AMPAMAOKA
21. xxx
(
28/05/2008 10:59)
sakaizakely:zany anié wa eh ! raha vao mi-snob zany de we mafidy sy migalera am zareo ! tongava aty wa eh ! de ho hitanareo eo zany we fiainana parisienne zany !
salam mbola tsy tao Tanà nareo, raha hi snob kou ny tananariviana, mafiady sy mi galera kou ve reny ?
toa toetsainan\'ny oul mipetraka andrenivohitra rehetra io, lasa mi snob otran\'ny pariziana ze eto Paname eto.
22. lizabeth
(
28/05/2008 11:24)
rastafarai:
Lohahevitra : Gasy ao France
Andinindininy : Sendra niserana tao Paris aho gaga syfaly aho raha nahita Gasy be dia be, ny tsy nampoziko anefa dia ny fiavonavonan ireo Gasy izay nifanena tamiko Gaga aho ra-namana an dia nanotany tena aho hoe aiza no toerana misy ahy ? Efa 10 taona izay no nihainako taty apitan-dranomasina gasy vitsivitsy izahay no manodidina eto fa dia mifakatia manoatra nohon ny piraitapoa . Tsy manome tsiny an ireo ao France aho anefa nohon ny fihainan izy ireo feno Drama, ny hafatra tiako ho lazaina dia tsy ireo gasy miramirana sorika rehetra dia lazainareo hoe gasy vao tonga ,mihevitra angaha ianareo fa ireo GVT rehetra ireny hanome pblem anareo?fa ianareo ao Paris ireo no Pblem mihila fitsabona ny aretinareo tsy mahazaka ny fihainana an dafy dia mi depre ny ny mijery ny hendrikareoo aza dia hita misorotra eny @ andrinareo ny Galere.Hovay ny famindra ra namana fa tsy fantatrao angaha fa Gasy ianao .
Nalaiko tao @ dinika manokana io ary za d miombok'hevitra @ mpanoratra! :)
:-D :-D :-D Ze voa manodidina!! :-D
zah aloha efa nipetraka 10 taona tany am province ary 10 taona teto paris. Tamin’izaho nipetraka tany am province dia mba niteny hoe miavona ny gasy ao paris. Rehefa nipetraka teto aho dia nahita fa tsy mitovy ny olona any amin’ny province sy eto paris, na gasy io na vazaha ! raha ny gasy manokana dia raha mifanena amin’ny gasy eny amin’ny arabe ianao dia miarahaba ho azy ny ankabeazany any am province (tsy izy rehetra) ary raha eto paris ny ankabeazany tsy miarahaba ho azy (tsy izy rehetra). Io gasy nifanena taminao teny amin’ny arabe teto paris io nefa raha mifanena aminao any ampiangonana, na any amin’ny toeram-piasana na amin’ny fety na activité hafa, miarahaba anao sy miresaka aminao ! dia anjaranao ny mamakafaka ! raha izay fiarahabana eny amin’ny arabe no hitsaranao azy hoe miavona dia ekeko RAHA noharabainao izy ka tsy namaly (raha niandry hoharabaina kosa ianao dia hafa koa izay) ! dia manandrama miditra communauté gasy eto paris ahitanao io lazaiko io ary tsy hilazanao fa miavona daholo ny gasy rehefa eto paris !
ilay fitsarànao aloha dia tsy fitiavana no betsaka !
24. Koditra
(
28/05/2008 11:35)
d mba gaga iany koa ny tenanay eo ampamakiana anzany zava-misy izany.
Tsy haiko izay fomba fitaizana ny gasy any, fa ny fantatro dia isika gasy nobeazina eto Dago dia tezaina halala fomba, h@ mbola kely defa napianarina oe ra misy manome ... kinga miteny hoe ..., ra misy miantso d mamaly aôna tompoko, ...
Ekena fa mety enjana ny ritma isanandro, f'anga ny any iany fa ny naizanaiza io.
Indramiko lé voalazan' petotejolie oe "d sarotra b ve le miarahaba sa lafo be ve le mitsiky". Za alo ra misy miarahaba zany na gasy io na sinoa na komoriana na iza d omeko tsiky gratuit eh, taratry ny fahalala-tsaina sy ny fahaiza-miaina ary fahalalapomba zany.
Aiza daolo zany lé ps bobaka be ato oe : za olona tsotra, ti mifanerasera, ti namana .... :-D :-D :-D
xxx: Ekena fa tsy nareo gasy retra ao no manao anzay ary tsy tokony hatao bemiray araka ny voalazanao le izy. Fa ny iangaviko anao ndray d mba andramo ny mande firenena hafa mbola tsy nodiavin'ny tongotrao, maheno feo teny gasy enao ao andamosinao ao ary tsy nampoizinao lé izy, miherika enao mijery, inona no hataonao? Sa ieritreritra ve enao oe sao d ôtran'ny gasy ao paris io fa aleoko mitsoaka sy mody fanina :-D :-D

25. rastafarai
(
28/05/2008 12:06)
:) Marina fa tsy ny gasy rehetra no manao an'io fa betsaka koa ny mahafinaritra,nefa matoa Panam na France fona no resaka d efa hita mibaribary ny toetra ratsy ao! ialana tsiny @ ze tezitra fa ady hevitra ty ka tsy hisy hanaiky holembenanana @ resaka angaredona eto! :lol:
Matoa tsy gasy any etazonia na gasy any angletera na gasy any suisse na gasy...sns d satria d mibaribary ny lesoka hita.
Mba hahatonga saina no anoratako ny loahevitra fa tsy sanatria akory fiantsina.
Raiso d tsakotsakoy fa nenay ny fiainanay kou mandeha fona na hiova izy ireo na mbola hitazona ny heviny,ary izahay d gasy tsy hiavona na ovina na ovina na d tsy manana ny ampy sy migalera aza! :°)

26. kiadi
(
28/05/2008 17:15)
ka ny fiainan'elah aza atao fa in rarahahin'elah ze gasy miavona any eh!
fa ba avaho fotsiny ny oe panam sy france fa tsy mitovy!
panam ihany no hitan'elah de ny gasin'ny france no ataon'elah lohateny!
@ manaraka de mandehana ville hafa de hitan'elah fa tsy gvt elah! :wink:
fa ba avaho fotsiny ny oe panam sy france fa tsy mitovy!
panam ihany no hitan'elah de ny gasin'ny france no ataon'elah lohateny!
@ manaraka de mandehana ville hafa de hitan'elah fa tsy gvt elah! :wink:
27. pissoa
(
28/05/2008 17:28)
Fa mbola tsy azoko koa hoe raha miavona nefa dia maninona e ?
Za zao tsy any Paris sady tsy mbola tany Paris na in-1 nefa miavona koa dia maninona :-D :-D :-D :-D :-D
Za zao tsy any Paris sady tsy mbola tany Paris na in-1 nefa miavona koa dia maninona :-D :-D :-D :-D :-D
28. kiadi
(
28/05/2008 17:41)
zany an!! miavona an!! :-D :-D :-D :-D
ary ba aiza fijo eh? :-D :-D :-D
ary ba aiza fijo eh? :-D :-D :-D
31. pissoa
(
28/05/2008 18:04)
Ratsy toetra ah ratsy toetra ! Hiavonavonako eo koa Kiadi ah !!! :-D :-D :-D :-D :-D
32. ni81
(
28/05/2008 18:14)
Zà aloha tsy any Paris fa na aty @ toeran-kafa aty Frantsa aza dia misy gasy miavona e! Efa voa aho in-1 mandeha izay dia faifay mihitsy.
Nifanena t@ bandy gasy iray zay aho, dia nifanojo ny masonay, fa tonga izy dia ohatry ny nangarika be zany mihitsy. Angamba noheveriny fa vehivavy taratara taminy ity izaho ity :roll: Ny antony anefa dia noho izy hitako hoe gasy dia saika hitsiky fotsiny aho... Tsy dia mahazatra ahy loatra mantsy ilay mifanatsafa be fa ny fanaoko hatrizay dia araka ilay filamatra eto @ serasera fotsiny e! TSIKY DIA AMPY :)

37. xxx
(
29/05/2008 08:57)
Ity ilay atao hoe "sujet sans fin" .... lasa indray izy ity zany
alefa àry , samia manasa vangy eto
38. xxx
(
29/05/2008 09:15)
Misy manana lolom-po @ gasin'i Paris mihintsy le
Fa maninona kay no tsy maintsy miarahaba anareo izahay le
resaka mandany andro foana ity, aza mifampitsaratsara fa izay tianareo atao atao e
Fa maninona kay no tsy maintsy miarahaba anareo izahay le
resaka mandany andro foana ity, aza mifampitsaratsara fa izay tianareo atao atao e
39. tess
(
29/05/2008 09:32)
ny hitako hoe miavona dia ireny ratsy toetra ireny, tsy tena miavona izy fa aleony mody miavona, ny antony dia rehefa miditra tranon'ny gasy hafa izy dia lasa mikifosafosa, manaratsy erakay ny paris hoe izao ny ao amin'ireo e! oy e! oy e! tsikeraina hatram kely ka hatram be indrindra lay fiainana tokatranon'olona....
dia matahotra izy ny hidirana an-trano satria ny fataony no hatahorany ho hatao aminy dia aleony mody miavona mitsy mba tsy hidiran'ny olona any antranony, tena cas nisy io .....
dia matahotra izy ny hidirana an-trano satria ny fataony no hatahorany ho hatao aminy dia aleony mody miavona mitsy mba tsy hidiran'ny olona any antranony, tena cas nisy io .....
40. kelly13
(
29/05/2008 09:40)
za ndray alou na lazaina gvt aza d tsy rarahako e, vao maika arabaiko tsara mintsy, ndray mande tany avignon zay tonga d ni style nanao oe manaôna ô za, d tonga kou le sipa d nanoroka, kay izy ity oul avy ao la reunion, hahahahahaha. ra mba b gasy mantsy aty aminay an :?
kiadi>ny gasy sasany any aminareo kou klou d tena mmhhh, gravy b an :-P 8-) (kôpy elah)
kiadi>ny gasy sasany any aminareo kou klou d tena mmhhh, gravy b an :-P 8-) (kôpy elah)