssssssss ,milafika mitsy ry zareo,lasa mampiditra olana @ le tokantranon'ny lay oul nampiantrano azy aza,ka zay no mahatonga ny fahamailona ry rasta aaa
4. xxx ( 28/05/2008 04:51)
rastafarai:

fa ianareo ao Paris ireo no Pblem mihila fitsabona ny aretinareo tsy mahazaka ny fihainana an dafy dia mi depre ny ny mijery ny hendrikareoo aza dia hita misorotra eny @ andrinareo ny Galere.Hovay ny famindra ra namana fa tsy fantatrao angaha fa Gasy ianao .



:-w :-w :-w :-w :-w :-w aza mora mitsara ny hafa wa eh ! zay mahatsara ny fiainanao atao.....

ozy chef zay we: mandehana eny analakely ena de tsikio sy hiarabao daholo anié ny olona de ho hitanao ny fandehany eh ! sur ve enao fa tsy ho lazain'olona we "misy fahavoazana nga io olona io" ?

aza ny gasy eto paris foana no haratsiana tahak'zao......ekena fa misy ny gasy mihavona fa aza atao bambaray !!! bdb ny gasy tena sympa....bdb koh ny gasy efa voan'mpanararaotra indrisy...tena misy io ! hany ka aleo mitandrina.
tsy midika velively akory zany we ny gasy rehetra eto paris no mi-depre arakin'filazanao azy .
"rasta":
ny mijery ny hendrikareoo aza dia hita misorotra eny @ andrinareo ny Galere.
ary inn hono no misoratra eo am hendrikao raha hitan'olona enao mitsikitsiky be sy miarahaba ny olona rehetra tsy fantatrao ? :-w :-w :-w :-w :-w :-w
5. xxx ( 28/05/2008 05:15)
de mbola hampiko an'ity....

Ary ny gasy eny Analakely?

Raha misy gasy tsy fantatrao mifanena aminao eny Analakely dia andramo arahabaina fotsiny ange e.
6. naritsimba ( 28/05/2008 06:07)
Miarahaba indray e!
Aza ampitoviana ny aty Analakely sy ny any Paris!
Aty Analakely ange teny gasy ny teny hiresahana, malagasy ny 98% e, fa any Paris hafaliana izany hoe mahita Malagasy any an-tanin'olona ka tsy fahadisoana raha faly mifankahita @ malagasy toa ny tena izany.
Tsy ny frantsay mihitsy no andeha hiarahaba ny frantsay rehetra izay hitany ao Paris, dia toy izay koa tsy ny gasy mihitsy no hiarahaba izay gasy hitany rehetra aty Analakely.Aza dia manao fisainana xxx toy izao fa toa tsy mety loatra, aza mampitovy lakana aman-jahatra.
Ny zavatra resahiko eto dia fitantarana ihany ary taizako no mipetraka sy mianatra ao Paris, t@ izy nanao vacance taty t@ taona lasa.
Mahavariana hoy izy fa dia miavona ny Malagasy ary tsy te hiseho ho gasy mihitsy, asa angaha nahoana?
Raha izaho aloha efa mahalala tsara fa rehefa tonga ny fotoana ahatongavana any Paris dia efa miomana fa tena hampiseho ny tena maha gasy ahy aho, izaho rahateo mantsy tsy hoe hipetraka fa vacance no aleha any.
7. xxx ( 28/05/2008 06:16)
naritsimba:

Tsy ny frantsay mihitsy no andeha hiarahaba ny frantsay rehetra izay hitany ao Paris, dia toy izay koa tsy ny gasy mihitsy no hiarahaba izay gasy hitany rehetra aty Analakely.Aza dia manao fisainana xxx toy izao fa toa tsy mety loatra, aza mampitovy lakana aman-jahatra.
ka enao ihany aza ry naritsimba de efa mahafantatra an'io we
"naritsimba":
Tsy ny frantsay mihitsy no andeha hiarahaba ny frantsay rehetra izay hitany ao Paris, dia toy izay koa tsy ny gasy mihitsy no hiarahaba izay gasy hitany rehetra aty Analakely
ka andramo hiarabao wa de ho hitanao !
"naritsimba":
Aza dia manao fisainana xxx toy izao fa toa tsy mety loatra, aza mampitovy lakana aman-jahatra.
fisainana ahoana aza zany ? ka tsy marina ve io ? io aza fa efa nolazainao io koh !
zah kosa kalou de eto paris ary miaro anay zah eh ! zay no nolazaiko anareo hoe : aza atao bemiray !

raha mba sendra ny gasy niavona ve nareo na we nisy zavatra ohatran'io nolazainao io ry naritsimba de ny gasy rehetra eto paris no manao an'zany ??

de io no nolazaiko we: aza atao bemiray ! zah nié manaiky fa misy ny gasy miavona eto paris eh ! fa tsy ny gasy rehetra !


8. RATOVOARY ( 28/05/2008 06:22)
=(( =(( =(( =(( =(( =((
:snif: :snif: :snif: :snif: :snif:
Mampalahelo ny fiainana an-dafy. Samy gasy ve de hifanao an'zany?
9. orona ( 28/05/2008 06:33)
miavona anefa dia maninona?
10. bilakarenjy ( 28/05/2008 06:38)
le ao paris aloha ry zalahy de tsy mety amiko mihitsy a!. Aleoko lavitra ao Analakely .
Vao miakatra paris aloha dia efa miady @ fitohanan'ny fiara raha vao tara ny @ 6 ora sy sasany maraina raha andavanandro ary sahirana mitady toerana hijanonan'ny fiara koa rehefa tonga ao anaty tanana sady raha misy dia mandoa vola izay .
Raha vao mahita toerana indray anefa dia efa mailo sao tsy ho tratran'ny PV sy ny enlevement eo ,raha ohatra ka vetivety ny zavatra atao .
Raha handeha metro indray ianao dia sport be raha le fotoanan'ny fihaingan'ny olona hiasa iny fa tena mifanitsa-kitro mihitsy .Soa ihany fa tsy dia misy mpangaro-paosy .Mbola vao ny santionany @ zava-misy ao paris ireo .
De izay le mahatonga le gasy ao paris lasa mivadika ,fa henjikenjika sy kajy be mandritra ny indray andro ny fotoanany .De zay le tsy ahitana gasy misariaka sy tsy mahita ny gasy namany satria mandefa fisainana lavitra be @ zavatra ho ataony rehefa avy eo .Manenjika fotoana daholo izany rehetra izany .
De aiza no tsy hivoraka ny gasy ao paris ao .Tsy manome tsiny an-dry zareo mihitsy aloha za e!.De lasa misy saina sy eritreritra hafa mivoaka avy eo .
Za aloha zara raha miakatra paris mihitsy e!.Rehefa manao fotoana dia ety akaikin'ny periph ihany .Sady milamina no tsy mikorotana .@ izay mba mitsikitsiky tsara rehefa miresaka ny samy gasy .
Rehefa le asabotsy sy alahady iny ihany no miakatra paris raha hiakatra satria izay vao mba mitovitovy @ fiainana aty aminay ny ao paris saingy misy flash mobil mipetraka indray @ izay fa malalaka loatra ny lalana sady tsy dia misy olona koa .
11. bilakarenjy ( 28/05/2008 06:44)
ireo no santionany @ zava-misy iainan'ny gasy ao paris dia alaivo an-tsaina hoe :raha ianao no maka ny toerany dia ahoana .
12. xxx ( 28/05/2008 06:47)
bilakarenjy:

.Mbola vao ny santionany @ zava-misy ao paris ireo .
De izay le mahatonga le gasy ao paris lasa mivadika ,fa henjikenjika sy kajy be mandritra ny indray andro ny fotoanany .De zay le tsy ahitana gasy misariaka sy tsy mahita ny gasy namany satria mandefa fisainana lavitra be @ zavatra ho ataony rehefa avy eo .Manenjika fotoana daholo izany rehetra izany .



=D> =D> =D> =D> tena marina io !

ny mba tiako lazaina fotsiny de ny we : tsy azonareo an-tsaina mintss zany fiainana eto paris zany ! tsy azo hampitahiana am fianinana any dago mintss !

fa na izany aza de mbola averiko ihany , na ny eto paris , na ny eny Analakely we : andramo we miarahaba ny mpandalo hitanao sy hitsikitsikio izy eh ? de mba lazao eto ny valiny eh !
13. bilakarenjy ( 28/05/2008 07:05)
tsy ny rehetra kosa ry xxx no arabaina fa izay fantatra ihany ,fa lasa manjary mitovy @ ilay olona mahalala fomba sy vonton'anatra mpanao mbay lalana eny an-tsena no vokany .
Ataovy hoatran'ny an'ny tavany sy ireo maizina . Tonga dia anatonany sy sakanany ny lalan'ilay olona heveriny fa mpiray tanindrazana aminy dia voatery miresaka .
14. petitejolie ( 28/05/2008 08:08)
Misy fahamarinany daholo aloha le hevitrareo fa ny ahy ny tsy azoko d sarotra b ve le miarahaba sa lafo be ve le mitsiky raha samy iray firenena izao ihany ?
Izaho koa manko d mahatsikaritra an'io fihetsiky ny gasy ao paris io. Nifanena tamindry zareo eny andalana d miarahaba enao, mitsiky, fa ny valiny avona sy arika tsy misy hoatran'izany.
Ny ahy izany ny constat ako d izao e : raha vao fantatry ry zareo wé gasy vao tonga ianao d ialonany hoe "ina kou no ataon'io aty ?". :?: :idea: Indrindra mou ka fantany hoe vacances no ataonao any fa tsy hianatra na hi bizn, d vao maika loza. :x
15. Jeankely ( 28/05/2008 08:47)
Tsy ny Malagasy samy Malagasy andafy ihany kosa angamba no manao sahala izany. Sinoa be dia be ireo tsy miresaka sy mifampiarahaba izany rehefa mifankahita. Ny Afrikanina tsy miresaka raha tsy hoe iray asa na iray fianarana fa samy mandeha amin'ny halehany sy mahamaika azy. Ary na any Madagasikara aza tsisy izany hoe samy vazaha fotsy hoditra mifanena dia hiresaka sy hifampiarahaba izany. Tsy atao mankarary fo izany ary tsisy hifanomezantsiny satria hazakazaka ny fiainana ary tena misy mihintsy ny manome olana fa tsy lainga. Tsy ny samy Malagasy ihany fa ny samy vahiny rehetra antain'olona ahitana izany. Na any Madagasikara aza mifamono ny Sinoa sasany ary misy maty satria mifamitaka.
16. endrika01 ( 28/05/2008 09:08)
rastafarai:

Lohahevitra : Gasy ao France
Andinindininy : Sendra niserana tao Paris aho gaga syfaly aho raha nahita Gasy be dia be, ny tsy nampoziko anefa dia ny fiavonavonan ireo Gasy izay nifanena tamiko Gaga aho ra-namana an dia nanotany tena aho hoe aiza no toerana misy ahy ? Efa 10 taona izay no nihainako taty apitan-dranomasina gasy vitsivitsy izahay no manodidina eto fa dia mifakatia manoatra nohon ny piraitapoa . Tsy manome tsiny an ireo ao France aho anefa nohon ny fihainan izy ireo feno Drama, ny hafatra tiako ho lazaina dia tsy ireo gasy miramirana sorika rehetra dia lazainareo hoe gasy vao tonga ,mihevitra angaha ianareo fa ireo GVT rehetra ireny hanome pblem anareo?fa ianareo ao Paris ireo no Pblem mihila fitsabona ny aretinareo tsy mahazaka ny fihainana an dafy dia mi depre ny ny mijery ny hendrikareoo aza dia hita misorotra eny @ andrinareo ny Galere.Hovay ny famindra ra namana fa tsy fantatrao angaha fa Gasy ianao .
Nalaiko tao @ dinika manokana io ary za d miombok'hevitra @ mpanoratra! :)
:-D :-D :-D Ze voa manodidina!! :-D



Tena mba marina ve izany e?Tena mba nanontany namana hafa mintsy zah weinona kay no dikn'ny le we GVT de ozizy tamiko we tsotra be ,raiso amin'ny saina madio dia fantatrao ny dikan'io,

de hozizy aho we angamba we Gasy Vendrana T......

de ozizyry zareo we ndry ty tena mba manao fisainana hafahafa io ve dia tsy ho takan-dry ny fanalavana azy .

GVT=======>Gasy Vao Tonga(de we lay tanavo kely tsy mba mahalala ny atsimo sy avaratra ve?)mba mampalahelo kosa lay toe-tsaina raha marina ny voalazany satria raha vao tonga ve 'lay namana dia hanaovana fijery
sy fandraisana toyizany,ataoko fa tsy mety!


Na ianao io koa aza angamba mety hoatran'azy ihany tamin'ny voalohany!
tsy misy ny lavorary ,fa miezaka ny hoamin'ny tsara.Angamba ny sasany
matahotra fa we sao fantan'ity ny asa ataoko dia ho lazainy any@ fianak'ms
any@ tanana.

Na hoe sao dia mitady hialokaloka any amiko fa hipitsio.
Na asa ?mety tsy dia sexy kosa ngamba lay namana vahiny dia lasa ilay
fihetsika tsy voatandrina.Eo indrindra aza no tokony hiezahan'ny malagasy
mitazona hatrany lay firaisan-kina lazaina fa nampalaza an'ny Malagasy.


" na samy hafa tany fiaviana ,samy hafa foto-pinoana samy Malagasy aro,ka mifankatiava zalahy e,gasy Baba gasy Ne
ndry ka mifankatiava....' ozizy lay hira zay!
(l) (l) (l) (l)



(Tao amin'ny Diaspora no nahitako an'io lohahevitra io,ao @ dinika napetrak'i tsiambaratelo !)



Tsisy azo omena tsiny reh ry zareo ;fa fiainana izany .
Odio fanina be fotsiny de aza miseho ho tanavo,de tonga de ry zareo
ndray aza no manatona ,hi hi hi hi,kôzy e,ny ahy zay foana no fikako! :-$

"trafon-kena ome-mahery ;ka am-bava homana am-po....." :-P
17. xxx ( 28/05/2008 09:50)
eto paris tsy natao hijanonana ela fa tsisy ametrahana fiara, eto paris tsy miavona @ olondehibe ny tanora fa ngamba samy tanora no mifampiavona,eto paris ra sendra ahy ka mila fanampiana( fitadiavana asa) dia vono aho hanoro ny dia azo arahina,eto paris ra te hifankahita ny samy malagasy matotra dia vonona aho handray ny namana rehetra,eto paris rey olona refa mifanena dia tsara raha mifampiarahaba, aza miresaka, aza mitsiky(ra malaina ianao)fa sokafy ny molotrao dia tonony lay teny tsotra oe "manaona", misaotra.
18. sakaizakely ( 28/05/2008 10:15)
Tsy manome tsiny an ireo ao France aho anefa nohon ny fihainan izy ireo feno Drama,

fa ianareo ao Paris ireo no Pblem mihila fitsabona ny aretinareo tsy mahazaka ny fihainana an dafy dia mi depre

misorotra eny @ andrinareo ny Galere


:-D :-D :-D kel kliché ^:^

rehefa tsy te hitsiky amnao ve de we mi deprima na misy blem :-D :-D

salam mbola tsy tao Tanà nareo, raha hi snob kou ny tananariviana, mafiady sy mi galera kou ve reny ?

toa toetsainan\'ny oul mipetraka andrenivohitra rehetra io, lasa mi snob otran\'ny pariziana ze eto Paname eto. Nareo ve tsy mbola nahita parigo en provinces, rehefa mi vam de mirimorimo tsy manaraka priorité fa adin\'ny be nahoana matetika, tsy mahalala fomba fa misehoseho etouetou

toy izany mits ny toetsain\'ny oul rehefa mipetraka elaela any Paname

zavatra niainako zany tam za vo GVT, za le mbola venavana miarahaba sy mitsikitsiky foana iny fa vo mahita anle lonjilonjy be de nangatsiaka tampoka sady fay aleoko tsy manao ntrony

any am provinces indray na tsy gasy aza dia cool kokoa ary misy fifandraisana kokoa fa tsy individualistes otran\'ny reo parigo tete2vô reo. fomba fiainana io fa tsy misy idiran\'ny mafiady sy galera am zany

19. tess ( 28/05/2008 10:41)
lasibatra foana i gasy paris :P
aleo tsorina fa misy ny tena ratsy toetra voaodona kosa ny sainy an! tsy ny rehetra fa tena misy ny miavona noho ny toetrany ..... :^)
20. kiadi ( 28/05/2008 10:54)
anga de ao paris doly ny gasy eh??tô isaky ny mihetsika de gasy paris fona ! na oe gasy france fa tsy oe gasy france ny titre de avy eo gasy paris!
sa ve refa tsy paris de ambanivohitra??
aleo hiavona zay ihavona fa tsy mangataka na ariary any aminy aza enao!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4658