AMPAMAOKA

81. xxx ( 30/05/2008 11:44)
rastafarai:

Tsy manome tsiny an ireo ao France aho anefa nohon ny fihainan izy ireo feno Drama, ny hafatra tiako ho lazaina dia tsy ireo gasy miramirana sorika rehetra dia lazainareo hoe gasy vao tonga ,mihevitra angaha ianareo fa ireo GVT rehetra ireny hanome pblem anareo?fa ianareo ao Paris ireo no Pblem mihila fitsabona ny aretinareo tsy mahazaka ny fihainana an dafy dia mi depre ny ny mijery ny hendrikareoo aza dia hita misorotra eny @ andrinareo ny Galere.Hovay ny famindra ra namana fa tsy fantatrao angaha fa Gasy ianao .


Manavy ! marina mafy raha misy azoko lazaina afa-tsy ny hoe manavy ilay nanoratra ilay sujet !

Kôsy tompoko ô ! Faly !



:-D :-D :-D
82. ratonga ( 30/05/2008 16:24)
kiadi > :-D :-D :-D :-D :-D
83. niryna ( 30/05/2008 23:03)
Araka ny voalazan'ny rehetra io dia misy antony maro no nahatonga ireo olona niavona,izaho koa tratra ary teo am-povoan-tsena mihitsy,niaraka nipetrapetraka teo niandry olona, firifriry no nandalo fa rangahy iray izay ihany no nifampiarahaba ahy,ny rehetra dia milonjolohjo,mangarika.Variana be aho saingy notantarain'ny fianakaviako ahy ny antony dia tsy nasiako sira
.Fa ity indray anefa no mampihomehy,hafa indray ity ,rehefa teny amin'ny port dia nisy olona nanantona mba hampitondra entana ho any dago hono,ary dia nisarika be ilay olona saingy efa fantatro koa hoe aza manaiky mitondra entana indrindra olona tsy fantatra ary dia nitsikitsky indray ny olona sasany fa ny mpandeha moa dia tsy misy .mifampiteny na mitsiky izany teny ambony avion na fantatrao fa gasy izao aza.
Asa lahy ,tsiky dia ampy ry ireto,raha tsy te hiarahaba ny olona tsy azo terena.Raha variana amin'ny fiainana koa izy ka maika be ka tsy mieritreritra hoe misy miarahaba dia aza omena tsiny koa.
Efa samy naheno izany ka rehefa misy vahiny miarahaba na mitsika ka fantatra fa hoe gasy dia toray tsiky fotsiny e.
Ny olana koa anie dia moramora koa isika mitsikera olona foana kanefa ny kilemantsika modiantsika tsy hita ,na tsy fantatra.dia izay foana....
Tsy maninona izany e,nisy zavatra nahazo azy ireo matoa izy tsy te hieriika gasy vahiny intsony.. :-* :-* :-*
84. endrika01 ( 01/06/2008 15:11)
rastafarai:

Lohahevitra : Gasy ao France
Andinindininy : Sendra niserana tao Paris aho gaga syfaly aho raha nahita Gasy be dia be, ny tsy nampoziko anefa dia ny fiavonavonan ireo Gasy izay nifanena tamiko Gaga aho ra-namana an dia nanotany tena aho hoe aiza no toerana misy ahy ? Efa 10 taona izay no nihainako taty apitan-dranomasina gasy vitsivitsy izahay no manodidina eto fa dia mifakatia manoatra nohon ny piraitapoa . Tsy manome tsiny an ireo ao France aho anefa nohon ny fihainan izy ireo feno Drama, ny hafatra tiako ho lazaina dia tsy ireo gasy miramirana sorika rehetra dia lazainareo hoe gasy vao tonga ,mihevitra angaha ianareo fa ireo GVT rehetra ireny hanome pblem anareo?fa ianareo ao Paris ireo no Pblem mihila fitsabona ny aretinareo tsy mahazaka ny fihainana an dafy dia mi depre ny ny mijery ny hendrikareoo aza dia hita misorotra eny @ andrinareo ny Galere.Hovay ny famindra ra namana fa tsy fantatrao angaha fa Gasy ianao .
Nalaiko tao @ dinika manokana io ary za d miombok'hevitra @ mpanoratra! :)
:-D :-D :-D Ze voa manodidina!! :-D



Zah kounkou mipetraka ao @ 17eme ao paris fa zah tsy mba miavona,
zah miresaka amin'ny gasy rehetra hatramin'ny vazaha ,japonais ,toroiko
we raha te hande hoany ndry anona dia arokatra lalana ,de raha te haka sary de andana makery @le misababaka be ery ,hi hi hi hi fa saingy tsy itsikiako an,
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
85. Jeankely ( 01/06/2008 23:25)
Ho an'i rastafarai:
Somary ilaozan'ny toetr'andro ihany ity resakao ity. Rehefa tonga andafy dia samy olombelona mifanena na avy aiza izy na avy aiza sahala ny ao Madagasikara ihany. Misy ny sendra ny samy avy dia mitsiky sy miarahaba kanefa tsy ho vita ny hitsiky foana fa indraindray lazain'ny sasany misy fahavoazana aza.
Ao Frantsa no toerana be Malagasy indrindra noho izany tsy afaka hifandray daholo ny Malagasy ao afatsy ny anaty fikambanana angaha. Raha mifanena amin'ny tany tsisy Malagasy dia mandeha ho azy fa avy dia mifandray.
Tsy ny Malagasy ihany no sendra an'io. Ireo tany avy nozanahan'i Anglisy dia maro koa no mipetraka sy miasa any ary tsisy izany mifampiditra antrano na hifampitsiky eran'ny rehetra izany. Raha manontany zavatra dia sahala ny olona rhtr valiana ny fanontaniany dia samy lasa. Misy Somalian maro ohatra ao Italy dia tsy haiko aloha raha mifampiditra daholo ireo. Ny Afrikanina somary hafa aloha ka asa na izay no tianao ambara.
Tsara ny mifanena @'ny olona miavona satria tsy hanelingelina anao izy. Aza mivaky loha amin'izany ary tsy heloka izany. Tsisy AMPAMOAKA izany.
86. rastafarai ( 03/06/2008 03:17)
Mbola averiko farany: :) Ady hevitra ty fa tsy misy hanaiky holembenana eto na inn na inn filazanareo !!! :!:
:lol: Tsy vaovao @ Frantsa ny tenako ary tsy vo tao irery kou no nipetrahako sy niainako fa hitako mibaribary ny toetra ratsy ao, aza miezaka akory manazava fa we misy ny miavona n'aiza n'aiza fa gasy isika,tsy nanabeazana antsika zany ary rariny kou ra hifanampy satria lavitra ny tanindrazana
Jean kely: :roll: Tsy we fomba fisainana lany andro akory fa ny maha malagasy anareo angamba no efa lany andro :-D Ra moderna nareo moderna lavitra kou ny tenanay fa tsy izany akory no anaovana tsinotsinona ny mpiray tanindrazana!
:-D :-D :-D Fa maninn ary ra manaiky fotsiny fa tsy mbola mi-insiste toa io!?
xxx: Aza miafona ra manana hevitra fa manana hazon-damosina :!: Iza kou ary tony!!? 8)
87. Jeankely ( 03/06/2008 09:46)
I Jeankely aloha dia tsy menatra ny milaza ny marina fa tsy mbola tao Frantsa ary tsy nandeha firenena rehetra eran'izao tontolo izao. Santionany no hitako ary ny zava-misy no resahiko. Izaho tsy mitovy fanazavana amin'ny hafa angamba.
Amin'ny zavatra haiko sy fantatro rehetra hatramin'ny niainako dia manampy izay sendra ahy aho raha takatro ny filan'ilay olona. Na Malagasy izy, na Sinoa, na Indian, na avy Laos na Bangladesh na avy aiza na avy aiza. Tsy mitady deraina mihintsy aho fa betsaka no mandefa fisaorana amiko noho izany fanomezana tanana izany. Tsy vola ireo akory na harena.
Saingy izay ataon'ny maro an'isa no manjaka fa tsy ny hevitrao na tsara aza ny hevitrao. Tsy manohana izany aho fa manaraka ny zava-misy. Izahay sahala ny rano tompoko. Mivelatra ny koveta dia mivelatra izahay, miolana ny tavoahangy dia miolana koa izahay. izahay tsy manery izay miavona aminay hitsiky fa lasa koa izahay tsy ankitamby.
88. rastafarai ( 03/06/2008 11:34)
:D Mahay miady hevitra nareo!
:lol: mafinaritra ra toa izao daholo ny mpisera fa tsy toan-dry xxx! :wink:
89. Jeankely ( 05/06/2008 05:09)
Aleo izy hiavona rasta a. tsy miala aminao aho rasta :-D :-D :-D . Tsy tia rasta ngamba xxx ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1218