HIAIKY VE SA TSY?
1. nandrianina1
(
29/01/2008 03:29)
Miarahaba antsika namana rehetra,
mba nadinika ihany wa za eto @ forum serasera de ahitana zavatra maro mintsy: na alahelo, na fanontaniana manitikitika, na mitady namana, na vahaolana sns...
betska ny fampaherezana azon'ireo reraky ny adi-tsaina, misy koa ny voeux isan-karazany. nefa misy ko ny teny maharary, ny ompa tsy laizana tsony. kanefa indrisy fa zavatra tokana no tsy mbola itako teo ny fifonana.tsy mbola nahita an'io mintsy za asa alou ny tany alou tany e!
tsy mbola nisy niteny mintsy teo we "tena nifona @nao fa narary iny teniko iny, ao fa sitoniko ra mahafaly anao zany"
tsy tokony atao ve zany hozy nareo?samy gasy ihany anie na de tsy mifankahita aza e!
Aona kay ny hevitrareo ra mba asina loha-hevitra we "fifonana" eto @sera²?

novalian'i ainaheri ny 01/02/2008 04:28
2. LazaDaddy
(
29/01/2008 03:59)
nandrianina>
1) misy ny manao azafady sy mifona na miala tsiny eto ka. Mety misy ny manao izany amim-pahatsorana, misy koa ny mihatsaravelatsihy tsy ferana.
2) Nandrianina angaha nahazo teny maharary? Tamiko ve? Ifonako raha avy tamiko dia mamela ahy fa tsy tsaroako akory sady tsy tsaroako ny niala tsiny :)
3) Nefa koa raha nahazo teny maharary aza i Nandrianina dia aza atao mahakivy na tsy mifona aza izay nanao izany an! Mety vao "eo an-dalam-pianarana" izany hoe "miala tsiny" izany koa mantsy izy raha tsy mbola nanao izany hatramin'izay niainany :-*:)

3. Papoose
(
29/01/2008 05:25)
mety misy nanao ihany fa privee tany fa tsy teto satria mety ao ohatra ny tsy te hiseho hoe diso de ataony eto!! fa za koa mahatsikaritra an'io lazain'i nandrianina1 io
4. nandrianina1
(
29/01/2008 17:05)
Laza> an3 tsy avy t@ laza fa aza manahy ka!:-*
nena mbola zakako ihany fa misy nge ao tena mampalahelo mintsy anovan'oul azy refa mafana zay ny adi-hvtr e! de mba tonga saina ihany ny tena we ahona kou ary zany8O? tsy mahakivy le iz fa mahagaga ka!
sa we @ le lazain'papoosy io angaha ka sty mifaka a!

5. penina
(
29/01/2008 20:18)
Iza koa no hifona eo?
lasa resaka mitofezaka kely io raha hifona daholo izay diso.
Lasa hoe heinnnnnnnnnn dia mitakoko kely.
Sa zany no tian'i nandrianina1.
Ny ahy aloha aleoko mijery olona miala bala toy izay mijery anazy manjoretra mifona kely etsy eh.

6. nandrianina1
(
30/01/2008 01:55)
Hita minsty Pen we mbola tsy naharary noho ny teny,
io anaka tena mandratra noho ny tsatok'antsy a! sady mahatonga ny ady drindra @vhv

7. ikaretsaka
(
30/01/2008 02:29)
rehefa demontre aloha hoe diso izy dia betsaka ihany no mifona amin'ny hadiisoany e...
9. Rasiligaoma
(
30/01/2008 06:13)
izaho koa raha voalaza hoe izao ny erreurs natao ka resy lahatra aho fa erreur tokoa ilay izy dia manao azafady sy miala tsiny ka,
fa raha tsy voaporofo, arosoy ny adihevitra

10. LazaDaddy
(
30/01/2008 23:28)
Rasiligaoma> tsara izany fa tsara kokoa raha tsy miandry olona hiteny foana vao mahatsapa tena
12. nandrianina1
(
31/01/2008 01:19)
rehefa demontre aloha hoe diso izy dia betsaka ihany no mifona amin'ny hadiisoany e...
Ka ra ohatra we itan'ny mpisera rhtr zao we io fa tena nandaka t@ ambavafo (@alalan teny io an) ve de inn ary no mbola demontrena eo
13. penina
(
31/01/2008 02:06)
wawawa fotsiny kay ny ao am fivv & co ao fa miandry fifonana. Aiza ilay hoe "mamela ny helokay tahaka izay namelanay izay nanao ratsy taminay"?
Ny ahy aloha ny mpanao ratsy izany tsy dia asiko sira mihitsy eh. Zarako aza afaka ny heloko koa. :°)
"Omeo azy koa ny havanana".

14. ikaretsaka
(
31/01/2008 02:36)
ka ny aho misy tsy mahataty ilay kritikena fa "mitsara" hono
ny ahy ny fanaoko sy filazako ao dia hoe "porofoy ny maha diso ny hevitro" "porofoy ny maha marina ny hevitrao"
rehefa tsy maha porofo.. mandehana mifona!