AMPAMAOKA
64. ratonga
(
29/05/2008 21:37)
kiadi > asevo mba miova @zay hono wé fa ts eny @ bahut tsony zao (to atsaraina izao lé fiazakazahany teny http://www.iarivo-town.mg/andohalo.php )
65. tess
(
29/05/2008 21:58)
kiadi:iza ndray no miavona?????
ratonga>loza be io raha hiavona an!! :-D :-D :-D
:-P :°)
za klou tsary miavona zany fa bonaika fotsiny e! :-D
66. kelly13
(
30/05/2008 09:13)
tess>za ndray io lazain'izy sy ratonga ho miavona io e! manao ampamôka diso b ry zareo :°)
68. kiadi
(
30/05/2008 09:20)
ratonga>hatrany @ bahut ka hatraty io kala terezy io no miavona!! eto iz no mba be wawawa fa refa mifakahita miavona loza antany!!
isaky ny hitako eo @ zaridainan'ny gal ba misarma be zah fa tonga de mangarika be matsiravina no azoko :-D :-D :-D
tess>tsy injy fa ikala terezy ka
isaky ny hitako eo @ zaridainan'ny gal ba misarma be zah fa tonga de mangarika be matsiravina no azoko :-D :-D :-D
tess>tsy injy fa ikala terezy ka
77. ratonga
(
30/05/2008 09:55)
:-D zah ko mpanao beloty teny fa tena miavona mintsy io kalakelly io t@zany ka :-D :-D :-D
78. kiadi
(
30/05/2008 10:27)
sô de elah io mintsy aza le ampijaliko @ beloty ry ratonga :-D :-D :-D
79. ratonga
(
30/05/2008 10:32)
élah aza mbôla nampianariko nangalatra coupe asa na efa nahay ihany zay :-D :-D :-D
80. kiadi
(
30/05/2008 10:41)
tadidiko fa tô kapô fona lisany refa mi-contre aminay!! tô efa tratrako capot t@ sansa contré sur contré elah :-D :-D