The DaVinci Code

21. kelly13 ( 14/01/2008 18:50)
misaotra nitehaka, za kou hitehaka anahako =D=D=D:-D:-D
22. penina ( 14/01/2008 19:11)
Aleo ajanona amin'izay ny tehaka.
Dia tairo amin'izay ary ny dinika, inona no tian'ny mpanoratra holazaina?
23. kelly13 ( 15/01/2008 06:48)
vakio ny boky d jereo ny sarimihetsika aveo :°)
24. penina ( 15/01/2008 21:02)
Koa raha tsy kofibay tsy ampy fialam-boly koa ndeha hamaky ny bokin'iny. Ny nijery an'ilay filma aza efa saika nanenenana. :°)
25. kelly13 ( 16/01/2008 09:09)
tsara ho anazy ny dibôné, latsaka ho azy ny taikafé
26. penina ( 16/01/2008 13:32)
"mendrika ho azy" fa tsy "latsaka ho azy" :°)
27. kelly13 ( 16/01/2008 14:06)
mamorona
28. penina ( 16/01/2008 18:01)
Izany ny tany aminay kah. Sady tany aminay be olona noho ny tany aminareo. Dia ny anareo izany no diso.
29. kelly13 ( 16/01/2008 20:03)
ountss mila bala eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3594