reelle VS virtuelle

21. xxx ( 03/01/2008 17:29)
^:^^:^^:^marina be aloha izany e! ka izay no mahatonga anahy hoe dia aleo ianao no miala pà! raha sendra io cas io an! fa amiko raha tsy mitovy ny tadi-dokanga tsy dia hialàko izy fa mi s'adapte amin'ny toetrany fotsiny aho dia basy
22. fasaly ( 03/01/2008 17:31)
lo:

ary mety ve rah andramana we d atao ny diagnostic aveo rah tena rava toko le finamanana (serieux lol)
tsy mazava:-P:wink:


23. penina ( 03/01/2008 17:58)
Izaho aloha hatramizay dia nanana namana be dia be eh, lasa nisy virt koa aza amin'izao hahaha.

Izao no fika, mila mahay hahaha.
24. tess ( 03/01/2008 18:25)
:roll::roll:
25. kelly13 ( 03/01/2008 18:43)
mahay inn
26. cutie ( 03/01/2008 18:52)
nandriana
aiza alou le mp3 e :-D
27. penina ( 03/01/2008 18:52)
zay zay, ianareo roa izao tsy nahay :-D
28. cutie ( 03/01/2008 18:53)
nandrianina1 kay fa diso oups
29. kelly13 ( 03/01/2008 18:55)
ampenaro :°)
30. penina ( 03/01/2008 18:59)
"an-dratonga" fa tsy "an'i ratonga" ohatra :-D
31. xxx ( 03/01/2008 19:26)
kally: andao hanao solomaso be de lasa intelo!:°)
32. fasaly ( 03/01/2008 19:27)
kelly: zà io fa lasa xxx:x
33. diamondra27 ( 03/01/2008 20:21)
xxx:

diamondra27:

aza miova na inon na inon toetranao fa ze tsy tia dia miala, matoa tsy tia izy de izy no ratsy fa tsy ianao.Raha tena namana izy de mi-accepter ny toetranao ka sendra le mbola tsy te namana njy zany fa mbola ho avy eny ihany izy



tsy d'accord amin'io voalazan'i diamondra io aho...
raha namana efa mahavita ratsy anao manao tsinontsinona anao, dia mbola accepter-na ihany satria hoe namana izy....an an an! aleoko tsy misy toy izay pôlisy mba marina mafy! aleo irery toy izay manandratsy......
tsy ny mpanolotra sujet no tiko asina eto fa ilay hevitry i diamondra no tsy ekeko loatra:wink:


____________________________________

d'accord aminjy za ra zay aky fa eto za zany de mipetraka am plasin'ny nadrianina we :ol voadona izyfa ataon'ol filandratsy mahita fotsiny sy hanaovan'ny ol havako ra misy patsa de zay le nataoko we: aza miova fa matoa manana zany toetra zany de tsra saingy mila mitandrina fotsiny mba tsy ho victime foana we refa lasa ny mamy aminao de ialàn'ol fa raha tena sincère le namana hitany we ol tsara i nandrianina de mijanona aminy

nandrianina1:
Ny fahitako azy koa zany araka ny données de isolée njy de lasa otran'ny we compenser-njy am zay ny manke d'amitié aminjy de ze mangataka de omena de refa tsy manome tsony njy de njy no ratsy
cas efa hita teo am ferahamonina zany.
Zay le we trop bo tro con

fa raha oh kosa ka ratsy ny toetranjy de mazava ho azy fa raha vao tsikaritry ny peuple we misy tsy mety de miala ny ol, na virt zany na réel
za alou tsy mitsara anjy na tsara na ratsy toetra njy fa za milaza ny cas en général
====> mila mailo fotsiny njy fa tsy tondé mandray ny namana we tena namana.
Ny ol samy manana ny heviny am resaka we namana avy
Mila fatarinjy we: ty ol ty apetrako aiza ny plasiny, asio categorie aky a :-D:-D
we namana mpiresaka
namana mandalo
namana tena izy
namana am andro sarotra
nammana mpanoro hevitra sns sns


34. penina ( 03/01/2008 20:44)
in-telo fa tsy intelo :°)
35. fasaly ( 03/01/2008 21:21)
intelô! tsy "o" kely ny farany fa "ô" io lay mila solomaso....:P
36. vale ( 03/01/2008 23:16)
nandrianina1:

za reto tsy mety manana namana reelle maharitr zan minsty fa tsy a! na vavy io na lahy an! nefa za mba tsapako hoe tia namana ihan
inn n mahatonga zany?

bedebee,nyantony mahatonga izanye: tsy sociable enao ohatra, na égoiste, na tsy be teny,na tsy zatra mifangarognaro ami'nolona, ezaho ovaina ireo toetra ireo raha te hanana namana réél maharitra, anefa koa anie tsy tsara ny manana namana réel marobe e, namana 1 ihany hi_confiéna zavatra(izay maha_namana azy.) fa ny sisa ataovy potes de basta. Andramo ireo conseil_ko ireo fa ahita NAMANA sy nama_namana enao!:lol::-*

37. lo ( 04/01/2008 03:09)
nandrianina1 > fa inona toko alo aminao ny atao we "tia namana ihany" e, so d any le olana. ahona ny fomba fanehoanao anzany? tsapan'le namana ve? hitanao misy réponse v aminy (we misy ahitanao we tsapany le fitiavanao azy) sa tena mbola tsy nahita anzany miitsy enao? so d resaka objectif tsy mitovy koa ohatra, we ny anao zvtr hafa no tedavina, ny azy zvtr hafa?
d fanontaniana farany hapetrakao am tenanao ahafeno ny autodiag : ol namana be tany am virtuel ve no lasa rava refa lasa réel sa tena juste we réel hatram voloany ny fifandraisana? fa maninona no mety le izy refa virtuel fa niova refa réel?

afaka miteny daholo izahay reetra we zao na zao ny olana sy ny vahaolana, fa enao iany no tena mahalala nefa, manampy anao hanao autodiagnostic fotsiny zay rah ny tena marina
38. ikaretsaka ( 04/01/2008 03:18)
nandrianina1> diniho akaiky ny momba anao.. @ lafiny toetra, vatana, fihetsika fiteny sns.. (ampitahao ny reel sy virtuelle amin'ireo.. aiza no mitovy aiza no samihafa?
sao mitsingevana ao @ virtuel ao
39. nandrianina1 ( 04/01/2008 04:22)
misotra diamondra xxx vale lo ry x y z rehetr
eny ary mandinin-tena zan no mety
lo>
d fanontaniana farany hapetrakao am tenanao ahafeno ny autodiag : ol namana be tany am virtuel ve no lasa rava refa lasa réel sa tena juste we réel hatram voloany ny fifandraisana? fa maninona no mety le izy refa virtuel fa niova refa réel?

le reel tsy las virtiel fotsin fa tsita tson mints
elefaso ny questionnairen Dr lo fa vonono za
40. penina ( 04/01/2008 05:22)
Za ny pre ary aloha:

Ataonao inona ary aloha namana?

sao dia tsy hitanao akory ny ilavana azy dia lasa aifikifikao tsy fidiny ry zareo. :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0622