AMPAMAOKA

41. tess ( 29/05/2008 10:10)
ntsôooooooo! :-D :-D :-D :-D :-D
42. tess ( 29/05/2008 10:13)
fa in anefa no mampiavaka ny gasy vao tonga sy ny gasy tranainy e!
samy gasy ihany no anarany fa tsy misy gasy lasa rà vazà mitsy eo :P
sa ambany klasss lay gasy vao tonga .....tsy mbola azoko hatramzao???? :-D :-D :-D soa aty aminay fa tsy otrzany fa mirindra tsara ny gasy mpiannakavy!
43. kiadi ( 29/05/2008 10:34)
kelly> ny sasany zany fa tsy zah ohhh! surtout le namanao in! :lol: :lol: kôpy indry eh!
fa marina fa misy hitovizany @ any paris ny aty fa tsy iz rehetra ko aloha eh!
zah ko indray mandeh zay niarahaba ol de tonga de nataoko manahona de nihanahana be le bandy kay iz ty tsy gasy fa cambodgien!! :-D :-D sady amizay na teny frantsay aza tsy ain'i lery fa novaliny t@ teny anglisy zah :-D :-D :-D ! nefa de tena gasy endrika ratsy tarehy be lery :-D :-D :-D
fa ny ba tiko tenenina fotsiny de zao!!ny ankizin'ny paris betsaka bezesista be!!
ohatra iray zay:
nisy sipa niara nianatra tamiko tany tana! niaranianatra zay hatramin'ny classe de 6eme de avy eo iz nifidra lycée français nanomboka 2end de lasa taty andafy(paris) de sendra niangona tao paris zah (protestant)de hitako tao iz ! de nizara taratasy iz(invitation angmaba iz zay)de zah niaraka t@ renibeko de nanotanin'ilay renibeko t@ teny gasy zavatra de novaliny oe "comment???",zah moa aminio tsy fantany tsony :-D ,fa sady sorena be zah no te hime be @ ty iz miseho tsy mahay teny gasy tsony!!
mifona @ ze parisien(ne) tafitohana zah fa averiko ihany fa tsy oe ze parisein(ne) retra de zany doly!
44. mignone ( 29/05/2008 10:39)
efa diska gôka be le kozy :lol:
45. kiadi ( 29/05/2008 11:05)
iza no gôka sa in gôka :-D :-D
46. mignone ( 29/05/2008 11:15)
lé kozy ka , hiverina ndray io resakio afaka 1 volana zao :°)
47. rastafarai ( 29/05/2008 12:56)
mignone: Voatifitra angah ndry!? :-D :-D :-D
48. Samoana ( 29/05/2008 13:11)
tess:

... aleony mody miavona mitsy mba tsy hidiran'ny olona any antranony, tena cas nisy io .....


Ary ahoana raha sady tsy miavona no tsy mampiditra olona an-trano toa ahy :-D ? (za koa anefa tsy tia mifosafosa tranon'ny hafa izany an)

Ny ahy manokana aloha na miavona toa inona aza ny sasany tsy ataoko mahatezitra izany mihintsy e! Maika aho miarahaba sy mitsiky mahita ilay endrika toa pâte à modeler nopotserina :-D
49. Koditra ( 29/05/2008 14:26)
mignone : zany mignone zany mo tsy mbô miavonavona eh! :lol:
50. kelly13 ( 29/05/2008 20:05)
fita oa ry samoanamiarahaba izy tsara tsy miarahaba izy azy ny azy! afaka adidy aho

tess>hihihihi azoko antsaina ny tindry tenenina @ io resaka io, kôpy njy :wink:
51. kelly13 ( 29/05/2008 20:06)
kiadi>ianao io ndrindra no niavonavona b tamiko tetsy @ marché de la gare! miseo nanabokon'hozatra b devant-ko teo hahahahahaha!
52. kiadi ( 29/05/2008 20:09)
kelly>zah sa enao aloha no tsy nety nivôka tao anaty daba eh?iza no tsy nanatona neraba hotran'ny ol retra fa niavona be tao anaty daba! :-D :-D :-D
53. kelly13 ( 29/05/2008 20:11)
ka za tao anaty daba kou, eh zany izy oe daba! lol (daba comme daba-pako no tiko tenenina eto) :-D :-D
54. kiadi ( 29/05/2008 20:14)
:-D :-D :-D :-D
de niavona beuuuu!! ozy zahako oe tony angamba le sipa avy any paris de miavona beuuu!! efa hatrany @ gal no efa mangarika fona :-D :-D
55. tess ( 29/05/2008 20:14)
kelly13:



tess>hihihihi azoko antsaina ny tindry tenenina @ io resaka io, kôpy njy :wink:



:wink: kou tsy marina ndray ve ky e! :^)
56. kelly13 ( 29/05/2008 20:16)
tess>fombany io, sa aôna hozy ndry? :wink:

kiaid>ahôna tsara oe ry teletubbies? :twisted: :twisted: miavona ndray ono za, hahahaha, za tao @ gal klou niavona e, d haninn zao nefa enao? hé hé hé
57. tess ( 29/05/2008 20:19)
samoana: ka izy mpetsara velatsihy be dia tsy tiany ilay atao hoe tsy mampiditra antrano de aleony mody miavona mitsy satira izy liana miditra any antrnaon'oul hijerena ny fiainan'ny hafa fotsiny :wink:
vevavy aloha no mpanao azy e! :-D
58. kiadi ( 29/05/2008 20:21)
kelly> :-D :-D :-D :-D
hanoratra sy anavandra de hanao tsianjery :* :* :*
59. ratonga ( 29/05/2008 20:27)
tess: :-D :-D :-D :-D zé vo manodidna an!
kiadi> ay vé miavonavona b io kalakelly io klé :°) nefa mba néveriko fa zantiiie :-D :-D :-D
60. mignone ( 29/05/2008 20:37)
rastafarai> tsy mahavoa ahy izany , resaka hafa hahay mba hatao :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2924