Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
soanja ( 05/01/2008 00:57)
Ny Devoly
Raha tena mahavita ny zava-drehetra Andriamanitra, maninona raha fohanany any io Devoly devoly na Satana io fa io no tena manelingelina antsika? Izy manko tia antsika e! Amiko sao tsy misy io Sata... tohiny
novalian'i xxx ny 18/01/2008 08:10
LIVAH ( 04/01/2008 17:58)
mba mila ny tononkira TSY MAINTSY... an'i black jacks é!!!
tena tiako be le hira indrindra ny tonony fa mahakasika ny fiainana andavan'andro!!miampy le sioka kely an!!! aoka fotsiny! ka mba omeo ny tonony zà fa misy tsy haiko ny eo ampovoavoany eo é!! merci... tohiny
tafita ( 04/01/2008 17:52)
ARAHABA EEE
Manasa ny namana manao ato anaty serasera Mba hifanom-bera Hiaraka hifaly hihoraka hoe BONNE ANNEE Hifampirary ny soa sy tsara izaho sy ianao Hoan' ny taona vaovao Izay no mba teny avy amin' i ... tohiny
novalian'i degree ny 25/01/2008 21:57
peugeot ( 04/01/2008 14:17)
LHL MAMONO VADY
Ahoana ny hevitrareo @ ity lhl mamono vhv ity e... tohiny
fetrakens ( 04/01/2008 07:24)
ARAHABA TRATRY NY TAONA 2008 E! NA IANAO NA LEIRY
:lol:Arahabaina daholo aloha nahatratra ity taona vaovao ity indray e! dia samy hifankahita eto indray isika rehetra na ny mpanohana ara-politika na mpisolelaka ara-politika na tsy miankina e:lol:!... tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/01/2008 02:42
niryna ( 04/01/2008 05:25)
Kanefa kosa hoy Izaho hoe !!!
[b] 27 Efa renareo fa voalaza hoe: " Aza mijangajanga" (Eks.20.14). 28 Fa izaho kosa milaza aminareo fa izay rehetra mijery vehivavy hila azy dia efa nijangajanga taminy tam-pony sahady.[/b] I... tohiny
soanja ( 04/01/2008 01:22)
Soratra nosoratan'i Jesoa ho antsika
Lasa ny saiko nandinika hoe raha mba i Jesoa mihitsy no nanoratra sy namela hafatra an-tsoratra ho antsika dia nilamina isika Kristianina e. Mino aho fa lafatra ny zavatra nosoratany. Efa nisy ny so... tohiny
novalian'i prime ny 15/01/2008 05:46
niryna ( 03/01/2008 22:33)
Ahoana no hevitrao?
Inona tokoa no mahatonga ny olona tsy manaiky an'i kristy ho Mpamonjy sy Tompo? Hindramiko kely ity lahatsoratra ity ry kiranil a [b]Toutes les autres religions ont été fondées par des être h... tohiny
novalian'i niryna ny 05/01/2008 04:04
penina ( 03/01/2008 20:42)
MIT open course-ware
Mety efa malaza fa mety misy tsy mahalala dia atoroko ihany. Ny style Gasy dia hoe omena bourse ny mpianatra mba amporisihina azy hianatra. Dia fanampin'izay dia koa hoe: aleo izay tia hianatra dia... tohiny
novalian'i Papoose ny 20/01/2008 02:20
RyAnona ( 03/01/2008 20:18)
TRATRY NY TAONA DAHOLO E!
DIA HO TAHIAN `ILAY OMALY SY ANIO ARY HO MANDRAKIZAY Ary misaotra ireo izay nanantontosa sy nanotrona ny fiaraha nanao veloma ny taona tany berlin ary ireo avy lavitra be toy ny avy any paris sy mon... tohiny
RyAnona ( 03/01/2008 20:14)
mariazy
nampiakatra vady ilay ranamana ary efa nisy olonatiany nefa tsynanaiky azy mihitsy. Farany ny heviny naka olon-kafa izy. T@ izay fotoana izay indrindra namaly koa ilay iray ary dia nilaza fa hanaikyny... tohiny
novalian'i tsoupou ny 07/01/2008 14:15
niryna ( 03/01/2008 18:03)
Toro -hevitra ho an'ireo izay mbola hiteraka
Miankina amin'ny fiainana misy ny reny no ho avin'ilay zaza ao am-bohoka. -Izay toetra ananantsika mandritra ny fotoana maha-bevohoka antsika na ny vady dia iny no hipetraka ho toetran'ilay zaza.(fa... tohiny
novalian'i niryna ny 17/01/2008 18:17
minousikeli02 ( 03/01/2008 17:43)
slyt
slt doly o!!!!!!!!!!:D... tohiny
endrika01 ( 03/01/2008 13:16)
FALY MIARAHABA !!!!
Faly miarahaba ny namana rehatra tsy an-kanavaka ny tenako ,tratr'izao taona vaovao 2008 izao. Enga anie ho taona vaovao hitondra soa sy fanambinana,fahasoavana,fahasalamana,fifaliana,fitiavam-ba... tohiny
novalian'i kawatry ny 22/01/2008 14:13
nandrianina1 ( 03/01/2008 13:10)
reelle VS virtuelle
za reto tsy mety manana namana reelle maharitr zan minsty fa tsy a! na vavy io na lahy an! nefa za mba tsapako hoe tia namana ihan inn n mahatonga zany?... tohiny
salopard ( 03/01/2008 12:13)
interdiction de fumer
Ho trotroin'ny taona 2008 ireo izay triatran'ny taona 2007: En Europe en général et en France en particulier, il est interdit de fumer : Dommage femme, asiatique, européenne, africaine, maghré... tohiny
novalian'i Jeankely ny 12/01/2008 02:42
boots ( 03/01/2008 08:04)
hangataka tonokira
manao ahoana e! mba angataka ny tonokira an' Ricky Taratr'hazavana svp! Merci... tohiny
fijo ( 02/01/2008 22:23)
jesoa "jiosy mpanota"
dia nanaraka nyjour de seigneur indray aho ny alahady 30/12/07 teo ary dia naheno ity teny ity tao amin'ny fandaharana momba ny finoana jiosy. i "hirsh jean" no miteny: hoy izy,i jesoa dia tsy nis... tohiny
novalian'i prime ny 14/01/2008 14:12
niryna ( 02/01/2008 17:06)
Ampio aho fa diso lalana,raha mba fantatro mantsy!
Misy rangahy iray niasa tamin'ny orin'asa nandritra ny 35 taona. Araka izany fahelana tamin'ny asa izany dia mazava ho azy fa tsara fiasa io rangahy io:Tonga ara-potoana ,tsy tara.Tsy mivoaka aloha iz... tohiny
novalian'i niryna ny 11/01/2008 07:38
ramahay ( 02/01/2008 16:41)
Hira
Salama e! Mba tiako ho hay ilay hiran'ny Tarika Ny Ainga hoe tiako Antananarivo iny ka izay mba mahay ny tonony de mba omeo aho e! Misaotra ry namana a! Rija.... tohiny
novalian'i tafita ny 03/01/2008 10:49
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6972