reelle VS virtuelle
42. niryna
(
04/01/2008 05:46)
nandrianina1:
za reto tsy mety manana namana reelle maharitr zan minsty fa tsy a! na vavy io na lahy an! nefa za mba tsapako hoe tia namana ihan
inn n mahatonga zany?
ilay resaka hoe tia namana aloha dia mila manome fitiavana isika vao mahazo fitiavana,Ny tiako ho tenenina dia hoe arakaraky ny fifandraisanao amin'ny olona no handraisan'ny olona anao.Misy ohatra saro-kenatra dia tsy tia namana,dia mihidy be izy dia tsy sahy manatona koa ny olona.Misy matahotra ny ho tiavina dia tsy sahy mitia olona intsony. Misy ny toetra no mampandositra ny olona,ohatra hoe raha olona tia mijery zavatra amin'ny lafiny tsara foana izy kanefa tonga ilay namana misy tsininy foana izay olona manodidina azy na zavatra feno fanankianana foana no resahiny avy hatrany dia mandosidositra na tsy te-hiresaka aminy intsony ilay olona. Arakarany io e,misy koa ilay olona mihitsy no tsy mitovy ny tady lokanga dia tsy afaka ny hiaraka aminao izy na hianao koa tsy mahay miaraka aminy.
Ny tena namana dia namana eo anilanao foana ary manitsy raha misy fahadisoana,mihaino izay mahazo anao ary tsy mba matahotra ny milaza ny marina na dia mandratra aza ilay izy,mihoatra noho ny mpiray tam-po mihitsy aza rehefa ao anaty ny fifankatiavanareo,hianao sy izy ihany dia mahalala hoe ny mitovitovy ihany no miaraka matetika io an.Misy zavatra betsaka hiaraha mizara,na mifanaraka na miara mitovy ohatra dia mandeha ho azy ilay izy.Sarotra be ny mahita namana tena namana ka raha manana hianao dia tiavo amin'izay maha izy azy izy fa aza asiana fanankianana fa izy koa dia tokony ho tia anao amin'ny maha hianao anao.
43. nandrianina1
(
04/01/2008 06:50)
penina:
Za ny pre ary aloha:
Ataonao inona ary aloha namana?
sao dia tsy hitanao akory ny ilavana azy dia lasa aifikifikao tsy fidiny ry zareo. :wink:
anovako an'zao resaka ataoko @nareo rehatra zao ka
ka inn n tian'ny penina virt sa real:?::)
44. nandrianina1
(
04/01/2008 07:00)
niryna:
Ny tena namana dia namana eo anilanao foana ary manitsy raha misy fahadisoana,mihaino izay mahazo anao ary tsy mba matahotra ny milaza ny marina na dia mandratra aza ilay izy,mihoatra noho ny mpiray tam-po mihitsy aza rehefa ao anaty ny fifankatiavanareo,hianao sy izy ihany dia mahalala hoe ny mitovitovy ihany no miaraka matetika io an.Misy zavatra betsaka hiaraha mizara,na mifanaraka na miara mitovy ohatra dia mandeha ho azy ilay izy.Sarotra be ny mahita namana tena namana ka raha manana hianao dia tiavo amin'izay maha izy azy izy fa aza asiana fanankianana fa izy koa dia tokony ho tia anao amin'ny maha hianao anao.
marina mintsy ny tenin'i niryna notsipihiko io fa le tohiny anie no tena baraingo e:?::?:
45. xxx
(
04/01/2008 12:13)
nandrianina: tena marina fa sarotra ny mahita namana tena namana fa raha tsy fantarinao aloha izy tsy ho fantatra izany...noho izany dia andramana aloha ny minamana aminy fa raha tsy atokisana dia hialàna moramora sinon tsy ahazo namana mitsy
46. ari.malala
(
04/01/2008 13:12)
fanampin'ny an'i xxx, d miezaha ho integre, aza d diso reservee lotra
47. diamondra27
(
04/01/2008 14:20)
nadrianina1: zahay zany zao ao am le sokajy namana fangalàna hevitra sy tafatafa :-D:-D:-D mety ka:wink:
xxx: mazava tsara mitsy le voalazanjy eto, sady d'ac za
xxx: mazava tsara mitsy le voalazanjy eto, sady d'ac za
49. Veloo
(
04/01/2008 15:17)
oy i diams,
marina io fa ny tokony ataon'ny mpinamana dia mila mahay mi-s'adapter @ character ny tsirairay...ary rehefa tena ita fa tsy mety dia miala na manao manao ahona fotsiny sisa.
aza miova na inon na inon toetranao fa ze tsy tia dia miala, matoa tsy tia izy de izy no ratsy fa tsy ianao.
Raha tena namana izy de mi-accepter ny toetranao ka sendra le mbola tsy te namana njy zany fa mbola ho avy eny ihany izy
marina io fa ny tokony ataon'ny mpinamana dia mila mahay mi-s'adapter @ character ny tsirairay...ary rehefa tena ita fa tsy mety dia miala na manao manao ahona fotsiny sisa.
50. karinah
(
04/01/2008 16:08)
penina::lol::-D:-D:-D:-D, mitady izy koh!:lol::oops:
Za ny pre ary aloha:
Ataonao inona ary aloha namana?
sao dia tsy hitanao akory ny ilavana azy dia lasa aifikifikao tsy fidiny ry zareo. :wink:
51. lo
(
04/01/2008 16:48)
nandrianina1 > ka tsy za ne no mametraka fanontanina fa enao no mametraka aminao sady mamaly e, miainga amle zvtr nolazain'ny tsirairay reo, fa rah ny fahitako azy alo tokony tsy hanana olana enao e, rah otran'ny firesakao virtuel ny firesakao réel :-)
52. nandrianina1
(
04/01/2008 16:53)
lo:
ary mety ve rah andramana we d atao ny diagnostic aveo rah tena rava toko le finamanana (serieux lol)
fa iz no manao an'io ka
53. xxx
(
04/01/2008 16:54)
:°)marina izany e! sa ve otran'ny ilay hoe mandevo-tay antsalàka ireny! rehefa virtuel bla bla lbla fa refa relle bonaika tsy mahateny na "a" aza:-D:-D:-D:-D
55. nandrianina1
(
04/01/2008 17:02)
lo:
nandrianina1 > ka tsy za ne no mametraka fanontanina fa enao no mametraka aminao sady mamaly e, miainga amle zvtr nolazain'ny tsirairay reo, fa rah ny fahitako azy alo tokony tsy hanana olana enao e, rah otran'ny firesakao virtuel ny firesakao réel :-)
ka nareo zao mampiresaka de manankalatra za ko
fa refa tsisy reo de aiz za no namao anzao sa manao auto-amie:?:
56. kelly13
(
04/01/2008 18:49)
avia ankia ho namako a! za mahay mi s'adapte @ tout le monde :wink: aiza no misy anjy? hihihih asv zany e,
58. lo
(
05/01/2008 02:52)
nandrianina1 : eny e, enao no manao anle izy k, fa le notsipihanao tery ambony (le tena diag tsy auto) d tena minamana réel miitsy kalony tsika d hita eo we nanaona ny evolution après klk tps :)
59. niryna
(
05/01/2008 04:23)
kelly13:
avia ankia ho namako a! za mahay mi s'adapte @ tout le monde :wink: aiza no misy anjy? hihihih asv zany e,
zah koa
60. nandrianina1
(
05/01/2008 09:23)
kelly13, kiadi, lo, nirynaaiza daholo nareo e?
iza no anao real de iz no virt
iza no anao real de iz no virt
