ravintsara

1. booboo ( 27/12/2007 14:45)
'kory aby,

Mitady infos momba ny ravintsara azafady indrindra @ zay manana : fomba fambolena azy, fotoana hambolena azy, fikarakarana azy sns.

Misaotra mialoha ô
novalian'i booboo ny 27/12/2007 20:18
2. booboo ( 27/12/2007 15:12)
hadinoko fa mitady zay rehetra mikasika ny havozo kounkou zà azafady ( fomba fambolena, fotoana fambolena, fikarakarana, aretina mety hahazo an'azy sns )

re-misaotra
3. Rafotsy ( 27/12/2007 15:48)
booboo:

'kory aby,

Mitady infos momba ny ravintsara azafady indrindra @ zay manana : fomba fambolena azy, fotoana hambolena azy, fikarakarana azy sns.

Misaotra mialoha ô


Salut ndry ry booboo ,
Kay ve ty ravintsara lazaindry ty ka laurier sauce e ! Nijery recettes tary @moov.mg vao nahafantatra !
Ny ahy dia rehefa mivarotra eny @ truffaut eny ( toa printemps no tena feno ) , ny ahy namboleko tary @ coin tary , tandremo fa lasa lava be ka aza atao akaiky ny trano no tsy akaiky fefy sao miady @ voisins !
Tsy dia misy fikarakarana fa tondrana kely rehefa mahatsiaro e !:-*:-*
Ilay eo ambany io indray dia tsy fanatoko ka mba lazao @ teny vazah e !
4. booboo ( 27/12/2007 16:53)
Rafotsy > merci a :-*. Dia @ saison inona no fambolena ilay izy ?
Dia ilay havozo indray a, tsy fantatro ny anarany @ teny vazaha fa misy miantso ny havozo koa hoe Hazomanitra ; misy ireny flacon-na huile essentielle ireny dia Ravensara no fiantson-dreo ilay havozo ( tsy haiko raha io zany no izy @ teny vazaha ? hazo samy hafa ny ravensara sy ravintsara ).
Dia raha efa nampiasa Quatre Epices enao dia avy @ havozo kounkou reny :miam::miam::miam:
5. Bafota ( 27/12/2007 18:22)
Ny ravintsara akia mora ambolena a!Amin'ny lohataona(aout)aty dago no fambolena azy,taona iray aty aoriana dia rantsanana kely izy mba handrobona tsara tondrahana rano tsindraindray,rano natoraly an!tsisy eau du javel....Ny havozo indray dia sahala amin'sakamalaho ihany ny endriny amin'ny ankapobeny,fa manitra hafahafa izay izy,somary mahery fofona,nefa tandremo sao afangaron-dry amin'ny tamotamo an,ny fambolena azy dia toy ny mamboly sakamalaho ihany.Astuces scout io an Tsitakonala
6. booboo ( 27/12/2007 20:18)
Bafota > merci kounkou a :-*. tsy dia sarotra karakaraina loatra zareo raha izany. aaa haiko ny manavaka tamotamo @ havozo kah hihihihihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1081