reelle VS virtuelle
1. nandrianina1
(
03/01/2008 13:10)
za reto tsy mety manana namana reelle maharitr zan minsty fa tsy a! na vavy io na lahy an! nefa za mba tsapako hoe tia namana ihan
inn n mahatonga zany?
inn n mahatonga zany?
novalian'i nandrianina1 ny 12/01/2008 02:27
3. nandrianina1
(
03/01/2008 14:30)
ka point inn @ mikasika amiko no tokony dinihako fa tsy tsy azoko tsara
4. ari.malala
(
03/01/2008 14:41)
ny fomba firesaka, somary henjam-piteny ve enao, sao d peau de colle be enao na possessive loatra ohatra. Fa tsy maharitra ahoana alou le tiana tenenina e
5. nandrianina1
(
03/01/2008 14:55)
Fa tsy maharitra ahoana alou le tiana tenenina e
oh:aton'ny olona havana ra misy patsa reny e!
za lo somary mahitsy fiteny zay e
tsy peau de colle za fa tena olon independanteb
possessive YES @ zavatro
6. neo83
(
03/01/2008 15:34)
Slt reelle sy virtuelle.
Tsy ny namana no tsy mety mijanona aminao fa ianao mihitsy no mety mandroaka azy na manao izay mankaleo tsotra izao. Raha mieritreritra ianao hoe ity ndray zao dia tsy haharitra, dia raha izay no tonga dia ao antsainao, dia normal fa izay zvt eritreretina dia misy influence tsikelikely ety ivelany. Hitan'ilay namanao iny, normal izy raha tsy misy tamana.
Tokony tsy izany no eritreretinao fa mba ataovy positif anie ! tonga dia taraiky izay tsy te-ho taraiky.
Izay ihany fa tsy aiko raha mety aminao izany na tsia e.

7. toons
(
03/01/2008 16:00)
Salut,
Za zao mbô te ho namanao satria mitovy tsika sy ianao. "Qui se ressemble s'assemble!" Sa ts'izany? :}
D mila miresaka matetika tsika de mifaly de mikoràna de mifananihany de ... be dia be e.
Za zao mbô te ho namanao satria mitovy tsika sy ianao. "Qui se ressemble s'assemble!" Sa ts'izany? :}
D mila miresaka matetika tsika de mifaly de mikoràna de mifananihany de ... be dia be e.
9. nandrianina1
(
03/01/2008 16:10)
neo83:
Slt reelle sy virtuelle.
Raha mieritreritra ianao hoe ity ndray zao dia tsy haharitra, dia raha izay no tonga dia ao antsainao, dia normal fa izay zvt eritreretina dia misy influence tsikelikely ety ivelany. Hitan'ilay namanao iny, normal izy raha tsy misy tamana.
Tokony tsy izany no eritreretinao fa mba ataovy positif anie ! tonga dia taraiky izay tsy te-ho taraiky.
Izay ihany fa tsy aiko raha mety aminao izany na tsia e.
ko za ary v ry neo mitady namana maharitra mafy d @ fomba aona ko ny eritreretako anzany :(
10. diamondra27
(
03/01/2008 16:16)
aza miova na inon na inon toetranao fa ze tsy tia dia miala, matoa tsy tia izy de izy no ratsy fa tsy ianao.
Raha tena namana izy de mi-accepter ny toetranao ka sendra le mbola tsy te namana njy zany fa mbola ho avy eny ihany izy
zara aza mahlala we havako raha misy patsa le ol de am zay tsy ataonjy namana tsony izy.
Be de be akia ny namana virtuel a, refa tsy tianjy Na tsy nifanentana ny affinité de ovaina ndray de tsy asina olana na atao makarary fo zany.
Raha réel njay de iny no zava-debe ataovy maro ny sakaiza fa 1 ihany no itokio
de bonne chance zany.
Sao de mpandainga kosa njy de tsy tian'ol hiiii

11. xxx
(
03/01/2008 16:29)
diamondra27:
aza miova na inon na inon toetranao fa ze tsy tia dia miala, matoa tsy tia izy de izy no ratsy fa tsy ianao.Raha tena namana izy de mi-accepter ny toetranao ka sendra le mbola tsy te namana njy zany fa mbola ho avy eny ihany izy
tsy d'accord amin'io voalazan'i diamondra io aho...
raha namana efa mahavita ratsy anao manao tsinontsinona anao, dia mbola accepter-na ihany satria hoe namana izy....an an an! aleoko tsy misy toy izay pôlisy mba marina mafy! aleo irery toy izay manandratsy......
tsy ny mpanolotra sujet no tiko asina eto fa ilay hevitry i diamondra no tsy ekeko loatra:wink:
12. xxx
(
03/01/2008 16:33)
amiko matoia raha namana hialàna lavitra dia misy ratsy ao aminy izay matoa halavirin'i olona.....
ka tokony hiova izy raha te hanana namana....
izaho manokana dia miala lavitra an'ireny namana ratsy tsy fanao namana ireny.....atao inona moa????hanampy trotraka ny problem eo amin'ny fiainana ve???
ka tokony hiova izy raha te hanana namana....
izaho manokana dia miala lavitra an'ireny namana ratsy tsy fanao namana ireny.....atao inona moa????hanampy trotraka ny problem eo amin'ny fiainana ve???
13. nandrianina1
(
03/01/2008 16:38)
xxx:
amiko matoia raha namana hialàna lavitra dia misy ratsy ao aminy izay matoa halavirin'i olona.....
ka tokony hiova izy raha te hanana namana....
izaho manokana dia miala lavitra an'ireny namana ratsy tsy fanao namana ireny.....atao inona moa????hanampy trotraka ny problem eo amin'ny fiainana ve???
fa aona ary no heverin'i xxx fa ratsy fanao za
olona isolé b za hatramzay de tsy mba nanana namana betska :(
14. booboo
(
03/01/2008 16:44)
Nandrianina1 > resaka tadin-dokanga tsy mitovy no isan'ny mahatonga an'izany...
15. xxx
(
03/01/2008 16:45)
nadrianina1: efa we tsy toi no asiko amin'ulay tiko lazaina io fa ny fomba fataoko amin'ny olona tsy azo atao namana io! raha namana ratsy toetra namana mamadika namana mahavita ratsy aminao na amin'ny lafin'ny inona na inona dia efa tsy namana izay amiko ary hialàko lavitra tanteraka, ary nanenenako aza ny nifanerasera sy nahafantatra azy ka ho ataoko toy ny tsy fantatra sy tsy misy ary tsy te hahalala ny momba azy akory intsony izao....
matoa ny olona miala pà azy dia ao raha....
matoa ny olona miala pà azy dia ao raha....
16. xxx
(
03/01/2008 16:51)
nandrianina1:
[quote=xxx]
za
olona isolé b za hatramzay de tsy mba nanana namana betska :(
mety ho azoko ihany ny antony tsy hananao namana raha izany....hoe isolé! olona reservé be loatra no manana io toetra io....ny olona reservé tsy miavona fa mila ampiresahina sy arahina akaiky mihitsy vao afaka mipetaka tsara amin'ny namana....
olona somary saro-kenatra tsy dia sahy sahy izany...raha tena izay ny toetranao dia manaova ezaka kely fotsiny , manatona ny ankizy dia miresaka mandray anjara amin'ny resaka hatao....na ho any na tsy ho any tsy maitsy mahazo namana liana aminao ihany ny farany...
mbola aveiko indray fa ny hevitry diamondra ets ambony no tsy dia ekeko loatra fa tsy i nandrianina no tiko lazaina hoe namana ratsy hialàn'ny olona pà an!:wink: tsetsatsetsa tsy haritra ny ahy iny.
17. booboo
(
03/01/2008 16:54)
matoa ny olona miala pà azy dia ao raha....
tsy iombonan-kevitra raha raisina @ hoe ny tena ialàna pà no " diso ". Azo eritreretina ihany koa hoe ilay miala pà no diso fanantenana fa tsy nifanentana t@ attentes-ny ny azony sy hitany rehefa nivadika tena izy @ izay ilay virtoaly teo...
Ny tiako tenenina dia hoe mety misy antony be dia be tsy mampaharitra ilay raha : mety ny tena no diso, mety ny hafa no nanantena raha hafa mihitsy, mety ny tadin-dokanga no tsy mifanentana, mety sns.
18. xxx
(
03/01/2008 17:00)
ny ahy aloha hialàna pà raha raha efa ratsy e! mapisy problema fotsiny....amiko manokana io fa any an'i hafa tsy haiko! tokony ho tonga saina ihany raha miala pà anao daholo ny olona indrindra hoe ratsy toetra ianao:°)
19. lo
(
03/01/2008 17:13)
ary mety ve rah andramana we d atao ny diagnostic aveo rah tena rava toko le finamanana (serieux lol)
20. booboo
(
03/01/2008 17:13)
xxx > :°):°):°):°):°) ( tsy mino loatra zà hoe ny ratsy toetra mety ho tonga saina zany :°):°):°):°) )
:arrow:
:arrow: