reelle VS virtuelle
82. Veloo
(
05/01/2008 23:55)
kelly13 [ Valio ] 05-01-2008 12:45:58
Lohateny : Re : reelle VS virtuelle
hay ra any njy d misy le kambana amiko any, anotanio nge i tess sy fasaly
:-D:-D:-D njy ty mampimw mihitsy ry Kelly ka:-*
83. sakaizakely
(
06/01/2008 07:19)
nga kala kelly kely eto @ rp de tsy milaza akory ? kay de mifanongotsongo tamindRatonga tany @ Carrouf tany an ! atasiô
Tongava aty hotsongoiko e :-D:-D:-D:-D
Tongava aty hotsongoiko e :-D:-D:-D:-D
84. nandrianina1
(
06/01/2008 08:30)
fasaly:
kambana hoatra n'i fasaly sy tess ihany i mamz sy kelly fa ny iray botabota ny iray kely otran'ny ps-ny ihany e:-D ny feo mitovy be mitry samy manja feo no mi-rrrrrrrrrouler rrrrrrrrrrrrrrrr beuh dol:-D
fantatro mintsy reo fa kambana de ndraindray az iz miara-matory e?
85. nandrianina1
(
06/01/2008 08:39)
lo:
za marina toko mba te hanana namana otran'i nandrianina1 ry zareo aa, réel fa tsy virtuel nefa :D
hazavao tsra alou ny tenin'lo e!
te hanana namana mitovy @ nandrianina
sa te hanana namana otran'nandrianina
86. fasaly
(
06/01/2008 08:47)
penina: ny olona mi rouler mmmmmmm! anie manao style n'ireny olona mu begaye ireny e! tsy aleo mirouler p
89. kelly13
(
07/01/2008 08:47)
loza fa lazain'i ratonga fa miavona indray ny tenako! hahahahahahahahaha, za tsy sure oe enao le izy ka, d nojerevako le blog nataon'i tess t@ 5è anniversaire serasera iny d zay za vao sure, hahahaha, nga enao etoi les ulis?
fasaly>mifona zato arivo fa laozako nandende tany massy (rp)omaly hariva d adinoko ny niantso anjy! ra tsy d vizana lôtra njy rariva d andefaso sms za d antsoiko njy aveo
sakaizakely>:oops: zay ty efa hody rapitso :°):°):-D:-D
penina>za tsy mi rouler r lazain'i fasaly io fa mi rouler p

90. fasaly
(
07/01/2008 13:05)
kelly: ka hata oahoana fa voapetsaka njay ny tenanay eè! soa fa nisy film manja beuh tam be.tv de mbola variana tamin'iny:?:-D
95. xxx
(
08/01/2008 01:21)
nandrianina1:
za reto tsy mety manana namana reelle maharitr zan minsty fa tsy a! na vavy io na lahy an! nefa za mba tsapako hoe tia namana ihan
inn n mahatonga zany?
satria misy milaza hoe " moments d' amitie hono no misy fa tsy ny vraie amitie"
ny amitie tena izy mahalana be eo amin ny fiainana. asa aloha......
96. nandrianina1
(
08/01/2008 03:25)
xxx:
satria misy milaza hoe " moments d' amitie hono no misy fa tsy ny vraie amitie"
ny amitie tena izy mahalana be eo amin ny fiainana. asa aloha......
ka XXX zany tsy mino we misy ny vrai amitie de inn zany le misy @mpivady reny ka ? reny zao mpinamana foan mandramaty
98. nandrianina1
(
08/01/2008 04:28)
le mbo maharitra no tiko fa tsy le mandalo de lasa reny tsy voatery ho vady io an
99. lo
(
08/01/2008 04:58)
ie milay zany k, tsisy dikany lotra ko ne zany we namana tsy maharitra zany e
100. ari.malala
(
08/01/2008 05:55)
xxx:
satria misy milaza hoe " moments d' amitie hono no misy fa tsy ny vraie amitie"
ny amitie tena izy mahalana be eo amin ny fiainana. asa aloha......
Tsy marina izany! afaka misy ny vraie amitié, refa samy fidele sy samy loyale le olona roa hinamana.
nandrianina1, raha te hanana namana indry de mba mandehana iany koa aky @ ireny fihaonan'ny namana ireny a! am 09/02 zao d'efa misy, jereo any @ dinika fety sy fihaonana fa misy vaovao fona any hoe amzao ndray misy d tongava fa hahazo namana indry. De mahità izay tadiavina e! de mahareta hatramin'ny ela ndrindra :-*:-*:-*