tontolo iainana sy fahantrana?

1. nandrianina1 ( 04/09/2007 14:37)
Mba ilako fanazavana kely ny fomba hanatsarana ny tontolo iainana ra mbola mahantra ny ankamaroan'ny gasy fa to raha voa resaka tontolo iainana mantsy de resaka biodiversity foana no priorité sy mibahan-toerana eto amitsika?
Toz tsy heno mintsy ny fako miavovona ny entona avokan'ny kitay ampirehetana charbon reny(mahakofona,manempotra)mintsy. Reny koa ve tsy tokona ilam-piheverena satria reny no tena mikasika ny mahantra tsy misy mpiahy
Misaotra miahola @ fanampiana
novalian'i xxx ny 11/11/2007 17:59
2. Solitikabe ( 04/09/2007 18:23)
Ka le fako tsy mampidi-bola ho an'ny WWF sy ny Conservation International koa
3. melody ( 05/09/2007 14:32)
solitikabe: marina mihintsy io lazainao io ka
4. darafify ( 05/09/2007 16:55)
Dia ny vovoka erak'Antananarivo koa
5. melody ( 05/09/2007 19:40)
darafify:ilay vovoka kosa aloha hatraiza hatraiza io na any @ tany mandroso aza rehefa maina be ny andro tsisy orana e...tsy hoe ny tany mahantra ihany no voan'io
6. cutie ( 06/09/2007 00:05)
Toz tsy heno mintsy ny fako miavovona ny entona avokan'ny kitay ampirehetana charbon reny(mahakofona,manempotra)mintsy. Reny koa ve tsy tokona ilam-piheverena satria reny no tena mikasika ny mahantra tsy misy mpiahy

tsy efa tokony anjaran'ny tokatrano tsirairay ve ny mamaha an'io olana io?
7. Solitikabe ( 06/09/2007 03:03)
cutie:

tsy efa tokony anjaran'ny tokatrano tsirairay ve ny mamaha an'io olana io?

Mba variana ihany aho amin'ny fanontanian'i Cutie, ny fantatro dia anjaran'ny tsirairay ny manala ny fako ao an-tranony sy ny tokotany, saingy anjaran'ny tanana izay andohavany hetra kosa no manala ny fako eny amin'ny tobim-pako. Tsy haiko aloha ny any aminareo ry Cutie an
8. cutie ( 06/09/2007 03:06)
Mba variana ihany aho amin'ny fanontanian'i Cutie, ny fantatro dia anjaran'ny tsirairay ny manala ny fako ao an-tranony sy ny tokotany, saingy anjaran'ny tanana izay andohavany hetra kosa no manala ny fako eny amin'ny tobim-pako. Tsy haiko aloha ny any aminareo ry Cutie an

haiko ny valin'io ka
manontany an'le mpametraka size za , fa izy manontany we in ny hevitra @ reny fako eraky ny tanana reny .:lol:
tsy azon'i solitika ny fomba famaliako dinika:lol:
9. Herimiafina ( 06/09/2007 03:12)
Fandrindrana Zaoridira= RRR (réduction, réutilisation et recyclage). Andraikitry ny Kaominina rehetra.

Tokony mizara telo:
-Fakofako andakozia (potik'anina, sns).
-Tavoahangy sns.
-Taratasy.

Misy Bac anakitelo karazana miloko samihafa hanariana azy ary avy eo mbola mandalo triage izay vao dorana na alevina amin'ny toerana voatokana, hampihenana ny CO2 sy ny NH4, izay manimba ny tontolo iainana. :@
10. cutie ( 06/09/2007 03:14)
Tokony mizara telo:
-Fakofako andakozia (potik'anina, sns).
-Tavoahangy sns.
-Taratasy.

aty no ohtran'io
tsy haiko ny any dago:lol:
11. Solitikabe ( 06/09/2007 03:24)
Hay ve eh, miala tsiny ary eh
12. cutie ( 06/09/2007 03:26)
:) no pble :D
13. mandrindra ( 06/09/2007 13:38)
samy manana ny laharampahamehana eo amin'ny fiainany. raha ny ho hanina anio sy ampitso aza mbola manahirana, tsy izay ho avin'ny tontolo iaianana mihitsy no handeha himasoana.
14. cutie ( 06/09/2007 14:46)
marina koa zany ry mandrindra a
anjaran'ny tsirairay ny mamaritra ny tontolo iainany:D
15. Solitikabe ( 06/09/2007 15:27)
Izay ilay hoe sarotra ho an'ny tsy ampy vary ny hikajy ny ala, ary tsy ny olona tsy ampy laoka mihintsy no andeha handany fotoana hamboly voninkazo. Ahahahahha
16. melody ( 06/09/2007 15:53)
cutie:ka raha samy mamaritra ny tontolo iainany akia d tsy hikorotana be ve satria ao ny tia ny madio ary ao koa no tsy mivaky loha sy ny tia korotana:wink:

17. cutie ( 06/09/2007 19:30)
de ao koa ny tsy ampy kaly hono :wink:
18. cutie ( 06/09/2007 19:47)
Mpandefa : melody [ Valio ] 06-09-2007 17:53:28
Lohateny : Re : tontolo iainana sy fahantrana?
cutie:ka raha samy mamaritra ny tontolo iainany akia d tsy hikorotana be ve satria ao ny tia ny madio ary ao koa no tsy mivaky loha sy ny tia korotana

tsy voatery ho tafaraka reo ka
mitokana ny tia madio de mitokana ny tia maloto:-D
Ohtran'ny aty aminay zao ohtran'zany :lol:
19. mandrindra ( 08/09/2007 08:22)
tsy misy ny hoe tia madio sy tia maloto. samy tia madio daholo fa saingy miverina amin'ilay nolazaiko tery aloha ho inn no laharampahamehana ho an'iza
20. cutie ( 09/09/2007 20:26)
saingy miverina amin'ilay nolazaiko tery aloha ho inn no laharampahamehana ho an'iza

arakaraky ny oul koa ngamba io .
Ny sasany na mahita hohanina aza mbola tsy miraharaha ny tontolo iainany ihany koa.
Zany no nolazaiko we misy ny tia maloto misy ny tia madio :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3796