Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i nandrianina1, milahatra araka ny daty
nandrianina1
(
31/03/2008 13:09)
ra mahaliana anao
mitady nouveaux sortant na informaticien autodidacte te hiofana hidirana eo @ sehatrin'ny developpement
mahita rirany @reto:
php, flash, photoshop na firework,javascript/ajax, css2
manana sens ...
tohiny
novalian'i nandrianina1 ny 01/04/2008 02:48
nandrianina1
(
04/02/2008 06:21)
Tenimiafina
fa aona marina ny momba le teny miafina e? ny oul 1 nga afaka manana teny miafina roa? efa novaiko ny tenimiafinako nefa mbola tafiditra @ teny miafina voalohany fona za refa niditra forum, sady tsy m...
tohiny
novalian'i penina ny 09/02/2008 19:13
nandrianina1
(
29/01/2008 03:29)
HIAIKY VE SA TSY?
Miarahaba antsika namana rehetra,
mba nadinika ihany wa za eto @ forum serasera de ahitana zavatra maro mintsy: na alahelo, na fanontaniana manitikitika, na mitady namana, na vahaolana sns...
betska...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 01/02/2008 04:28
nandrianina1
(
03/01/2008 13:10)
reelle VS virtuelle
za reto tsy mety manana namana reelle maharitr zan minsty fa tsy a! na vavy io na lahy an! nefa za mba tsapako hoe tia namana ihan
inn n mahatonga zany?...
tohiny
novalian'i nandrianina1 ny 12/01/2008 02:27
nandrianina1
(
04/09/2007 14:37)
tontolo iainana sy fahantrana?
Mba ilako fanazavana kely ny fomba hanatsarana ny tontolo iainana ra mbola mahantra ny ankamaroan'ny gasy fa to raha voa resaka tontolo iainana mantsy de resaka biodiversity foana no priorité sy miba...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/11/2007 17:59
