The DaVinci Code

1. sitlo ( 28/12/2007 04:04)
Hay ve ka filma policier frantsay ilay izy eh :-D. Mba nalazalaza ery hoe hijery sa tsy hijery. Fa nony nijery aho, raiki-tory teo fotsiny. :-D Nefa mba Columbia pictures sy Tom Hanks ery.
Tsy azoko mihitsy hoe maninona aho no tsy tia filma frantsay fa tena diso fanatenana mihitsy nijery azy. Aleoko lavitra Constantine.
novalian'i kelly13 ny 16/01/2008 20:03
2. pissoa ( 28/12/2007 08:58)
:-D:-D:-D:-D:-D
3. fahamarinana ( 28/12/2007 09:00)
:arrow:tratra koa angaha sitlo?:-D:-D(l)
4. hery ( 28/12/2007 09:00)
Raha vao mandalo ao Paris zany dia tsy tian'i sitlo :-)
5. kelly13 ( 28/12/2007 10:13)
vakina le izy no tena b sispensa
6. sitlo ( 28/12/2007 16:12)
Tsy hoe raha Paris dia tsy tiako fa ohatra ny mohaka izany ilay izy.
Ilay Jet Li "Kiss of dragon" iny izao tiako nefa tao Paris. Fa ilay DaVinci ohatra ny lasan-ko resaka izany fotsiny. Tsy mba misy devoly be mampatahotra, na feo hafahafa manentanentana fa wa wa wa, misy mihazakazaka ihany fa fihazakazahana demoazely. Raiki-tory daholo ny olona.
7. karinah ( 28/12/2007 16:26)
:lol::oops:sitlo, fa mitady fiazakazana inn:?:hihihi:oops: anefa raha version hafa izao D tiny tampoka!:lol:
8. sitlo ( 29/12/2007 17:45)
an an an kah!
fihazakazahana Marie Jose Perec :lol:
9. xxx ( 30/12/2007 16:42)
ten hita mihitsy hoe tsy mipetraka ao france ity stylo ity tsss
10. sakaizakely ( 06/01/2008 06:46)



tsy nahazo resaka njay kala penina

réalisateur : Ron Howard
Producteur : Brian Grazer
scénariste : Akiva Goldsman
nosoratana avy @ bokin'i James Brown

Aia ro maha frantsay an'izao ry kala a ? Tsy avy aminareo any @ bekintana any dôl ve reo ?

:-D:-D:-D:-D
11. penina ( 08/01/2008 02:42)
ka izay mihitsy ilay nandiso fanatenana koa
12. kelly13 ( 08/01/2008 09:21)
nisy audrey "toutou" kosa kou
13. tess ( 08/01/2008 19:55)
mandeha am tv zao fa mba hande ijery anzany diso code zany klou! mbola tsy nahita:°)
14. LazaDaddy ( 09/01/2008 02:57)
sakaizakely:
nosoratana avy @ bokin'i James Brown
Fa angaha i James Brown no nanoratra an'io?
15. kelly13 ( 11/01/2008 12:17)
betsaka kou le brown d nafangaron'i sakaizakely marina, i Dan no izy fa tsy i James :wink:
16. penina ( 13/01/2008 20:05)
:-D Jackie Chan mandihy James Brown ve :-D
17. kelly13 ( 14/01/2008 07:20)
:-D:-D inavoutrable mintsy elah ty ka
18. penina ( 14/01/2008 11:06)
Ndry aloha mbola avoutrable tsara raha amin'izao no tsaboina eh. Raha vao mbola mahita ny rehetra ho inavoutrable mantsy dia mbola tsy lasa loatra. :°)
19. kelly13 ( 14/01/2008 14:59)
ahhhhhhhhhhhh, zay vao azoko le resaka fa nifamadika le dinika, hihihihihihi! tato no tokony nasiko le we san graal io, hitako no nipotsaka ny masonao =))=))=))=)):b:b
20. penina ( 14/01/2008 17:32)
mahay miala bala an, aleo tehafako mihitsy =D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1469